Inona no tokony atao/

21. Fiffi ( 02/06/2006 21:35)
fa na izany aza !! directeur be zao ve de tsy mba afaka mandamina ny fiainany ? de mamelà hampijaly ny RAD-ny tahak'izao ? :wink:
22. diamondra27 ( 02/06/2006 21:37)
tsy mazava akia le resaka ry fiffi a!
23. soanja ( 02/06/2006 23:49)
Lava ny resaka ry zareo. Misaotra indrindra ho an'izay nandray anjara niezaka namaly ny olana mipetraka. Aleo aloha dia tsorina fa nihevitra aho fa raha noresahiko eto ilay izy dia tsy fantatrareo aho ary afaka malalaka tsara isika rehetra manaposaka izay mba olana ananana any fa tsy hoe akory fisehosehoana na hoe nahoana no aseho eto ny fiainan'olona. Fiainan'olona daholo no matetika resahana eto, fiainana andavanandro. Raha ilay resaka fitiavana noresahiko tary ambadika izay heverin'ny hafa fa misy fitohizany dia tena tsy misy idiran'ity mihitsy, toeram-piasana roa samihafa ireo ary samy manana ny momba azy sy ny olany. Zaho tompoko dia mbola tsy manana MBA fa mbola eo ampiarana ny fomba fitantanana orinasa. Nanantena aho fa mba misy afaka nanome hevitra ahy ary tena nisy tokoa be dia be fa misaotra.
Ny antony nanaovako azy aty amin'ny fiaraha-monina dia ny mba ahafahantsika mijery ny lafiny rehetra.
Ilay zaodahiko dia tena tsy haiko ny mamaky ny ao anaty sainy. Tsy tia an'ilay sipa izy rehefa resahina nefa rehefa mandalo ao ny Rafozako dia tsy hasian'ilay sipa hasiny mihitsy fa tonga dia mahazo ny directe. Ilay bandy tsy miteny, fa raha vao miteny ny RAD dia mahita havaly andry zareo izy miaro an'ilay sipa. Hany ka aty amiko no iantefan'ny fangatahana hoe ahoana no atao? Tiako be anefa ny Rafozako. Ny vadiko anefa tsy te hiditra amin'ilay raharaha fa anjarako ny mandamina ny asa any Dago. Eto no tena miady ny saina hoe vola ve sa finoana. Izaho dia mandala ny finoana ary tsy manaiky ny tokatrano maso. Ary tsy tiako hoe ao anaty ny tranoko no hanaovana izany. Pasitera fantatr'olona be eo amin'ny fiarahamonina ny rafozako. Saingy raha miala daholo izy roa ireo (izay efa anisan'ny plan-ko manaraka) dia very daholo koa ny tombotsoa na azy na anay zany hoe ny vola mandrapahitana ny tena mahay ilay asa. Ilay bandy aloha mora ahitana solony tsara saingy dia hiady indray ny mpianakavy. Raha ny antony azo androahana azy roa dia misy be dia be ary efa betsaka ao, efa samy nahazo fampitandremana daholo. Efa misy olona hofanina manokana hisolo ny asan'ilay sipa any ho any. Saingy mitaky be dia be fotoana ho ahy hijanonako any Dago dia tsy mety amin'ny asako aty.
Izay ny olana any Mada rey olona.
24. diamondra27 ( 03/06/2006 07:56)
Dia apetraho @i Tompo ary io olanao io fa hainy ny mandamina an'io ary manàna finoana.

Na izany aza anefa de tsy ny Tompo daholo no hanao ny asa fa misy anjara tokony ataonao ao. Izany hoe: si tu as déjà fait quelques choses et ke ça ne marche pas et ke plus de solution de @zay vao manao recours any @Tompo. Nefa koa @ maha-Kristiana anareo de tokony napetraka t@Tompo daholo ny fiainana rehetra na ny asa na ny fianakaviana na ny mpiasa etc....

Normalement raha Kristiana de ny lafiny finoana no omena plasy bebe kokoa noho ny kestion materiel
Fa de mazotoa e!

Misaotra anao tsy nanao xxx fa iny koa manko tena mahasosotra be le mamaly azy:-*:-*:-*:-*

De courage hatrany an!
Vavaka de vavaka hatrany; ny vavaka no manova zavatra.
25. Fiffi ( 03/06/2006 13:43)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
26. Herimiafina ( 03/06/2006 14:09)
Tsy misy fisaorana retsy ry soanja fa tsara koa aza ny hahitanay an'ireny hampitombo ny experiansa hanananay amin'ny fiainana e! Okay! Bonne chance.
27. vale ( 03/06/2006 16:30)
diamondra27:

tsy mazava akia le resaka ry fiffi a!

nareo kosa! valio zay azo, izay tsy azo azy any azy iny:x, "ohatry ny sasany":-$ rehetra mametraka hevitra tsy azo eto ihany io ko:x


28. vale ( 03/06/2006 16:33)
diam: na xxx na tsy xxx rehefa "lainga" be koa ny info ao @ mombamomba mitovy ihany io.
29. diamondra27 ( 03/06/2006 17:27)
vale:efa novaliana e fa tsy mazava akia le resaka ry vale a!satria mbola lavabe io tantara io.
de marina mihitsy io oe: raha laingabe le ery @ momba azy de tsy maharisika le mamaly.:wink:
30. vale ( 03/06/2006 19:19)
ok:wink::)
31. soanja ( 03/06/2006 21:46)
Raiso amin'izay handrasainareo azy e. Tsy mampiova ny momba ahy izany. Refa za io za ihany ary za aloha tia lainga. Kilema iray ananako io. Na izany aza misaotra ihany.
32. Herimiafina ( 03/06/2006 23:33)
Tsy i soanja angamba no resahaní vale sy DM kah!
Momba le resaka MBA retsy tsy de ilaina izany fa rehefa misy manuel des procedures mazava sy ankasitrahan'ny inspection du travail.

Juste ianao manaraka fotsiny aníny.

Ny fahaizana mitondra dia ny fahaizana mi-deleguer andraikitra amin'ny hafa.
33. soanja ( 04/06/2006 00:56)
Herimiafina:

Tsy i soanja angamba no resahaní vale sy DM kah!
Momba le resaka MBA retsy tsy de ilaina izany fa rehefa misy manuel des procedures mazava sy ankasitrahan'ny inspection du travail.

Juste ianao manaraka fotsiny aníny.

Ny fahaizana mitondra dia ny fahaizana mi-deleguer andraikitra amin'ny hafa.

Herimiafina misaotra betsaka :-*:-*:-*:-*:-* be dia be tamin'ny torohevitra nomenao fa angamba ny mety amiko fahitako azy dia mila maka business Attorney toy ny aty koa aho hijery akaiky an'io raharaha io satria raha araka ny filazanao dia tsy arako tokoa ny tena lalana any. Sady hitako fa manomboka tena miohatra ny control-ko ilay izy, moa zaho aty amin'ny arivo kilometatra. Fa ny tena mahakivy ahy anefa dia mbola betsaka ny tsy fahatokisako olona any Dago, noho ny antony samihafa, ka mampanjary ahy tsy mahay mizara andraikitra.
Vale sy ny rehatra miala tsiny aho raha naka antendrony ny resakareo. Zaho manko rehefa mamaky eto dia tsy mamaky amin'ny antsipirihany no mahavoa ahy. Misaotra betsaka daholo.8)8)8):-*:-*:-*:-*


34. Fiffi ( 04/06/2006 05:01)

Fa ny zavatra mahagaga ahy kosa aloha an ! de zao :

-Nga tsy mba misy Fitsipika ao @ io orinasa io ? sa ve hoe rehefa directeur de afaka manao izay tiany hatao ? (mba fanontaniany ny ahy)
35. diamondra27 ( 04/06/2006 07:30)
soanja: tsy njy no tiako lazaina @io ambony io fa le olona manao xxx nefa mangataka fanampiana
36. Fiffi ( 04/06/2006 09:02)
ok fa de anjarandry zany sisa no ... fa de bonne chance!
37. vale ( 06/06/2006 07:24)
soanja:

Raiso amin'izay handrasainareo azy e. Tsy mampiova ny momba ahy izany. Refa za io za ihany ary za aloha tia lainga. Kilema iray ananako io. Na izany aza misaotra ihany.
soanja: an,an, tsy izany kah, za tsy miteny hoe diso ny ao @ momba anao fa ho an'ny olona mampiasa ny xxx io kah!:-D:-*


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.489