Rafahafatesana
42. Herimiafina
(
02/06/2006 19:00)
titis:
Hono ho'aho ry reto,nareo ve tsy mba nieritreritra ny hoe rahoviana no tour handehanana hatory eo ambony farafara vato?(rafahafatesana mazava ho azy):snif:
Tsy saintsainina matetika raha tiky fa io no mba hany resaka faminaniana mitombina. mahafantatra daholo ny olondrehetra fa ho faty any aoriana any.
Tsy io no olana fa ny vitesse-n'ny fiainana sy ny fomba fiaina izay manao toa tsy matimanota sy tsy ho faty ireny ery.
Manambany olona, mamono olona, mandainga, be fierté be loatra tsy mitombona kanefa tsy mihoatra ny 80taona bakeo.
44. MTN
(
03/06/2006 12:37)
Mahita horesahana mihitsy ianareo izany. Dia mody mampifilafila kely. Raha tsongoina izao dia hoe kaaaaaaai. Za lo raha maty dia asio volotara eo andohan'ny fasako eh.
49. Fiffi
(
08/06/2006 07:43)
mandrindra: misaotra anao . Fa maninona koh aza no miresaka momban'ny fahafatesana eh! :(
52. Fiffi
(
08/06/2006 08:48)
mandrindra: tsy aleo manontany an'i profesiora ao @ le film "retour vers le futur" ? :-D:-D:-D
53. mandrindra
(
08/06/2006 09:06)
an3, za tsy te handroso any amin'ny lasa na hiverina any amin'ny ho avy ka :-D:-D:-D. aleoko indray aza tsy mividy billet mihitsy na aller simple aza :-D:-D
54. Fiffi
(
08/06/2006 09:08)
mandrindra: hummm ! nga akia nisy nampatahotra tampoka tao de niova hevitra ? :-D:-D
55. mandrindra
(
08/06/2006 09:20)
an3, fa tsy misy toerana ny retour dia aleoko aloha tsy mandeha ka :-D:-D:-D. mbola hitady tour opérateur mivarotra ny retour aho izay vao andeh ahitsangatsangana.
57. mandrindra
(
08/06/2006 09:28)
fa nga mbola mahita rehefa tonga any. ataoko hoe mikipy anie ny maso e :-D:-D:-D
60. Fiffi
(
08/06/2006 10:27)
heu... samy andeha hiany tsy aleo tsy maminavina fa tonga de jerena réel ? @ zay hummm ! :)