Ity hasarota-piaronao re

61. mamzelkely ( 23/05/2006 05:55)
sasa ountssssss de refa lany zara any ve izy de hiverina aty amiko ountsss nlbay ery za ts mila trony :-D:-D:-D
62. poupousa ( 23/05/2006 08:23)
Mba hazavao hoe azafady le hoe hasarota-piaro kony:-D:-D:-D
63. mandrindra ( 23/05/2006 08:30)
sasa, hay ve e, dia aiza izy no mipetraka ? :D
64. Fiffi ( 24/05/2006 03:24)
zah ry zareo de tena saropiaro an! inona anefa no maharatsy an'izany ? be loatra ny fitiavako azy de norma raha toa ka saropiaro zah an! hummmm :)
65. sasa ( 24/05/2006 04:25)
mandrindra aleo tsy atoroko ny tranony fa sao d matin'i Herimiafina eo za koa
Fiffi tsy ratsy le izy fa aza atao be loatra akia an!
Mamzelkely misy hiran'i Poopy hoe adalam-pitia izay any asa hainjy tsara, atolotro ho anjy iny izany :-*:-*
66. mamzelkely ( 24/05/2006 05:19)
sasa hihihi zay mits "saro-piaro aho satri tiko enao " truc du genre le hira :-D:-D:-*:-*:-*
67. Fiffi ( 24/05/2006 05:34)
saropiaro aho satria tiako ianao! hummmm ! tsara zany hira zany akia mamz an! :):-*:-*:-*
68. diamondra27 ( 24/05/2006 19:31)
mandrindra sy sasa: maninon njay 'za ?:P
'za SDF fa tsy misy trano fixe

69. Fiffi ( 24/05/2006 19:42)
diamondra: SDF ? fa ahoana klé ? :wink:
70. diamondra27 ( 24/05/2006 20:31)
fiffi: ka raha tsy SDF ve ho eto foana e!
sa hipetraka any aminjy za
71. Fiffi ( 25/05/2006 05:24)
diamondra27:
fiffi: ka raha tsy SDF ve ho eto foana e!sa hipetraka any aminjy za
diamondra: hummmmm !! de zah koh zao eto foana de SDF koh ve ? :-D:-D:-D raha tiandry de tongava akia an! malalaka ny trano , ny varavarana tsy mikatona mihintsy ho an'izay mila fanampiana an! :)


72. diamondra27 ( 25/05/2006 06:13)
fiffi::-*:-*:-*:-*:-*
fitia agape,:oops::oops::oops::oops: , m'ci;
hay njy koa sdf de eto foana, de mbola virj koa sa ahoana? 'zahay sy fijo ary mamz manko izao samy virj daholo:de bienvenue au club izany e!
73. Fiffi ( 25/05/2006 06:35)

Fitiavana AGAPE hummmm ! inona indray no tadiavina mihoatra an'izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1225