Mampijaly vady
43. Fiffi
(
04/06/2006 16:59)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]
45. cutie
(
05/06/2006 19:08)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 04-06-2006 04:45:49
Lohateny : Re : Mampijaly vady
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Mpandefa : rapala [ Valio ] 03-06-2006 13:44:55
Lohateny : Re : Mampijaly vady
herimiafina: very low self-esteem be ilay sipa mahatonga azy toy izany....aza tonga de sarahana izany fa mila 'help' izy, tsy ny vadiny akory na shrink fa olona toy ny 'agony aunt' ireny
za koa vo saika hiteny we loww self esteem fa tsy fahampian'ny control emotionnel
Inona no mahasamihafa an'ireo ry cutie? Ny iray aretina moa ny iray symptome knou! hehehehe
:roll:
49. Herimiafina
(
06/06/2006 13:08)
Ka amin'i cutie ve moa tsy ho diso daholo zay ho teneniko e! hehehehe=))=))
51. cutie
(
06/06/2006 19:24)
Mpandefa : rapala [ Valio ] 06-06-2006 17:57:02
Lohateny : Re : Mampijaly vady
hay izay no dikan'io : -D
ie zay no dikan'io , afaka milaza zavatra betsaka anie le sary kely e lol
52. cutie
(
06/06/2006 19:25)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 06-06-2006 18:08:36
Lohateny : Re : Mampijaly vady
Ka amin'i cutie ve moa tsy ho diso daholo zay ho teneniko e! hehehehe
non, mba marina io lazain'i HM io ka:-D
53. cutie
(
06/06/2006 19:26)
Mpandefa : ikalakintina [ Valio ] 06-06-2006 18:31:54
Lohateny : Re : Mampijaly vady
HM!, anjay kosa cutie omakonjy cutie a!
:-*:-*:-*:-*koa njy
54. titis
(
07/06/2006 20:13)
Izaho aloha tsy manaiky ampijaliana izany e!na dia tiako be tahaka ny inona aza!
55. sasa
(
08/06/2006 03:47)
Tsy voatery hoe ny 1 foana koa anie ny no mampijaly fa misy le 1 mintsy koa no efa mampijaly tena, raha arak'io voalazany HM io hoe, tara 1mn am RDV ve d'efa menomenona mandritra ny 2jours fa mba olon'inona koa izany tsy azo alamina izany, ny olona 2 rehefa vonona ny hiaraka izany, d tokony samy hiova samy mijery foana izay marimaritra iraisana fa tsy hoe te-hi-domine comme ça fotsiny. Fa raha mety aloha d anaro izy amzay tsy mety ataony, fa rehef tena tsy laitra anarina, atao ahoana moa, ny misaraka ny mety dieny mbola tsy tafiditra lalina.
Za zao rehefa manao RDV amin'ny sipako matetika tara foana indraindray azany tara 30mn noho ny asa fa ny sipako tsy miteny an'ahy zany mintsy, donc rehefa mba tara izy na d ataoko aza hoe 1h d mba tsy miteny koa za.Mba ilaina koa le fandeferana mantsy raha te-hanana fiainana milamina.
Za zao rehefa manao RDV amin'ny sipako matetika tara foana indraindray azany tara 30mn noho ny asa fa ny sipako tsy miteny an'ahy zany mintsy, donc rehefa mba tara izy na d ataoko aza hoe 1h d mba tsy miteny koa za.Mba ilaina koa le fandeferana mantsy raha te-hanana fiainana milamina.
56. Fiffi
(
08/06/2006 05:48)
Hafa mihintsy mantsy izany hoe tokony fitiavana izany e! Indrisy fa toa vitsy ny mahalala izany.tena marina io !
Maro mansty ireo namako no manao toa izany e!
57. Aino
(
13/06/2006 15:27)
ye tena marina marina io!!!
fa mety sambatra dol kosany ny vhv raha tahaka ny herimiafina dol ny bandy ko!!:lol: tsy mamela mijaly manko!!
fa mety sambatra dol kosany ny vhv raha tahaka ny herimiafina dol ny bandy ko!!:lol: tsy mamela mijaly manko!!
58. Fiffi
(
13/06/2006 20:07)
Aino:^:^^:^^:^ Aino: de aza matahotra ndry fa ho avy koh ny anjarandry @ fahasambarana :):-*:-*
fa mety sambatra dol kosany ny vhv raha tahaka ny herimiafina dol ny bandy ko!!:lol: tsy mamela mijaly manko!!
59. diamondra27
(
14/06/2006 07:53)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 13-06-2006 20:27:15
Lohateny : Re : Mampijaly vady
fa mety sambatra dol kosany ny vhv raha tahaka ny herimiafina dol ny bandy ko!! tsy mamela mijaly manko!!
HM: izany hono e!:wink: tonga de poinsa 'zany
(sa sao de bavinao injay 'ty na cousine de miteniteny foana eto aho :wink:)