Mampijaly vady

21. fasaly ( 03/06/2006 09:11)
miteny in rapala zany:?::roll::roll::roll:
22. booboo ( 03/06/2006 10:24)
eny ôa ?
23. Fiffi ( 03/06/2006 11:13)
24. Fiffi ( 03/06/2006 11:14)
vary amin'anana re zany eh! :-D:-D:-D:-D
25. Aino ( 03/06/2006 12:24)
:-* herimiafina
26. nambina ( 03/06/2006 13:30)
anglisy no fahalalako an'io ary vary amin'anana ihany koa:)
27. Fiffi ( 03/06/2006 13:45)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
28. Herimiafina ( 03/06/2006 14:11)
Melssiii jiaby ein! Favy be le resaka fa dia misaotra e! mampalahelo marina le olona ka tokony omena help araka an'i Rapala, siks leisy rapala an!
29. vale ( 03/06/2006 17:12)
tsy dia mahazo loatra ilay resaka ny tenanay:roll::°):°)
30. cutie ( 03/06/2006 17:19)
Mpandefa : rapala [ Valio ] 03-06-2006 13:44:55
Lohateny : Re : Mampijaly vady
herimiafina: very low self-esteem be ilay sipa mahatonga azy toy izany....aza tonga de sarahana izany fa mila 'help' izy, tsy ny vadiny akory na shrink fa olona toy ny 'agony aunt' ireny

za koa vo saika hiteny we loww self esteem fa tsy fahampian'ny control emotionnel:P
31. diamondra27 ( 03/06/2006 17:40)
:-D:-D
32. cutie ( 03/06/2006 17:42)
in ny mampime anjy:roll: DM
33. rapala ( 03/06/2006 18:00)
fasaly: araka ny nolazainy nambina anglisy/amerikana ary de natao vary aminana satria draindray sarotra no mitady ily dikany @ teny gasy fa aza matahotra fa hiezahana mihintsy ny mba aha-malagasy azy é:oops:
herimiafina: siksa ihany koa ary é.....
34. vale ( 03/06/2006 18:00)
:roll:
35. Fiffi ( 03/06/2006 20:57)
36. Herimiafina ( 03/06/2006 23:45)
cutie:

Mpandefa : rapala [ Valio ] 03-06-2006 13:44:55
Lohateny : Re : Mampijaly vady
herimiafina: very low self-esteem be ilay sipa mahatonga azy toy izany....aza tonga de sarahana izany fa mila 'help' izy, tsy ny vadiny akory na shrink fa olona toy ny 'agony aunt' ireny

za koa vo saika hiteny we loww self esteem fa tsy fahampian'ny control emotionnel:P

Inona no mahasamihafa an'ireo ry cutie? Ny iray aretina moa ny iray symptome knou! hehehehe:-D

37. Fiffi ( 04/06/2006 04:47)
rapala:

herimiafina: very low self-esteem be ilay sipa mahatonga azy toy izany....aza tonga de sarahana izany fa mila 'help' izy, tsy ny vadiny akory na shrink fa olona toy ny 'agony aunt' ireny.
ka rehefa izay moa no tiany hatao , heu...fa asa fa lsa hiany nyheritreritro hoe tena nisy fitiavana ve tao ? :roll:

38. Herimiafina ( 04/06/2006 12:39)
Aza adino ny engagement natao e! tsy hoe hiditra amin'olona iray ianao dia hi-imposer ny defaut-nao aminy fa misy engagement ao, misy sacrifice, misy zavatra tokony hovana.

Ny olana mantsy amin'izao fotoana izao anie dia sady tedaviny fatorana ny partenerany no sady tedaviny folahana amin'izay itiavany azy e.

Soit tu acceptes certaines choses et sors avec lui, sois tu gardes tes principes et le laisse tranquille.
39. Fiffi ( 04/06/2006 14:20)
Herimiafina:

heu.... raha tahak'izao no fijerena sy andraisana ny fifankatiavana , heu... aleo tsy manambady na miaraka aman'olona fa toe henjana be izy zany an ! Asa re aiza ho aiza ny fitiavana @ zany ? Indrindra fa raha mianjery @ olona saropiaro tsy vao maika loza be ?

40. Herimiafina ( 04/06/2006 14:38)
Renjekaky oo :{:{ ry Fiffi!
Soa ny fifankatiavana, soa ny fanambaliana li!

Raha ireo indray aloha retsy ry Fiffi no jerena dia tsy azo atao hoe Fanambadiana na fifankatiavana amiko fa kosa contrat tsotra de tsotra angamba an!

Hafa mihintsy mantsy izany hoe tokony fitiavana izany e! Indrisy fa toa vitsy ny mahalala izany.

Maro mansty ireo namako no manao toa izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2207