Inona no tokony atao/
1. soanja
(
02/06/2006 15:18)
Misy an'izay ankizivavy izay hoy aho nampidirina miasa ao amin'ny orinasa iray. Ny antony nampidirana azy niasa tao dia satria mahantra be izy ka sahirana be ny RAD fa tany ambanivohitra foana ry zareo no nipetraka dia tsy misy nianatra daholo ny zandriny dia mba nalahelo dia nampiana. Ny zavatra tsara dia efa tena mahay asa be izao ilay ankizy ary efa tena mahavita tena tsara. Ny olana anefa dia nisipa izy sy ny mpampiasa azy satria niara nipetraka satria lavitra toerana fodiana ilay bandy. Ilay mpampiasa anefa tsy te hanambady an'ilay sipa fa hoe ny ela naharay ny roa no nahatonga izany. Izao anefa dia manao menace ilay sipa fa raha misaraka ry zareo dia avelany eo daholo ny asa ary entiny manaraka azy daholo ny mpiasa rehetra mahay ilay asa. Ny tena maharatsy azy dia ampijalian'ilay sipa daholo na RAD-n'ilay bandy rehefa mandalo any sady anaovany teny maharary hoe tsy maintsy manambady ahy ny zanakareo. Inona no tokony atao amin'izany? ilay bandy amin'io matahotra hoe aza tenenina izy sao mila fa votsitra daholo ny business. Izy koa anefa manao sipa be dia be any ambadika fa mbola tsy tena fantany hoe iza no halainy vady. Ny antony tiako anontaniana dia hoe miankina amiko ny fandroahana ilay sipa na tsia. Inona no zavadehibe azo tsinjovina indrindra. Ampio re.
répondu par vale le 06/06/2006 07:24
2. soanja
(
02/06/2006 15:26)
Hadinoko ny niteny hoe Rafozako ilay RAD vao gidragidra satria tsy mankasitraka an'ilay tokatrano maso ry zareo.
3. Fiffi
(
02/06/2006 15:51)
hummm !! aleo aloha hiheritreritra kely zah fa toa ... niverina tato an-tsaiko daholo le tantara nandroahandry le bandy iny manko.
5. vale
(
02/06/2006 16:05)
soanja: :)misy tsy azoko, izany hoe rafozanao ilay olona voagidragidra,, vadinao izany ilay niarahan'ilay vhv io ve? ,,bof, vady na olona miaraka aminao manko eh:wink: satria ianao miteny hoe teren'ilay vhv haka vady azy ilay lhl:wink:mci!
6. Fiffi
(
02/06/2006 16:15)
Ny olana anefa dia nisipa izy sy ny mpampiasa azy satria niara nipetraka satria lavitra toerana fodiana ilay bandy.ka na lavitra toerana fodiana aza ve le bandy ka io aloha tsy dia hitako ny olana , tahakan'ny olona mi-fampisipa daholo na lavitra na akaiky fodiana.
Ilay mpampiasa anefa tsy te hanambady an'ilay sipa fa hoe ny ela naharay ny roa no nahatonga izany.tsy aiko koh zany sipa zany hoe vao miaraka ve de tonga de hoe hivady ? heu... mpampiasa marina angamba le bandy ka ao ny tombontsoa ?
Izao anefa dia manao menace ilay sipa fa raha misaraka ry zareo dia avelany eo daholo ny asa ary entiny manaraka azy daholo ny mpiasa rehetra mahay ilay asa.fa ho entiny aiza hono ? nga izy koh manana orinasa ? de ho entiny au chomage daholo zany ? raha tsy adala ny olona koh azo hatao an'izany ? Moa raha ho entiny manaraka azy daholo ny mpiasa de mi-embaucher vao2 indray eh ! Fa mba mahagaga hiany aloha hoe ho hentiny manaraka azy daholo ny mpiasa :wink: farafaharatsiny hoe manana entreprise izy de hasainy manaraka azy daholo ny mpiasa .
Ny tena maharatsy azy dia ampijalian'ilay sipa daholo na RAD-n'ilay bandy rehefa mandalo any sady anaovany teny maharary hoe tsy maintsy manambady ahy ny zanakareo.ountsss ! fa nga izy ity fanaka ka hoe tsy maintsy , tsy maintsy ? Io aloha tsy ho raisiko hoe menace eh! olondehibe ilay bandy afaka maka tsara ny decision-ny fa tsy ny RAD no andeha hanapaka hoe i ranona no vadinao na i ranona , na hoe manao menace le sipa ka maninona raha tsy lazaina tsotra azy hoe "tsy misy idiranay à zany " ?
Ny antony tiako anontaniana dia hoe miankina amiko ny fandroahana ilay sipa na tsia.fa inona no idirandry @ fandroahana an'io sipa io ? nga tsy le hoe le bandy mpampiasa no tokony handroaka azy ? sa..... ?
7. diamondra27
(
02/06/2006 16:18)
ny zavatra haiko aloha raha azoko le resaka de oe: eo ampelatanan'le sipa daholo ny sekire professionnel sy ny lakile n'ilay orinasa e!
donc raha roasina izy izany de kel motif?
satria toa resaka relationnel le olana.
De raha ny fahazoako azy koa de oe: raha misaraka = entiny manaraka ny mpiasa rehetra. Donc tsy mila rasina izy izany
De ahoana anef ny relation-nareo @ mpiasa hafa ? Izany hoe : tena ohatran'izy ange izany no sefo e!
De misy tsy azoko; lazainjy fa rafozana le k RAD = kof vadinjy; donk le même bandy @resaka ambadika iny ve io , nefa izy lazainjy fa toa nanaiky be t@ le sipa namanjy?
Hazavao kely aloha , ataovy tsotsotra fa tena tsy araka e! sao de miova indray en cours de route de oe: tsy cohérent ny réponse:-D:-D
=

8. Herimiafina
(
02/06/2006 16:26)
Jereo ireto situation telo ireto:
-Iza no tena voa amin'ny olana?
-Iza no mahavoa?
-Iza no indifferent amin'ny olana?
Tadidio fa izay olona anontanianao dia tsy maintsy hanimpy ny faute any amin'ireo olonakafa foana, hanao foana izy hoe "je suis la victime dans tout ca". Ka mila mahazo ny hevitr'izy rehetra ireo ianao dai manao diagramme mihintsy ny amin'ny hoe iza no tena voa mafy.
Prioriser-o amin'izay izay fahavoazana rehetra mipotra isan'olona.
izay ianao vao maka strategie hoe hiala-nenina, action inona no tsara atao? Ny fandroahana solution de dernier recours amin'ny pricnipe managerial.

9. Fiffi
(
02/06/2006 16:48)
diamondra: toa le suite-n'le resaka atsy ambadika atsy izy ity an! :wink: nefa le atsy hoe vadiny , donc : nahoana no hoe manao menace le sipa fa sy maintsy manambady azy indray le bandy ? heu.... misy zavatra tsy de mazava loatra ao an! :wink:
10. Herimiafina
(
02/06/2006 17:02)
Ka norma le sipa raha manao menace satria mety notambatambazana tamin'izay izy vao nanaiky niaraka tamin'ilay bandy angamba kah, hypothese io an!
Tadidio fa toute action humaine est pertinente, tsy misy olona manaonao foana zavatra tsy misy tanjona sy antony izany .
"L'homme agit en fonction des avantages percus" Chrys Argyris, Professor of Governement.

11. Fiffi
(
02/06/2006 17:58)
Herimiafina: marina zany lazainao zany fa asa na efa novakinao le dinika atsy ambadika heu.... misy zavatra mifanohitra be le tantara :wink:
12. Herimiafina
(
02/06/2006 18:03)
Mety tsy dia mitovy retsy io ry Fiffi fa scenarii roa samy hafa mihintsy an! mety tantara hafa mihintsy ity na facette iray hafa momba ilay tantara tatsy ambadika.
Tadidio fa tout evolue: rien ne se perd, rien ne se cree tout se transforme.
ka teny andro teny volana nivadika ny facette-nílay olana nitranga hatrizay.

13. soanja
(
02/06/2006 18:29)
Azafady indrindra fa tsy ampy foana ny info omeko eto satria maika lava isaky ny mandalo eto nefa mila ny fanampianareo.
Ilay bandy dia zandrim-badiko sady directeur-ny societe. Ilay sipa dia mipatreka ao amin'ny tranonay ao Tana (noho hoe sahirana izy dia nomena toerana nipetrahana mbamin'ny zandriny mba hianatra aty Tana daholo moa ilay sipa nomena asa.) ary ny orinasa dia anay saingy ilay bandy no mpintantana. Ilay fandroahana dia tsy ao amin'ny orinasa fa ao an-trano satria isaky ny mandalo ao ny Rafozako izay Pasitera dia malahelo foana hoe nahoana no manao tokatrano maso. Dia ilay zaodahiko milaza fa tsy mbola te hanambady. Ilay bandy tena be sipa mandreraka. Ilay sipa miresaka fa tsy maintsy atao ny mariazy. Ny asa anefa dia miankina aminy be dia be tokoa satria izy daholo no miandrakitra ny formations professionelles rehetra eran'ny Mada izao. Ary efa mahalala ny resaka business rehetra amin'izao mihotra noho ilay zaodahiko angamba matoa miresaka an'io heo entiny daholo ny olona mpiasa rehetra raha mimenomenomana izy.
Mampalahelo ahy ny Rafozako. Ilay zaodahiko mandreraka ahy. Ilay sipa dia efa imbetsaka no nanao folaitra amin'ny asa fa ilay zaodahiko no milaza foana hoe aza kitikitihana izy fa simba ny bizn raha vao lasa izy. Izy koa anefa tsy hovadivadiana ao fotsiny fa tsy maintsy atao mariazy. Na za tsy izy aza.
Ny rafozako izany mangataka amiko heo aleo esorina ao an-trano izy sy ilay zaodahiko. Ary ilay sipa roahina amin'ny asa. Io no tiako hanontaniana hoe raha miala izy mitsam dia mety tsy hiara mipetraka intsony satria izay no takianay amin'ilay zaodahy saingy ny asa koa mety potika dahol. Zany heo ny fidiram-bola.

14. Herimiafina
(
02/06/2006 18:45)
Normalement raha resaka droit administratif Dago momba société privée io no dinihina dia tsy afaka miara-miasa ao ny mpivady na ny conjoint de fait tahaka izany. Manjary misy conflit dínteret, raha tsy hoe avadika ny statut ny société anareo ka hatao toy ny entreprise familiale unipersonnelle à responsabilité limitée., dia soratana amin'ny zaodahinao.
Ankoatrízay, menace avao ny hoe hoentiny ny mpiasa, tadidio fa ny personnel amin'ny principe manageriale dia efa mitady ho recalcitrant raha manao ultimatum sy menace tahak'io ka misy solution roa ireto:
-Na isoler-na: omena asa tsy mikasika poste clé, fa symbolique mody asiana importance.
-Na asiana mi-demissionner rehefa avy mi-preparer ny recyclage du personnel ianao.
Solution manja be aza izany, manahirana ny mandroaka mpiasa izany ka rehefa andeha ve izy moa tsy vao maika tsara hanoloana azy.
Raha le resaka fiarahana indray dia jereo tsara ihany aloha fa matoa i rasipa mbola ao antrano ao foana dia mety tsy foin-drazokiny ihany, asivo menace fandroahana dia haka position razoky.

15. Herimiafina
(
02/06/2006 18:47)
Izany hoe any amindrazokiny ny solution e! na izy hitazona le sipa na izy hiala aminy, fa refa tsy izy mihintsy no mandray decision dia hitohy ao foana io olana io.
Ny personne clé hanaovana ny pression izany dia i razokiny e!

16. Fiffi
(
02/06/2006 18:52)
hummm !! mampiheritreritra daholo izy zany an! fa nga de tsy mba afaka maka decision io bandy io eh ? Fa nahoana koh no avelany manao menace ny RAD-ny zany ? :roll:
17. Herimiafina
(
02/06/2006 18:56)
Fiainana retsy izany Fiffi an! Fiainana izany rehefa tsy misy ny controle emotionnel,
Mazava angamba ny manuel des procedures any anaty orin'asa rehetra any manao hoe: tsy mahazo miaraka sy mifankatia ny samy mpiasa, fa raha misy izany dai tsy maintsy mi-demissioner ny iray.

18. Rainikarabo
(
02/06/2006 19:02)
soanja> Tsy misy olona tsy voasolo izany eo amin'ny sehatry ny asa. Rehefa tsy possible ny promotion interne dia mampidira dieny izao, hofanina amin'ny fomba ankolaka hisolo ny eo an-toerana.
Lafiny iray anefa, toa vie privée n'ilay zaodahinao ilay izy, ataoko fa olona efa lehibe izany matoa directeur, ny asa vita ihany no tokony ho fantatrareo amin'ny maha-tompon'ny orinasa anareo fa ze sipany sy fiainany any tsy tokony hidiranareo lalina loatra.
Mirary soa.

19. Herimiafina
(
02/06/2006 19:59)
Aleo ihany leiretsy resahana sy hidirana fa misy resaka saosy ao knou, kay, resaka vie ny entreprizy iznay kosa aleo avoaka mihintsy e!
Manao Auditeur isika izao, asan'ny auditeur interne io.

20. diamondra27
(
02/06/2006 21:34)
:-D:-D:-D
tena film mihitsy 'ty fa aiza ary i ragadona(sa iza moa le nanao reclame tatsy anefitra)
blème sur blème
de olona ze mpiasa nisondrotra iny ve no miseho milay?
hummmm! sady manao ménace no mampijaly lebe no midongy toerana.
Le razoky koa akoholahy fataka de mistil @ sipa any ambadika any, de tsy mety manambady fa mbola te-hilalao. Madamakely atsy efa midongy toerana.
Orinasa tsy misoratra aminy ve de hibodoany? Mba mailo ihany f'efa vita fotokop doly ny sekire professionnel oa! de raha misy ny oara oara tonga de apoakany ny basy de eo doly nareo.
Donc tsy maintsy entina mora le sipa. Omena rariny kely de domina @izay avy eo.
Dans un premier temps aloha de tsy tokony ho eo @ poste-ny eo intsony izy fa hafindra(na de travail à longue haleine aza), de mitady olonkafa. Gasy be de be tsy anasa sy manampahaizana ireo koa nahoana no lazainareo fa tsy misy mahasolo azy?