Ratsy fanahy ve aho?
41. soanja
(
30/05/2006 04:11)
Mba hamaliana ny tenin'i fiffi de hoe tamin'izaho naheno ilay zavatra tao ambadika dia tezitra dia namonjy an'ilay receptioniste nanontany hoe fa ahoana ho tsy tary (chambre nandritra ny fotoanan'ny asa) ny chambre-n'ilay bandy fa teo akaikiko. Dia namaly ilay receptioniste hoe ilay bandy hono nangataka fa ataovy eo akaikiko ny andry zareo satria hiasa ianareo amin'ny alina. Ilay hotel anefa tsy nisy toerana nalalaka intsony apres-n'io. Izay no nahatonga ahy namonjy ranomasina satria sady tezitra loatra aho no nahatsiaro be ny vadiko no manina ny fiainako taty an-dafy tsy misy probleme. Izaho aloha dia aleo tsorina fa tena jalouse tamin'ilay zavanitranga tao ambadika ary tena tezitra tamin'ilay namako koa aho saingy tsy noteneniko taminy. Tsy tiako ho fantany ny zavanitranga taty aminay taty aoriana. Mampalahelo ahy koa anefa izy fa toa ataon'ilay bandy kilalao fotsiny.
Efa fantatro fa horoahiko izy satria izay no fanapahan-kevitro handaminako ny fiainako vao nivoaka an'ilay hotel aho. Fa raha tsy izay dia hitohy foana ny olana. Hay koa moa ny vadiko nitovy hevitra tamiko. Izao no noteneniny hoe raha mbola miara miasa ianareo dia mbola hiaraka foana na hijaly foana ianao satria izy hanelingelina foana.

42. soanja
(
30/05/2006 04:28)
diamondra27:
solutions betsaka fa tsy tokony roahina izany ilay lhl, au moins mba nomena avertissement; de nomena preavis fa tsy tonga de mise à pied tahaka izany.
Anenenanao io indray andro any fa mivavaha haingana, mifona @ Atra.
Dia faute-nao koa le izy satria ianao tsy mahafehy tena. Maninona no efa manambady de mbola manitsakitsaka foana? Sa tsy nahay nanararaotra t@ hatanorana.
Ilay olombelona ho 'aho de tia olana eo @ fiainany; le vady mba hendry sy tsara fanahy dia hitsakitsahana indray. Raha tsy nahatanty iano ny mahita ilay sipanao taloha dia naninona no mbola nalaina hiasa ao aminareo izy? T'es pas sérieuse hein§ Tsy mahita olonkafa mihitsy ve hasolo azy? Sa resaka tiana hatao hatavy fotsiny izany.
Dia izao anefa izy voaroaka , dia iza no hasolo azy. Donc, bla bla doly izany amiko.
Dia tandremo @ sisa e! Tsy misy tsy manota @ fiainana fa ny mamerina ilay fahadisoana no tsy mety. Ataovy anatra izao @ sisa .
Dia bon courage enao an! de mba karakarao tsara ramose fa aza variana any ankafa intsony moa e!
Tsy mitovy ny olombelona. Misy mahatanty fakam-panahy, misy tsy mahatanty. Nanitsakitsaka ny vadiko fa efa nifona ary efa nifona tamin'Atra koa. Ilay fandraisana azy tamin'ny asa anie saika tsy nataoko mihitsy fa izy no tena nitalaho fa mila asa fa sahirana be e. Dia nampalahelo ahy dia iny moa ny tohiny. Izaho tsy mahay mitondra olona, tsy mahatanty fakam-panahy, izy maditra sady tsy nitazona ny teniny no sady manafay. Inona izany ny vahaolana hafa azo nomena teo. Izahay tsy maintsy hiara miasa ihany raha toa ka nitohy teo. Ny mission tsy maintsy atao ary be ny fakam-panahy rehefa any. Sa ve diso aho ry zareo fa tsy mora manao mission lavitra vady. Ilay olona tsy lehilahy amin'izao fa sipako efa ho 5 taona niara nipetraka vao nisaraka.
43. diamondra27
(
30/05/2006 05:34)
soanja: ka t@ voalohany mihintsy ange ilay erreur e! na dia mitalao tahaka ny inona aza ilay lhl dia tsy tokony nalainao satria fantatrao fa efa niaraka 5ianareo sady niara-nipetraka. Dia hazavaina aminy izany hoe: marina fa mampalahelo ny situation-nao tsy manana asa fa tsy mety satria efa niaraka isika dia efa nisaraka ary izaho efa misy miaraka amiko @izao fotoana ka raha hiara-hiasa isika dia mety hanimba ny ho aviko izany.
Indraindray dia ilaina ny mampiseho sy fahasahiana miteny "non" eo @ fiainana.
Dia tsy mba tonga tao antsainao ve na de fraction de seconde fotsiny aza fa mety hanimba ny ho avinao na hoe: hisy relation any aoriana raha miasa ao aminao izy? (tsy mila valiny)
Raha misy olona niaraka taminao(surtout hoe: efa mahalala ny intimité-nao) ka nisaraka dia tsy tokony asiana relation intsony io satria misy fiatraikany foana.
Lazaiko anao fa raha tsy nitondra ilay vhv io ilay lhl dia mety tsy nahatsiaro ny vadinao akory ianao.(?)
Marina fa tsy mitovy ny olona rehetra saingy misy ihany kosa zavatra tokony holavina.Efa fantatrao fa misy lavaka manoloana anao ve dia mbola halehanao ihany? Voilà, nilalao afo ianao, mety sur le moment ianao tena mafy saina be (nahatanty) fa rehefa ela ny ela tsy maintsy misy zavatra kely monja mety hampiova ny fihetsikao dia mampiova ny fisainana de tsy manana raison intsony. Io no antsoina hoe: moment de faiblesse.

44. diamondra27
(
30/05/2006 05:42)
Ny tiako lazaina @izany dia hoe: na dia tsy nisy aza iny mission iny; dia any andro any volana rehefa misy zavatra kely mahatafitohina anao ao antrano dia tsy maintsy ni-confier taminy ianao , dia eo le faiblesse no mitranga.Na ihany koa hoe: misy toetra tsy ananan'ny olona miaraka aminao ankehitriny ka nananany dia lasa mirona any ny sainao ; ary koa toa io scène nataony io.Tu es son supérieur par rapport à son tarvail mais tu ne peux pas gérer ses sentiments.
Dia tsy mety ihany koa ny nataon'ilay lhl aloha satria hita be fa valifaty no ataony. Na dia hoe: tsy nanana asa aza izy dia je suis sûre et certaine fa efa plan-ny io. Misy olona tena mahay manafitoetra be ange @ity fiainana ity fa tandremo e!
Ianao kosa aloha mbola nanana fitia kely taminy ihany na dia izany aza e!nisy tavela kely tao. Soa ihany fa mba namela anao ny vadinao
Fa dia ataovy anatra @ sisa ho'aho. Aza afangaro ny asa sy ny relation personnelle (na sipa io na fianakaviana na namana)fa misy fiantraikany.

45. xxx
(
30/05/2006 05:48)
Tsy coherent ny tenin'i diamondra27.
Dia
... Olona tsy tokony noraisina tamin'ny voalohany ve, dia efa nampitandremana tamin'ny voalohany dia mbola misy solutions hafa indray ankoatra ny fandroahana?
Hatraiza no sahintsika aleha amin'io? Sa tenenina izany fotsiny Andriamanitra fa isika tsy sahy handray fanampahan-kevitra akory mba tsy hisy ratsy hitarika antsika. I Soanja rahateo efa niteny hoe
Soanja =D=D=D
diamondra27:
solutions betsaka fa tsy tokony roahina izany ilay lhl, au moins mba nomena avertissement; de nomena preavis fa tsy tonga de mise à pied tahaka izany.
Dia
Soanja:Dia avy eo indray hoe
Dia niteny aho hoe toa tsy mety aminay ny miara miasa satria mifankafantatra loatra izahay roa ka sao manjary manahirana, izaho rahateo efa manambady. Dia nifanaiky fa tsy hisy n'inona n'inona. Niara niasa taona 2.
diamondra27:
ka t@ voalohany mihintsy ange ilay erreur e! na dia mitalao tahaka ny inona aza ilay lhl dia tsy tokony nalainao satria fantatrao fa efa niaraka 5ianareo sady niara-nipetraka.
... Olona tsy tokony noraisina tamin'ny voalohany ve, dia efa nampitandremana tamin'ny voalohany dia mbola misy solutions hafa indray ankoatra ny fandroahana?
Fiffi:Rehefa mivavaka isika dia miteny hoe "Aza avelanao ho azon'ny fitaoman'ny ratsy izahay, fa manafaha anay amin'ny ratsy."
Raha tena mandinika ireo zavatra nolazaiko ireo aho dia tsotra hiany ny tiako lazaina: tsy rariny ny nandroahana azy !
Hatraiza no sahintsika aleha amin'io? Sa tenenina izany fotsiny Andriamanitra fa isika tsy sahy handray fanampahan-kevitra akory mba tsy hisy ratsy hitarika antsika. I Soanja rahateo efa niteny hoe
Soanja:
Ny ampitson'io dia nantsoiko izay namako manana entreprise izay sao misy asa mifandray aminy. Tena nisy tokoa tao. Dia nomeko azy ny CV-ny. Afaka herinadron'io dia efa niasa tany izy.
Soanja =D=D=D
46. Fiffi
(
30/05/2006 06:20)
xxx: efa novakinao tsara ve ny fanazavana nomen'i soanja ? satria t@ voalohany tsy nilaza izy hoe na dia nandroaka an'io olona io aza , hay kosa tsy namela azy t@ zao fotsiny fa dia nampita ny CV-ny hiany ary efa nahita asa izy zao ? Efa hitanao io ? Ary ny nolazaiko hoe tsotra hiany ny valinteniko:"tsy rariny"
-Raha nazavain'i soanja hatramin'ny voalohany hoe noroahiko io olona io nefa efa nampitaiko any an-kafa ny CV-ny ary efa manana asa izy zao! tsy ho tahak'izao ny réaction-ny namana namaly azy . Aza mitsara ny fivavahan'ny olona fa tsy mety izao an! Vakio tsara aloha ny fandehan-javatra rehetra ry xxx zay vao miteny.

47. diamondra27
(
30/05/2006 06:53)
xxx: araho tsara ny film fa araka ny zavatra omena = fantatra no namaliako azy
ça dépend la situation ny réponses fa tsy hoe incohérent izany reo zavatra voalazako ireo
Tandremo sao mamaky be fahatany fotsiny fa mba eritrereto tsara izay lazain'ny sasany e! dia tehirizo izay tsara ary ario izay tsy tianao
Tsy voatery hanaraka ny tenin'ny olona ianao akory.
A CHAQUE PROBLEME IL Y A DEUX SOLUTIONS:-D:-D:-D
ny ahy be de be ny solutions:wink:, tsy manasaro-javatra

48. Ragadona
(
30/05/2006 08:40)
Amiko dia tantara roa samy hafa io nomen i soanja io : vakio tsara ny fitantarany tamin ny voalohany dia araho ny fanazavany lava be rehefa namaly ny hevitry ny olona. Tamin ny voalohany dia maro ny zavatra noteneniny manamporofo ny role ny tamin ilay tantara :"ny nampisaraka anay dia ny hadalako, nilaozako niaraka tamin olon kafa nefa izy mbola tiko ...Te hiaraka aminy foana ......" Ireo no tenin i soanja tany am boalohany nefa aty aoriana ndray izy dia niova ny tantara hoe le bandy mikoty foana fa izy tsy misy réaction .....sns. Inona no tena marina tsy mitovy alo raha ireo lazainao ireo ka ivereno vakina ange ny voalohany indrindra sy ny fanazavana lava be nomenao avy eo, dia jereo ny lojikany. Marina fa mety hoe mba tantara foronina velomina an tsehatra le izy(izay tsy ratsy) nefa na izany aza mba asiana lojikany ihany
49. diamondra27
(
30/05/2006 09:59)
Ragadona:=D=D tantara ka tantara e!
xxx: dia fantanao @izay fa tsy coherent ny famaliko fa selon la situation sy mise en scène
xxx: dia fantanao @izay fa tsy coherent ny famaliko fa selon la situation sy mise en scène
50. soanja
(
30/05/2006 12:37)
Ragadona:
Amiko dia tantara roa samy hafa io nomen i soanja io : vakio tsara ny fitantarany tamin ny voalohany dia araho ny fanazavany lava be rehefa namaly ny hevitry ny olona. Tamin ny voalohany dia maro ny zavatra noteneniny manamporofo ny role ny tamin ilay tantara :"ny nampisaraka anay dia ny hadalako, nilaozako niaraka tamin olon kafa nefa izy mbola tiko ...Te hiaraka aminy foana ......" Ireo no tenin i soanja tany am boalohany nefa aty aoriana ndray izy dia niova ny tantara hoe le bandy mikoty foana fa izy tsy misy réaction .....sns. Inona no tena marina tsy mitovy alo raha ireo lazainao ireo ka ivereno vakina ange ny voalohany indrindra sy ny fanazavana lava be nomenao avy eo, dia jereo ny lojikany. Marina fa mety hoe mba tantara foronina velomina an tsehatra le izy(izay tsy ratsy) nefa na izany aza mba asiana lojikany ihany
Ahoana koa ary izany? Dia ho tantara valamaty ve ilay izy?
Mitombina sy mifanaraka tsara ireo ka. Ilay izaho niteny hoe: Mbola tara taminy taty aoriana dia tena izay tokoa (any anatiko any fa tsy hitany aty ivelany), izay ny mahahoe rehefa mikoty izy dia tsy nisy ny reaction avy taty amiko fa henoko fotsiny. Fa raha tsy tena nanam-pitiavana kely azy manko aho tamin'izay dia mety efa tonga dia nomeko ny mazava izy hoe avelao any izany fa tsy tokony hipetraka intsony izany resaka izany. Fa izaho mbola nisy fitiavana kely saingy miady mafy eo ny feon'ny fieritreretana hoe: hiditra sa tsy hiditra, ny tena manambady, ny vadinao tena tianao saingy lavitra be amanarivony maromaro kilometatra , indray mandeha ve dia hampisy inona, mbola mba manao ahoana izany miaraka aminy izany indray sns... ary iny moa niafara teny ambony fandriana iny. Ny nenina anefa aoriana foana handatsa. Vao vita ilay acte dia nahatsiaro ho diso be eo anatrehan'Atra sy ny vadiko aho ary menatra ny tenako fa tena vhv tena.... Tsy ampy tokoa ilay tantara satria tsy nomeko anareo tamin'ny voalohany ilay hoe niantso an'ilay namako manana entreprise aho satria tsy tena ao anatin'iny ny tena tiako resahina fa ilay hoe Diso ve zah raha nandroaka azy satria fantatro fa tsy manana motif resaka asa aho fa sentiment daholo no nitondra azy. Ny valiny izany dia diso aho. Ny ankoatr'izay indray dia anjarako ny mitady solution ho azy amin'ny resaka asa satria ny tenako no nampiako raha nandroaka azy aho.
51. Fiffi
(
30/05/2006 13:07)
ka rehefa nahitandry asa izy ary efa miasa tsara ara-dalana de efa tsara ange zany eh! tsy dia nisy hoe fitiavan-tena loatra satria nanampy hiany.
52. soanja
(
30/05/2006 14:35)
Fiffi, Diamondra, Ragadona sns :-*:-*:-*:-*:-* mitohy ihany ny tantara fa any amin'ny blaogy anareo manaraka azy. Soanja.
55. soanja
(
30/05/2006 23:41)
cutie:
aiza zany blaogy zany :roll:
Aza taitra indry fa ity lay izy. Aza gaga koa aloha fa mbola any amin'ny fahazazako ny tantara izao ary mbola hoe elabe vao tonga amin'ny resaka rehetra izao. http://soanja.blaogy.com/post/220/1050
56. Herimiafina
(
30/05/2006 23:46)
soanja:
Nisy an'izay sipako taloha elabe izay. Nahita ahy tampoka taty aorina dia nikoty indray, efa tara loatra anefa satria fa efa nanambady aho dia nolazaiko izy fa tsy misy fika. Ny nampisaraka anay anefa dia noho ny adalako. Nilaozako niaraka tamin'ny olon-kafa nefa izy mbola tiako tamin'izay. Ary mbola tara taminy koa aho na taty afara aza fa tsy atakaloko ny vadiko aloha e. Nisy nilana azy tamin'ny asanay anefa indray andro dia nanao consultant tao aminay izy. Indray andro izay anefa dia tafaraka tsy nahY izahay fa asa izay hadalako. Indray andro fotsiny. Dia natahotra be aho. Nifona tamin'ny vadiko. Tsy tezitra ny vadiko. Normale izany hoy izy fa efa nisipa ianareo teo aloha. Ka tsy hitako izay olana amin'izany raha resaka indray andro. Taty afara anefa dia nony niara niasa indray izahay dia mbola te hiaraka aminy foana aho fa tsy sahy intsony. Dia nozestiavany tamin'ny sipa hafa namako ihany rehefa tsy nety aho dia mampiseho fisipana goavana be teo anoloako sady henoko mihitsy ny zava-drehetra indraindray. Noresahiko tamin'ny vadiko io fa nalahelo loatra aho. "Fire-vo" (esory amin'ny asany izy) hoy ny vadiko tezitra be koa. Dia nesoriko tamin'ny asany izy satria toa hanelingelina ny saiko fotsiny isika ny mahita azy. Ratsy fanahy ve aho/
An3, tsy ratsy fanahy mihintsy ianao kah. Ny vie privée sy ny asa tsy tokony hifangaro, ary rariny raha voaroaka izay manafangaro izany e! :roll:
57. cutie
(
31/05/2006 00:49)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 31-05-2006 04:41:31
Lohateny : Re : Ratsy fanahy ve aho?
Hoy i cutie:
aiza zany blaogy zany
Aza taitra indry fa ity lay izy. Aza gaga koa aloha fa mbola any amin'ny fahazazako ny tantara izao ary mbola hoe elabe vao tonga amin'ny resaka rehetra izao. Jereo eto
sdoanja merci
fa saika ny sarin-jy no tiako jerena nefa tsy nahita za :oops:
58. Fiffi
(
31/05/2006 04:18)
An3, tsy ratsy fanahy mihintsy ianao kah. Ny vie privée sy ny asa tsy tokony hifangaro, ary rariny raha voaroaka izay manafangaro izany e!marina aloha zany , saingy tokony tsy hafangaro koh le sentiment nanana t@ le olona.
59. soanja
(
01/06/2006 01:54)
cutie:
Mpandefa : soanja [ Valio ] 31-05-2006 04:41:31
Lohateny : Re : Ratsy fanahy ve aho?
Hoy i cutie:
aiza zany blaogy zany
Aza taitra indry fa ity lay izy. Aza gaga koa aloha fa mbola any amin'ny fahazazako ny tantara izao ary mbola hoe elabe vao tonga amin'ny resaka rehetra izao. Jereo eto
sdoanja merci
fa saika ny sarin-jy no tiako jerena nefa tsy nahita za :oops:
Sariko ve? Aha! Mila mahita ny sarin'ny rehetra aho vao sahy mamoaka ny ahy eto sao mandositra daholo nareo 8)8)8)8)
60. diamondra27
(
01/06/2006 04:38)
soanja: misaotra @le blogy fa tena ohatran'ny tsy haharaka intsony raha sady hatrary no hatrety
Dia mazotoa
Dia mazotoa