Ity hasarota-piaronao re
1. hanitsoa
(
19/05/2006 08:41)
Mba hevitra reto ny ahy à!
Tsy misy angamba olona tsy saro-piaro @olona tiany fa aza atao be loatra fa mankarary saina sy mankahia tena fotsiny . Matoa ny olo-tinao mbola eo anilanao dia mbola ao ny fitiavany anao.
Mba soso-kevitra iny eeeeeeeeeeeeeeee!

répondu par Fiffi le 25/05/2006 06:35
2. mamzelkely
(
19/05/2006 08:50)
micii aza eee fa ts manakana anah ho saro-piaro ratsy zany :twisted::-D:-D ataoko mamay mitry :twisted::twisted::-D:-D
4. diamondra27
(
19/05/2006 09:05)
za koa saropiaro be an! tanjemo alainareo ny malalako fa hummm kombaka be...
8. zorinah
(
19/05/2006 09:40)
hanitsoa:
Mba hevitra reto ny ahy à!
Tsy misy angamba olona tsy saro-piaro @olona tiany fa aza atao be loatra fa mankarary saina sy mankahia tena fotsiny . Matoa ny olo-tinao mbola eo anilanao dia mbola ao ny fitiavany anao.
Mba soso-kevitra iny eeeeeeeeeeeeeeee!
zaoe ref mifakatia de mafampatoky ka noho izany tstokonuy hisy ny fahasarontampiaro.ny olona ratsy saina no saropiaro fa samia miezak d foana any izanye
9. hery
(
19/05/2006 09:41)
diamondra> Hmmm manao recoupement aho :-w
Ny olona saro-piaro loatra matetika dia olona mampirafy :-) mba mailo
Ny olona saro-piaro loatra matetika dia olona mampirafy :-) mba mailo
10. nikopol
(
19/05/2006 09:50)
marina mintsy io tenin'i hery farany io :-D:-D
za zao tena tsy saro-piaro mintsy donc ...
kouny moa ô ? :-D:-D
za zao tena tsy saro-piaro mintsy donc ...
kouny moa ô ? :-D:-D
11. pissoa
(
19/05/2006 09:53)
niko mou tsara fanah be sady be santimaka o :-D:-D:-D
Misaotra anareo rehetra fa mbola tsy haiko zany :roll:
Misaotra anareo rehetra fa mbola tsy haiko zany :roll:
13. Fiffi
(
19/05/2006 10:00)
hery:heri: hummm ! zany ve ? zah aloha saro-piaro be fa tsy mampirafy an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Ny olona saro-piaro loatra matetika dia olona mampirafy :-) mba mailo
14. diamondra27
(
19/05/2006 10:10)
heri: 'za tsy d'accord @io hoe: ny olona saropiaro loatra no mampirafy; tena misy io fa tsy ny saropiaro rehetra
kanefa kosa aza adino fa mety ho possessive na possessif nge le olona e!
de raha saropiaro be koa izy de satria tsy manana confiance aminy.
de saropiaro satria manafitohina indraindray le olona mi-allumer ireny, mahita les gestes diso plasy

15. petiterose
(
19/05/2006 11:06)
ndraso alo allumer ko zany ny lelà de hitako eo we iza no saropiaro amin'iza
20. mamzelkely
(
19/05/2006 11:27)
za na mampirafy na possessivité za saropiaro be fôna ee satri izy tiko de anahako rery :evil::-D:-D