Ity hasarota-piaronao re
41. ravakamalala
(
22/05/2006 07:51)
fa aza atao be loatra fa mankarary saina sy mankahia tena fotsiny
tsy ilaina zany ny régime fa io manao saro piaro be dia lasa taille fine, misaotra min ny soso kevitra :wink:
42. booboo
(
22/05/2006 08:22)
lasa skeletika fa tsy taille fine fotsiny kouh ! aleo lé antonontoniny ihany no dose tsara.
43. nambina
(
22/05/2006 09:05)
Za aloha tsy ho saropiaro izany e, rehefa mampirafy izy midika fa leo anao izy, dia niova any an-kafa. Ka na saropiaro toy inona ianao, na kozatra kely toy inona ianao, rehefa mampirafy izy de mampirafy. Amiko fitiavana=confiance=fanajana.
44. Fiffi
(
22/05/2006 09:08)
indraidray koa ny olona jamban'le fitiavana de saro piaro @ tsy misy antony nefa ao ambadika ao tsy hay intsony izay fandehan-javatra!
46. booboo
(
22/05/2006 09:35)
ié lé saro-piaro @ tsisy antony akory klou :^):^). Lé saina fotsiny no diso mieritreritra lôtra dé lé iraika ndray no hiharan'ny crise de jalousie. :^):^)
48. mamzelkely
(
22/05/2006 10:51)
ountsssssss nareo zany ts mba sarotiny amin zvt tinareo ve :roll: za klou de sarotiny tsara muitsy ee :twisted::-D:-D:-D
49. Fiffi
(
22/05/2006 11:21)
mamz: tsy zany akia an! fa tena misy ny olona saropiaro @ tsy misy antony satria mampiseho fahasarotampiaro izy nefa atsy ambadika atsy heu....
50. mandrindra
(
22/05/2006 13:47)
tsy ilaina ny fahasarotampiaro fa na miseho ho tompony toy ny inona aza, rehefa te andeha ny olona iray dia tsy tana. raah te hirôzy any am'in'ny sisiny fotsiny koa izy dia tsy voasakan'ny hasarotampiaro. noho izy marary fo amin'izany eo fotsiny.
53. Fiffi
(
22/05/2006 14:43)
Ralay: nga mbola tsy henonao foana ? hummmm nefa efa nataoko mafi2 anie eh! hihihihh :):*:*
55. Herimiafina
(
22/05/2006 16:23)
Tsara ny hassarotampiaro kah, ny ahy ny vadiko tiako ery rehefa saropiaro, ary tsy misy hoe trop na tsy trop izany fa rehefa hasarotampiaro de hasarotampiaro. Tsy misy marimpitiavana mihoatra noho iny. :@
56. diamondra27
(
22/05/2006 16:30)
HM: tanjemo ary sao hitako mampirafy an!
fa iza aloha le izy e!:wink::-w:-w
fa iza aloha le izy e!:wink::-w:-w
57. Herimiafina
(
22/05/2006 16:32)
Any izy any ho any, mahasaropiaro be ahy izy hany ka raha vao misy mitady hisikosikotra sy hamoaka ny anarany na manonontonona fotsiny dia efa tsy reveko, hehehehehe:-D
60. sasa
(
23/05/2006 04:33)
mandrindra i Diams lesy no anarany an :-D:-D:-D
hi hihihi h mamzelkely njy wa aza saro-piaro izany:-D:-D:-D:-D avelao izy hanao any fa rehefa leo any izy miverina foana, sady consigné wa iny miverina am tompony foana ny tavoahangy:-D:-D:-D
Hermiafina d tsy reven'lah ve izao za satria nanonona ny anarany =))
hi hihihi h mamzelkely njy wa aza saro-piaro izany:-D:-D:-D:-D avelao izy hanao any fa rehefa leo any izy miverina foana, sady consigné wa iny miverina am tompony foana ny tavoahangy:-D:-D:-D
Hermiafina d tsy reven'lah ve izao za satria nanonona ny anarany =))
