Rafahafatesana
61. mandrindra
(
08/06/2006 10:58)
ka le mijery réel option lafobe ko. sady izay koa anie no mahafitsangatsanagana hafa kely azy e ilay mandehy tsy mijery, na izany aza anefa be mpandeha mihitsy io an, betsaka ny efa any, fa mbola tsisy nahazo billet retour, misimisy ihany koa ny eny andalana, ary rehefa mitafa toy izao dia milaza ny ho any daholo ny rehetra. destination manintona be io ary be mpandeha mihitsy. misy vol isaky ny segondra fa indraindray rodobe charter ary indraindray jet privé :-D:-D:-D
62. Fiffi
(
08/06/2006 19:21)
O! ry mandrindra aahh !! marina mafy raha samy andeha itsangatsangana hiany , nahoana no andeha hakipy ny maso ? na de hafa kely aza ? :-D:-D:-D:-D
63. Fiffi
(
08/06/2006 19:22)
mandrindra: raha izany de aleko hiany mijanona ao am-pandriana de pihina ny maso de alefa ny nofy :-D:-D
65. Fiffi
(
10/06/2006 04:37)
mandrindra: heu... miankina @ zay antony hanapinaha maso kosa eh! :-D:-D:-D:-D
66. bobastyle
(
11/06/2006 16:25)
choisissez la vie, mais pas la mort..anefa tsara koa aloha ny mba mijery ny fihafarana,après cette vie qu'on a choisie... ireo laozana, sy ilay vantanao, hatataovy aho ray olona !!! rehefa tonga ny fotoana tsy nampoizina, fa io fahafatesana io anie tonga tahaky ny mpangalatra hono e
67. Fiffi
(
12/06/2006 03:58)
mahaiza fotsiny manararaotra mihaina dien'ny mbola velona eh! mihaina @ fahamarianana fa Andriamanitra irery hiany no mahafantatra ny ora hodiana.
69. Fiffi
(
12/06/2006 09:18)
mandrindra: heu... :oops: inona moa izy zay ? fga tena misy hummm be kosa aloha an! de le manofinofy kosa eh! :)
70. mandrindra
(
12/06/2006 11:06)
dia lasa maso mipipika izany, mikipy dia mihiratra, mikipy dia mihiratra :-D
72. mandrindra
(
13/06/2006 06:38)
"fipetrahan'ilay zavatra atao", manana fitombenana izany ilay zavatra atao matoa mipetraka :-D:-D:-D
73. Fiffi
(
13/06/2006 08:28)
andraso aza tsy hatao hoe fipetraka kah! fa miankina @ le revy , mety ve ? hummm ! hihihihi
74. STONG
(
13/06/2006 15:59)
titis:
Hono ho'aho ry reto,nareo ve tsy mba nieritreritra ny hoe rahoviana no tour handehanana hatory eo ambony farafara vato?(rafahafatesana mazava ho azy):snif:
Slt nareo!
Mahafinaritra,milay refa manal'azy doly :D
Hamaly ny kest°an-dranamana fotsiny aho;
io ry kama tsy mila hoe eritreretina isan'andro a,aza manotany akory hoe "rovina aho no hiala ety??" .Tsoriko @nareo fa tsy misy mahalala ny androny zany,mety ho afaka 1s,1mn,1h,1an,..,mety ho faty aorian'ny aretina,aorian'ny aksidan,aorian'ny tsiky,aorian'ny tomany,eny fa na d aorian'ny hevina (mihevina ) aza.Angano kely>> nisy ranamana zay handé hanao vankasy,lavitra ny lalana k votery ngama handray avion,nolazaina taminy nefa fa @io andro handraisany avion io no ora farany hiainany.Tapa-kevitra ranamana fa tsy handray lé avion,nihidy an-trano no nataony nandrapaha-tonga lé ora hiangan'lé avion.Tonga ary ny ora,faly ranamana fa nanainga lé avion,kinanjo anefa,nianjera teo @ trano fonenany lé avion.Ny tiko hahatongavana d ny wé,refa tonga ny andro d tonga,ra mbola ho ela d miandry,fa aza mametraka akory lé kest° wé "rovina ny ora?"
Ny fanotaniana tokony hipetraka amiko dia ny hoe
" Mba tsara v ny efa vitako,sao hanadinana ahy ao hafara??"
(hevitro manokana tompoko,aza asina adi-evitra akory)
76. mandrindra
(
15/06/2006 05:54)
fiffi, raha matahotra avy aty arovako :wink:
dia inn aloha le revy ?
dia inn aloha le revy ?