Mampijaly vady

1. Herimiafina ( 02/06/2006 20:35)
Ny ahy ry zareo tena tsy dai tiako loatra le mahita olona milaza fa mijaly an.
Rehefa hitako mitaraina be ny olona miaraka amiko na mahatsiaro tena mijaly miaraka amiko dia aleo sarahana fa tsy tazonina eo fa sao de mijaly loatra.

Matetika izy tsy miteny aminao fa any aminólonkafa any ambadika any no be resaka de le olonkafa avy eo no mitatitra makany aminao.

répondu par Fiffi le 15/06/2006 20:17
2. Herimiafina ( 02/06/2006 20:37)
Raha tsy hoe fanahy iniany angaha le izy hialako taminy e! :roll:
3. cutie ( 02/06/2006 20:43)
No comment :P
4. diamondra27 ( 02/06/2006 21:10)
:-w:D
5. fasaly ( 02/06/2006 21:16)
ntsooooooo! zany an! tsy mba afaka sainina na ho fatarina angah no antony mamijaly azy no tonga de sarahina, tsy misy angah ny marimaritra iraisana???
tsy misy angaha ny "comprehension" am roa tonga, fa toudé we sarahina......vao maika izy mijaly raha izany:?:snif:
6. Fiffi ( 02/06/2006 21:18)
Herimiafina:
Ny ahy ry zareo tena tsy dai tiako loatra le mahita olona milaza fa mijaly an.
Rehefa hitako mitaraina be ny olona miaraka amiko na mahatsiaro tena mijaly miaraka amiko dia aleo sarahana fa tsy tazonina eo fa sao de mijaly loatra.

Matetika izy tsy miteny aminao fa any aminólonkafa any ambadika any no be resaka de le olonkafa avy eo no mitatitra makany aminao.
Herimiafina: fa raha hitanao hoe mijaly izy , fa maninona raha resahana izy ? fa tonga ve de hoe aleo misaraka ? tsy vao maika ve loza ny hanjoa azy @ zany fisarahana izany ?



7. Fiffi ( 02/06/2006 21:21)
Herimiafina:

Matetika izy tsy miteny aminao fa any aminólonkafa any ambadika any no be resaka de le olonkafa avy eo no mitatitra makany aminao.
:wink: zany an ? De efa mba nanontanianao ve izy hoe maninona no manao an'izany ? Misy antony manko matoa izy manao an'io ka tsy sahy milaza direct any @ nao an!


8. Herimiafina ( 02/06/2006 21:35)
Ka ny resaka anie mandeha foana e! Fa io dia resakólona hafa tany fa tsy izaho kah!

Fa ny mahagaga dia arakaraky ny iresahana no vao maika mampitombo ny olana e, vao maika mijaly i rasipa hono e!
9. diamondra27 ( 02/06/2006 21:42)
HM: iza njay ny vady nampijalian'i toi tany? :wink:
(aleo hamadidresaka kely fa lasa filozofy kely le zalahy 'ty):-D:-D:-D
10. fasaly ( 02/06/2006 21:42)
an han! fa in klou hono no nampijaly azy e!
misy kou nge ny bandy de tsy mba miezaka ny te hahafantatra zay tena nahatonga anlay izy e!
:roll::roll::roll: fa toudé hoe hisaraka ihany veuh!
inona no olana mitombo eo amin'ny firesahana hono???:-w
11. Herimiafina ( 02/06/2006 21:46)
Io retsy miraharaha ihany le bandy kah!
Mandeha ny fiainana toa mampimenomenona,m tsy mandeha toa ammpimenomenona, dia tsy hita beny ihany hono e!

Tsy fahampian'ny controle emotionnel no mahatonga anio e, refa hanorina relation tonga de dependance be no apetraka de lasa feno emotion maha-sensible be laotra, hany ka na tara 1mn monja amin'ny rdv ranamana de efa menomenona indray andro e.
12. diamondra27 ( 02/06/2006 21:48)
HM: RDV kosa de RDV fa tsy asiana fahatarana izany e!
13. Herimiafina ( 02/06/2006 21:52)
Marina izany fa tsy diso saingy 1minitra ve no himenomenomana handaniana energie mandritry ny roa andro e!
14. diamondra27 ( 02/06/2006 21:54)
tsy mety kosa zany 2j pour 1mn zany e! tonga de raha vao mahazo bisous io d'efa milamina:wink:
15. Herimiafina ( 02/06/2006 21:58)
Ko raha tsy vitan'ny bisous izy ity knou, io anie refa acquis le olona dia tsy misy fanajana tsony matetika e.

"familiarity breeds contempt"
16. cutie ( 02/06/2006 22:59)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 03-06-2006 02:46:23
Lohateny : Re : Mampijaly vady
Io retsy miraharaha ihany le bandy kah!
Mandeha ny fiainana toa mampimenomenona,m tsy mandeha toa ammpimenomenona, dia tsy hita beny ihany hono e!

Tsy fahampian'ny controle emotionnel no mahatonga anio e, refa hanorina relation tonga de dependance be no apetraka de lasa feno emotion maha-sensible be laotra, hany ka na tara 1mn monja amin'ny rdv ranamana de efa menomenona indray andro e.

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. fasaly ( 03/06/2006 05:51)
eeeeeeeee! efa beuh sermona njay zany raha tara une minute de menomenona pour dux jours!8)
manjary mankaleo njay zany! heveriko fa zvtr efa tsy zaka trony anie no mampijaly e! hihihihi:wink:
18. bellla ( 03/06/2006 06:54)
zah zao tena mijaly mitsy fa saro-piaro be, de hisaraka ami le olon-tiko ah zany???
19. diamondra27 ( 03/06/2006 07:38)
HM::D, :-w:-w zany tsy misy fifanajana intsony izany an!

bellla:ovaina fotsiny akia fa tsy isarahana izany a!
20. rapala ( 03/06/2006 08:44)
herimiafina: very low self-esteem be ilay sipa mahatonga azy toy izany....aza tonga de sarahana izany fa mila 'help' izy, tsy ny vadiny akory na shrink fa olona toy ny 'agony aunt' ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4237