Ratsy fanahy ve aho?
1. soanja
(
29/05/2006 01:21)
Nisy an'izay sipako taloha elabe izay. Nahita ahy tampoka taty aorina dia nikoty indray, efa tara loatra anefa satria fa efa nanambady aho dia nolazaiko izy fa tsy misy fika. Ny nampisaraka anay anefa dia noho ny adalako. Nilaozako niaraka tamin'ny olon-kafa nefa izy mbola tiako tamin'izay. Ary mbola tara taminy koa aho na taty afara aza fa tsy atakaloko ny vadiko aloha e. Nisy nilana azy tamin'ny asanay anefa indray andro dia nanao consultant tao aminay izy. Indray andro izay anefa dia tafaraka tsy nahY izahay fa asa izay hadalako. Indray andro fotsiny. Dia natahotra be aho. Nifona tamin'ny vadiko. Tsy tezitra ny vadiko. Normale izany hoy izy fa efa nisipa ianareo teo aloha. Ka tsy hitako izay olana amin'izany raha resaka indray andro. Taty afara anefa dia nony niara niasa indray izahay dia mbola te hiaraka aminy foana aho fa tsy sahy intsony. Dia nozestiavany tamin'ny sipa hafa namako ihany rehefa tsy nety aho dia mampiseho fisipana goavana be teo anoloako sady henoko mihitsy ny zava-drehetra indraindray. Noresahiko tamin'ny vadiko io fa nalahelo loatra aho. "Fire-vo" (esory amin'ny asany izy) hoy ny vadiko tezitra be koa. Dia nesoriko tamin'ny asany izy satria toa hanelingelina ny saiko fotsiny isika ny mahita azy. Ratsy fanahy ve aho/
répondu par fitia2006 le 05/06/2006 11:17
2. Fiffi
(
29/05/2006 03:44)
ratsy fanahy ve ndry ?
-Marina fa nisy ny haigam-panahandry t@ voalohany
-Nahay nifona ndry , ary nahay namela ny vadindry
-Inona indray no zavatra tadiavina mihoatra an'izany ? nahatsiaro tena fa diso ery nahazo famelana.
-Saingy hoy aho hoe: raha nanao ny adalana na nanohy ny provokasion hiany io bandy io , tsy nisy moyen hafa azo natao ve raha tsy io nandroahana azy t@ asany io ?
-Marina aloha , ary fahendrena ny andry haka decision io hoe ampy zay ny hadalana , ka tspandry zany fa raha zao no mitohy , mety mbola hahazo fakam-panahy hiany ndry ?
-Le bandy kosa aloha raha ny fahitako azy no tena ratsy toatra an! Nahazo mamy kely de tsy mba mahay mihonona nefa efa mahafantatra tsara fa efa manambady ndry.
-Raha ny tena ny hevitro manokana aloha de hoe ratsy toetra ve ndry ? heu..... tsy ratsy toetra ndry fa raha efa nanazava azy fa tapitra hatreo nfa izy mbola manao ireo zavatra rehetra ireo , sohiany ary ndry fa mba manana fahendrena hiany raha azoko lazaina satria , efa nahazo famelana avy t@ vadindry ka tsy hamerina intsony.
-Ny mampalahelo fotsiny de ny hoe: ny fiainana efa tena sarotra , sambatra hiany izay mba manana asa , nefa raha ahazahoana na hitera-java-ratsy aloha dia mety ny nataondry , nilaina io nanesorana azy io , amiko aloha io an!

3. fasaly
(
29/05/2006 04:13)
ié! ratsy fanahy! manampatra ny pouvoir eo aminareo roa nareo! sarotra ny mahita asa amzao anefa noho izany zvtr azo amboarina izany no nanimbàna ny asany veuh:roll::roll::roll: tsy fatako fa am hevitro dia tsy nety kosa:wink: tsy azo afangaro ny resaka fitiavana sy resaka asa mantsy.....
4. diamondra27
(
29/05/2006 04:35)
tsy tokony noroahinao izy fa tokony tu gères tes conflits. Mba fantatrao moa ny conséquences ny hoe: olona voaroaka izanny? Efa nolanjalanjainao ve? Dia manontany koa aho hoe: afaka mandroaka fahatany izay olona tiana rohasina ve ny mpampiasa?
Dia inona no motif nandroahanao azy kay?
tsy tafiditra @ licencement abusif ve izany.
Marina fa nisy ny resaka vie privée fa tokony tsy afangaro ny resaka asa sy ny vie privée indrindra indrindra. Izaho akory tsy miaro azy (ilay lhl) fa noho ny fanontanianao dia io ny valinteniko.
Raha momba ny comportement indray dia tokony nisy resaka mazava tsara teo aminareo 2.

5. mamzelkely
(
29/05/2006 04:39)
za njay mihevitra we ts tokony norohahanao le lhl fa tokony novainao service hafa ftsn comme ca ts maheno azy tsony enao sady ts dia mety lôtra zany manafangaro vie privée sy professionelle zany
6. pissoa
(
29/05/2006 05:16)
Tsy ratsy fanahy izany indry ry Soanja an :-*:-*
Masina ny fanambadiana ary ambony lavitra noho izay asany veriny, na ny asa tsy misy mpanao ny tokantrano. Miteny izany aho satria hoy ny Gasy hoe:"Aleo misoroka toy izay mitsabo." :-*
("Ratsy fanahy ve?" no fanontaniana novaliako fa tsy hoe "Nanara-dalana ve?")

7. Fiffi
(
29/05/2006 05:29)
marina daholo ireo voalazanreo ireo: inona marina zao aloha le motif nandroahana azy ? mety hiakatra prud'homme izy avy eo satria tsy dia mitombona loatra ny fandroahana , satria nisy ve ny harcèlement ?
-Marina aloha fa mampalahelo tokoa rehefa very asa zany an! ny zavatra tokony natao koa angamba dia ny niresahana azy mba hanajanonany ireo fihetsika ireo fa raha mbola mitohy zany dia voatery haka decision hanalana azy! Efa mba natao ve aloha io ?

8. little
(
29/05/2006 05:54)
Tena ratsy fanahy ndry ka, tena tsss, ratsy fanahy e! de ra tsy mihinan-kanina zao ny zanak'olona de ahoana nohon;ny ambo-po diso toerana fotsiny ve? Zay nareo vehivavy zay be fo fotsiny! mety ho maro be nge zao ny impact zany rehetra izany e! ratsy fanahy masosotra kely tssss:-w, :twisted: fa tianay fona kambony:-*:-*:-*
10. hery
(
29/05/2006 06:04)
Mety ho azo natao koa ny nampitandrina azy hoe mety ho esoriko amin'ny asanao ianao satria tsy tantiko izao. Rehefa manohy izy vao roahina. Ny motif: atteinte à la pudeur. Na dia tsy sipanao taloha aza izy dia azo roahina tsara raha toa ka efa nahazo fampitandremana hoe tsy azo atao (sady voararan'ny lalàna rahateo) ny manao actes mety hanembatsembana ny societé.
Fa inoako koa fa fantany ny zavatra nataony sy izay mety ho vokany. Izaho indray raha mbola te hiasa dia tsy ny lehibeko mihitsy no hataoko kilalao :-)
Fa inoako koa fa fantany ny zavatra nataony sy izay mety ho vokany. Izaho indray raha mbola te hiasa dia tsy ny lehibeko mihitsy no hataoko kilalao :-)
11. Fiffi
(
29/05/2006 06:16)
marina ny anao ry hery an! nomena avertissement aloha fa tsy tonga de norohahina .
12. vale
(
29/05/2006 06:47)
:roll:andray kosa akia soanja , tena olona tso-po marina izany vadindry izany matoa mamela, izay tokoa moa no atao hoe tia eh, ni-comprendre izy hoe olona efa nisipa nareo ka,,,,,,,,etc,fa raha ny fahitàko andry dia tsy naharitra ny fitiavany andry (ilay sipandry talo io!)ka dia voatarika, le vadindry izany no tena tiandry , rano raraka ny nahalavo andry tsy olana iny:)sady indry efa nifona t@ vadindry, hatreo aloha dia tsy ratsy fanahy ny fahitàko an'izany eh, satria ndry efa nahatsapa nifona, ny "heloka ibaboana hono mody rariny":wink:,fa tokony nampitandremana marina izy fa tsy tonga dia norohasina, mafy ange akia izany "tia"izany e, ka izay ngamba no nahatonga azy hanao zay hahasaro-piaro andry!:D
13. vale
(
29/05/2006 06:49)
oops, "tsy naharitra ny fitiavany Indry" no tiko tenenina akià azfdy:wink:
14. diamondra27
(
29/05/2006 07:17)
Asa na efa henonareo izao tantara izao fa holazaiko ihany: Teto France no niseho ny tantara.Nisy lhl iray chef= directeur de ressources humaines; nisy problème tao @ilay orinasa ka tsy maintsy misy olona iray horoahina. Dia nasain'ny DG nifidy olona 1 ao anatin'ny mpiasa 5 izy, efa naharitra ny fieritreretana. Ary voan'ny pression an'ilay DG izy dia tsy maintsy nifidy fa omena ny décision ny ampitso. Ny alin'io anefa dia mbola tsy hitany ihany hoe: iza t@ireo olona ireo no nofidiany. Manambady amanjanaka io DRH io, , araka ny fanaony isanandro moa izany , refa avy miasa izy dia nody ary nisakafo, niresaka tsara t@ vady amanjanany , tsy nisy olana; dia efa t@ ora fatorian'ny ankizy dia nalefa natory ilay zaza 2 sy ilay vadiny fa izy kosa hono mbola hanohy ny asany ihany izay tsy maintsy omena ny sefo ny ampitso.
Remarque: ny seza fipetrahany teo @ biraony dia nisy fantsika nihoatra kely ka isakin'ny mipetraka izy dia voaringotra kely foana ny patalohany, dia tapakevitra aza izy iny alina iny haka marteau tany @ sous-sol, dia iny hiverina hiakatra tohatra any @ ilay seza dia nisy saka nandalo tampoka. Inona hoy ianareo no zavatra niseho?
Novonoiny ilay saka t@ilay marteau teny antanany, dia novonoiny ihany koa ny vadiny amanjanany.
Rehefa vita izay actes izay dia nitomany izy, ary tonga saina t@ zavatra vitany.
Tonga ny polisy sy ny ankety ========>lehilahy normale tsara io DRH io, fa noho ilay décision tsy maintsy nomena ka nanahirana ny sainy sy tsy zakany, de izao no zavanitranga. Araka ny résultat ny psy sy expert sns... moa dia tsy nanameloka azy ny fitsarana satria tao anatin'ny folie izy ary tsy volontaire ilay crime na prémeditée.
On suppose hoe: raha nidina nijery azy hono ny vadiny io talohan'ny nakana ilay martoa dia nety hafa no zava-nitranga.???
Ny antony hitantarako izany dia ny fihatraikan'ny décision @ olona iray. Aza dia ataotao foana re rehefa maka décision isika @ fiainana fa alao ambony alao ambany. Raha azo atao dia aleo manao reconciliation sy dialogue.

17. ikalakintina
(
29/05/2006 07:40)
DM!, marina zany!
amiko alou soanja, mila miresaka aminy enao asio fitsipika mazava tsara ny aminareo, de amboary ny fonao sy ny sainao, fa mba tena ilainy koa ange le miasa e!, de midera ny vadinao za fa ra lhl hafa izay d'efa voadaka v,

18. colar
(
29/05/2006 08:41)
fa lery ko alo tsy mba nisaina kely we eo antanan sipa ange ny fiainany,mampalahelo lery alo e,tandremo ihany zalahy an,mila calma refa ny sipa no tompon sosy:-D:-D:-D,zay le we aleo mamelona toy zay velomina kle
19. serge
(
29/05/2006 08:46)
tena tokony tsy noroahana lay olona fa aleo nafindra sces sady ianao efa manambady dia ho tsininy ve ny miaraka @sipa ?
20. Fiffi
(
29/05/2006 10:58)
serge: tsy hoe tsininy ve no miaraka @ sipa no olana fa mba efa nahazo famelana avy @ vadiny izy ka tsy te-hamerina ny adalana sy ny fahadisoana intsony nefa lery mbola misisika sy manao provoka foana . Na izany aza dia tokony natao aloha ny fampitandremana de nasiana avertissement kely de ho hita eo raha mbola nanohy.