Rafahafatesana

1. titis ( 29/05/2006 19:31)
Hono ho'aho ry reto,nareo ve tsy mba nieritreritra ny hoe rahoviana no tour handehanana hatory eo ambony farafara vato?(rafahafatesana mazava ho azy):snif:
répondu par Fiffi le 16/06/2006 18:11
2. cutie ( 29/05/2006 19:41)
an3:roll:
3. Fiffi ( 29/05/2006 19:46)
titis:
Hono ho'aho ry reto,nareo ve tsy mba nieritreritra ny hoe rahoviana no tour handehanana hatory eo ambony farafara vato?(rafahafatesana mazava ho azy):snif:
an3 ? ny fangatahana sy ny hivavahana an'Andriamanitra iasan'andro aza hatao mba ho salama lalandava sy ho ela velona koh inona no hiheritreretako an'izany ?
Andriamanitra hiany no mahafantatra ny andro andehanako hody ka hataoko anie ny sitrapony.


4. sariaka ( 30/05/2006 05:16)
ny andro hahafatesana, tsy misy mahalala e, fa dia ny fiomanana no iezahana, izany hoe tsy hanjehy ny andro ho lava, zava-dehibe koa ilay hoe mivavaka mba ho tsara fahasalamana. Azo atao koa anie ny mivavaka mba ho tsara fahafatesana e, izany hoe rehefa ho faty any aoriana any dia mba ho fo fo vonona sy fo mibebaka tsara.
5. Ralay ( 30/05/2006 05:34)
an3 ? ny fangatahana sy ny hivavahana an'Andriamanitra iasan'andro aza hatao mba ho salama lalandava sy ho ela velona koh inona no hiheritreretako an'izany ?
Andriamanitra hiany no mahafantatra ny andro andehanako hody ka hataoko anie ny sitrapony.


Fa iza izany Andriamanitr'i Fiffi zany fa ny ahy zah ihany no Adriamanitro dia ny sitrpoko ihany no hataoko :-D:-D.:D
6. Fiffi ( 30/05/2006 05:44)
de samy manana ny Andriamaniny zany! fa ny ahy aloha dia Andriamanitra ilay Nahary izay any an-danitra.
7. mandrindra ( 30/05/2006 06:34)
titis, io indray tsy mandondona fa tonga dia miditra dia maka. tsy misy négociation ny amin'io noho izany aleo tsy erittreretina.
8. booboo ( 30/05/2006 08:09)
9. dokotany ( 30/05/2006 08:14)
Ilay maladie d'alzheimer mpahazo ny olona antitra dia mampanadino ny adin-tsaina rehetra indrindra rehefa akaiky ny fahafatesana.Io aretina naturel io anefa izao no ezahin'ny olona ho sitranina izao.
10. lapino ( 30/05/2006 08:36)
dokotany, tena tsy te hihomehy loza aho, fa loza marina tokoa ve moa no imemezako? :-D:-D:-D
11. majakely ( 30/05/2006 09:33)
hihihi,,iza zao?? mandrosoa,,,de mipetrapetraha ,,,rafahafatesana,,,:-D:-D
12. booboo ( 30/05/2006 09:33)
:-D:-D:-D
13. little ( 30/05/2006 09:55)
o raTitis a! tena ni-titis-er ny eritreritrao mitsy ve zany kle? io anie tsy mikozy e! sady na dia milahatra aza ianao mankao tsss " jet de pierre venu d'en haut io" ka aza ao @ trajectoire-ny ihany fa any de tsy hita.
Miaina, miainatsra ary manaova ny soa izay ihany no fanafodiny. fa ny tena loza koa anie de lay manaraka ao e! tonga any de mbola mijery ny filmam-piainana aloha de tsaraina. Kay! io ianao io, toa nanao ratsy fotsiny, menatra sady tsy sahy mijery amngamba ny maro amitsika kle! ie ao aloha reo mbola mety sahy hila#za hoe tsss tsy za io kouuu! aza hitako anie zany.
14. Fiffi ( 30/05/2006 12:42)
15. Fiffi ( 30/05/2006 12:43)
ka lasa lavitra be re ny sainy eh!
16. Zina ( 30/05/2006 22:50)
titis angaha matahotra ho faty? aza mba eritreritina akory rehefa tonga dia tonga fa izao fotsiny tohizo ny fanaovana ny tsara sy makato an'Antra.
17. Fiffi ( 31/05/2006 03:50)
mandrindra:
titis, io indray tsy mandondona fa tonga dia miditra dia maka. tsy misy négociation ny amin'io noho izany aleo tsy erittreretina.
zay indrindra manko.


18. fasaly ( 31/05/2006 04:11)
zà alou de mieritreritra foa
19. fasaly ( 31/05/2006 04:12)
zà aloha dia lmieritreritra foana e! hoe oviana aza zà no mety ho faty, engoissé aza ndraindray hoe sao de ho faty aza zà zany raha somary manona iny:{^^
20. Fiffi ( 31/05/2006 04:41)
harary tsy fidiny ao ndry an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5008