Ratsy fanahy ve aho?
21. rurik
(
29/05/2006 11:17)
za koa aloha dia miombokevitra @Fiffi
kanefa tsy manome tsiny an'i soanja koa aho satria ny fo hono rano mafana ary ny resaka fitiavana mahery , fa i lery ko no tsy nieritreritra , fantatra fa eo ampelatanan'olona ny fihainana dia tsy nieritreritra kely akory fa dia ny saina te hanindry sy te hampaheno maharary ny sasany .

22. Rafotsy
(
29/05/2006 11:22)
Soanja : tsy ratsy fanahy indry fa saro piaro , ary fitiavana mbola tsy vita ny anareo ! Ny vadi ndry koa toa tsara fanahy @ ndry be loatra , indry no tokony ho bedesiny fa tsy ilay sipa taloha no rohaina ! Araka ny eritreritro , dia ny déplacer ndry fotsiny ilay problème fa tsy résolu ary indray andro any mbola hiverina !
23. soasoafy
(
29/05/2006 11:55)
matoa nge ndry zany ry soanja mbola nalahelo de mbola nisy fitiavana an'le sipandry taloha tao e de jalouse ndry, de naka décision, ity nefa no tsarovy fa ny zavatra rehetra atao anie aki ka misy valiny daholo e, Indray andro any mety mbola hihaona tampoka ary hila vonjy @'io ol noroahinao io ianao de mba ahoana no lazainao @zay fotoana zay?
Kodiarantsarety ko ny fiainana ka sao any aoriana any mety ho hanana toerana ambony noho ianao izy de mety ho eo ambany fahefany ianao na ny zanakao na ny fianakavianao.Ny tiako hatongavana zany de hoe aza manao abus de pouvoir e,mivavaha ary mifona,fa tsy mety ny ataonao

24. Lalah
(
29/05/2006 11:59)
Andray ankia ry soanja, njy zany ra azoko tsara manana orinasa an! mba alaivo ankia za hisolo ny toerany an!
25. Samoana
(
29/05/2006 12:00)
Hoy soanja Nilaozako niaraka tamin'ny olon-kafa nefa izy mbola tiako tamin'izay. Ary mbola tara taminy koa aho na taty afara aza fa tsy atakaloko ny vadiko aloha e. Nisy nilana azy tamin'ny asanay anefa...
Tandremo ihany ny tiatikely toy izao fa horoasin'ny vadinao be fandeferana koa ianao @ farany!!!
Tandremo ihany ny tiatikely toy izao fa horoasin'ny vadinao be fandeferana koa ianao @ farany!!!
27. Fiffi
(
29/05/2006 13:02)
Fa raha zah aloha no teo @ toeran'i soanja dia tsotra fotsiny ny zavatra nataoko.
-Efa nahazo famelana avy t@ vadiko aho ka tsy hamerina io fahadisoana io intsony , nefa ilay bandy mbola manohy ny provoka foana , dia zao no nataoko:
Nantsohiko izy hiresaka hifanazava eo hanatrehan'ny vadiko ary mampitandrina azy , satria koa moa ilay vady zany mahafantatra rahateo hoe izy no niarahana nanao io hadisoana io , dia hazava ny resaka , nomena avertissement izy ka raha sanatria ka mbola manohy de voatery halana @ asany fa tsy tonga de nalana zao fotsiny fa mafy ny fahitana asa , indrindra @ zao fotoana izao.

28. totofy
(
29/05/2006 14:10)
soanja: ny fiaraha miasa raha mifanaja dé mety ... fa ilay hoe ...mbola mitady hifanadala tsy mety alou....indrindra ra miasa tena enao dia tsy mety izany ... aza hafangaro ny sentiment sy ny asa.....mitovy hevitra amin' i zelkely za :
ary mitovy hevitra amin' i hery :
mazava io
tsy ratsy fanahy enao, izay mintsy no tokony natao , nandraoka azy ...zaranao aza manana vady tsara fanahy sy compréhensif tahak' izany , fo volamena zany ...
tsy dia mety lôtra zany manafangaro vie privée sy professionelle zany
ary mitovy hevitra amin' i hery :
Fa inoako koa fa fantany ny zavatra nataony sy izay mety ho vokany. Izaho indray raha mbola te hiasa dia tsy ny lehibeko mihitsy no hataoko kilalao
mazava io
tsy ratsy fanahy enao, izay mintsy no tokony natao , nandraoka azy ...zaranao aza manana vady tsara fanahy sy compréhensif tahak' izany , fo volamena zany ...
29. Ragadona
(
29/05/2006 14:40)
"Taty aoriana anefa ... te hiaraka aminy foana aho fa tsy sahy" :Noho io zavatra notenenin ny tompon ny sujet io dia heveriko fa misy responsabilité ngeza be avy any aminy. Marina fa nikoty le bandy ary mety nanao fihetsika fihatsina isan karazany nefa koa mino aho fa tsy nahavoafehy fihetsika le sipa noho io faniriany io, izy rahateo koa "mpampiasa". "Ny lhl tsy mikitikitika vhv iray raha tsy ahitany taratra na chance eny amin ilay vhv".Nandrehitra afo le bandy dia le sipa manisy kitay foana nefa tsy voafehy le afo fa nitady hitatra dia nampiasa fahefana am izay rasipa
30. Fiffi
(
29/05/2006 15:50)
Fa na izany aza : efa mba nisy ve aloha resaka taminy hoe ho rohahiko enao raha mbola manohy tahak'izao ? sa tonga de norohahina t@ asany fotsiny zao ?
31. diamondra27
(
29/05/2006 16:29)
solutions betsaka fa tsy tokony roahina izany ilay lhl, au moins mba nomena avertissement; de nomena preavis fa tsy tonga de mise à pied tahaka izany.
Anenenanao io indray andro any fa mivavaha haingana, mifona @ Atra.
Dia faute-nao koa le izy satria ianao tsy mahafehy tena. Maninona no efa manambady de mbola manitsakitsaka foana? Sa tsy nahay nanararaotra t@ hatanorana.
Ilay olombelona ho 'aho de tia olana eo @ fiainany; le vady mba hendry sy tsara fanahy dia hitsakitsahana indray. Raha tsy nahatanty iano ny mahita ilay sipanao taloha dia naninona no mbola nalaina hiasa ao aminareo izy? T'es pas sérieuse hein§ Tsy mahita olonkafa mihitsy ve hasolo azy? Sa resaka tiana hatao hatavy fotsiny izany.
Dia izao anefa izy voaroaka , dia iza no hasolo azy. Donc, bla bla doly izany amiko.
Dia tandremo @ sisa e! Tsy misy tsy manota @ fiainana fa ny mamerina ilay fahadisoana no tsy mety. Ataovy anatra izao @ sisa .
Dia bon courage enao an! de mba karakarao tsara ramose fa aza variana any ankafa intsony moa e!

33. Fiffi
(
29/05/2006 18:59)
hummmm!!! ohatran'ny mampiheritreritra hiany aloha ny fandehan'ity tantara ity an!
-Nosipaina izy , nahazoana fahafinaretana.
-Ndry mbola tia azy hiany nefa tsy hatakalondry ny vadindry
-Mba nanao izay hasaropiaro andry izy , nahoana ?
-Nilaina hiany izy tao @ fiaraha-miasa.
-Tsy nazaka ity fihetsiny ity ndry de nalehondry norohahina izy ?
-Noho ny tahotra fotsiny hoe hanelingelina ny saindry isakin'ny mahita azy ndry de nalandry t@ asany izy ?
-hummmm!! fa nga azy irery hiany ny hadisoana raha nanaiky ny hijangajanga niaraka taminy ndry ?
-De asa fa mendrika ho azy ve ny nanoroahana azy ? nefa samy nanao fahadisoana ianareo ?

35. ikalakintina
(
29/05/2006 19:35)
Mivavaha akia soanja mba tsy ho voan'ny fakampanahy intsony a!, fa asio hevitra le asan'le ranamana
36. Fiffi
(
29/05/2006 19:55)
Fiffi:Raha tena mandinika ireo zavatra nolazaiko ireo aho dia tsotra hiany ny tiako lazaina: tsy rariny ny nandroahana azy !
hummmm!!! ohatran'ny mampiheritreritra hiany aloha ny fandehan'ity tantara ity an!
-Nosipaina izy , nahazoana fahafinaretana.
-Ndry mbola tia azy hiany nefa tsy hatakalondry ny vadindry
-Mba nanao izay hasaropiaro andry izy , nahoana ?
-Nilaina hiany izy tao @ fiaraha-miasa.
-Tsy nazaka ity fihetsiny ity ndry de nalehondry norohahina izy ?
-Noho ny tahotra fotsiny hoe hanelingelina ny saindry isakin'ny mahita azy ndry de nalandry t@ asany izy ?
-hummmm!! fa nga azy irery hiany ny hadisoana raha nanaiky ny hijangajanga niaraka taminy ndry ?
-De asa fa mendrika ho azy ve ny nanoroahana azy ? nefa samy nanao fahadisoana ianareo ?
37. titis
(
29/05/2006 20:10)
Olona tsy nanao fahadisoana teo am-perinasa kosa ve aky ry soanja dia noroahin-dry,tena tsy rariny kosa aloha e!tokony mba nafindra toerana tany @'iazy tsy nanelingelina ny mason-dry izy farafaharatsiny no natao.Aza manao an'izany intsony fa ny ambany mety ho lasa ambony ary ny ambony ...:-@
38. dadasy
(
29/05/2006 20:13)
Samy efa naneho ny heviny daol ny olona ka aiza kosa izay mba reaction-n'i soanja e?
39. soanja
(
30/05/2006 03:07)
dadasy:
Samy efa naneho ny heviny daol ny olona ka aiza kosa izay mba reaction-n'i soanja e?
Miala tsiny fa izao indray aho vao tafaverina eto.
Misaotra betsaka anareo naneho ny hevitrarareo. Tena marina fa diso be aho ary efa nihaiky an'izay anie aho e. Izaho aloha dia tsy anjely mihitsy aloha e.
Aleo izany omena anareo ny tena tantara.
Tamin'izaho niaraka tamin'ity sipako ity elabe izay dia izy foana no tena manapaka ny fiarahana sy mandamina ny rehetra satria mbola kely hono aho sady tsy ampy experience. Taty afara anefa dia voatery nilaozako mihitsy izy satria tsy afaka tena mampiseho ny mahaizy ahy aho raha tsy tapatady taminy. Taty afara elabe. Nihaona izahay, izy koa tamin'izay nitady asa. Tena nety taminy anefa ilay asa nisy tao aminay. Izy moa talohan'io efa nikoty. Dia niteny aho hoe toa tsy mety aminay ny miara miasa satria mifankafantatra loatra izahay roa ka sao manjary manahirana, izaho rahateo efa manambady. Dia nifanaiky fa tsy hisy n'inona n'inona. Niara niasa taona 2. Nandritra an'io dia isaka ny misy fotoana maha izahay roa irery dia mikoty foana izy. Dia mihaino foana aho fa tsy misy reaction mihitsy. Indray andro anefa dia tsy afa nanoatra izahay mitsam fa tsy maintsy niara toerana natoriana. Teo no nitranga ny fiarahana. Nifoha maraina dia nifona taminy aho sady niteny fa tsy tokony hisy intsony ny fitoizany satria tena tsy mety. Ok,hoy izy. Isaky ny misy fotoana mety ifandraisanay roa irery anefa dia ahampatsiahiviny ahy foana ilay fotoana iny sy ny fiarahanay taloha. Indraindray dia asiany an'izay hoe fa maninona i anona no no vadiko fa tsy izy sns. Farany tapakevitra aloha aho hiresaka amin'ny vadiko ny zavanitranga. Dia tsy nisy olana teo. Taty aoariana anefa isaka ny misy zavatra dia mahita hotenenina momba anay foana izy sady efa mitady hampiseho amin'ny mpiara miasa fa miaraka izahay. Ny mpiara miasa koa moa nisy nahafantatra fa mpisipa izahay tany aloha elabe.
Indray andro dia niresaka izahay fa tsy mety aminay intsony ny miara miasa satria izy mikoty foana nefa izaho tsy hanome intsony. Dia izao no valiny hoe rehefa tsy mety indry dia ampisehoaka ny mahabandy ahy.
Indray andro nisy fety dia tonga tany ilay namako. Dia nikotiny. Nanontaniako ilay namako hoe tara ve sa hoe kilalao fotsiny. Tena tara. Dia nanontany an'ilay bandy aho dia novaliany hoe ny vadiko hono vadiny fa aza izy no asiana probleme.
Nampalahelo ahy ilay namako satria fantatro fa tsy tia azy mihitsy ilay bandy fa efa nisy resaka izay izahay tany aloha elabe.
Tsy elan'io vita ny asanay, iny tonga ilay sipa, gaga be aho.F'ahoana indry no aty lavitra be aty. Nasain'ilay bandy tonga hono izy dia mba tonga. Ninian'ilay bandy natao teo akaiky ny chambre-ko mihitsy ny andry zareo, hoy ilay tompon'ny hotel fa nanontaniako. Ny alin'iny tsy natory aho fa henoko daholo ny naton'izy mitsam. Nalahelo be aho dia namonjy sisin-dranomasina. Tena nalahelo aho satria fantatro fa horoahiko izy. Tsy tantiko aloha ny zavatra henoko moa izaho koa leo be ny mahita azy lava sady nalahelo ny vadiko aho.
Iny aho moa dia niantso ny vadiko iny dia notantaraiko hoe aiza ianao fa izaho ato mijaly be mihitsy fa izao no mitranga, izay no valiny nomeny hoe aleo ajanona amin'ny asa izy.
Niakatra iny alina iny tany Tana aho. Vao tonga aho dia nanoratra lavabe ho azy, nifona sady nangataka famelan-keloka no nametraka ny taratasy fanajanonaa azy miasa tamin'ny mail box-ny. Ny ampitson'io dia nantsoiko izay namako manana entreprise izay sao misy asa mifandray aminy. Tena nisy tokoa tao. Dia nomeko azy ny CV-ny. Afaka herinadron'io dia efa niasa tany izy. Izaho moa lasa taty. Tsy nivady akory izy sy ilay namako ary ilay namako tena nampalahelo be ahy ny nanjo azy fa tara be tamin'ilay bandy.
40. Fiffi
(
30/05/2006 03:39)
. Ninian'ilay bandy natao teo akaiky ny chambre-ko mihitsy ny andry zareo, hoy ilay tompon'ny hotel fa nanontaniako. Ny alin'iny tsy natory aho fa henoko daholo ny naton'izy mitsam. Nalahelo be aho dia namonjy sisin-dranomasina. Tena nalahelo aho satria fantatro fa horoahiko izy. Tsy tantiko aloha ny zavatra henoko moa izaho koa leo be ny mahita azy lava sady nalahelo ny vadiko aho.hummmm ! fa inona no antony nanontaniandry an'io hoe natao fanahiniana ny nangalana chambre akaiky ny andry ? misy zavatra tsy mazava hiany aloha ao an!
Ny alin'iny tsy natory aho fa henoko daholo ny naton'izy mitsam. Nalahelo be aho dia namonjy sisin-dranomasina.tsy de aiko akia hoe inona no mampalahelo andry @ zany ? tsy vao maika ve hoe tsara raha nitondra sipa izy de hamela andry ? Sa ny hoe le namandry niaraka taminy no mampalahelo andry ?
Tena nalahelo aho satria fantatro fa horoahiko izy.nohon'ny inona ? noho ireo zavatra henondry ve sa noho izy nitondra ny namandry niaraka taminy tao @ hotel ? no nampalahelo andry fa handroaka azy ? T@ io alina tsy nahitandry tory io sy ny halahelondry ve no nangalandry ny decision fa handroaka azy ?
Tsy tantiko aloha ny zavatra henoko moa izaho koa leo be ny mahita azy lava sady nalahelo ny vadiko aho.tsy dia hitako loatra hoe inona no antony tsy nahatantesandry ny zavatra henondry raha tsy hoe...
Nalahelo ny vadindry ndry zany de efa tsara kosa aloha zany an! fa de tsara koh zany fa efa nahazo asa lery ka de hataovy hanatra daholo zany zavatra rehetra izany .