Manjelatra ao amin'ny Google ianao
1. hery
(
19/05/2006 07:56)
Mba efa notadiavinao tao amin'ny Google ve ny solonanaranao eto amin'ny serasera? Raha ohatra ka efa mpikambana somary maharitraritra ianao, ka mpandray anjara mavitrika, dia ho hitano fa anisan'ny eo amin'ny voaloham-pejin'ny Google ny solonanaranao.
Andramo hoe :-)
Jereo koa eto ambany
http://hery.blaogy.com/post/4/973
Andramo hoe :-)
Jereo koa eto ambany
http://hery.blaogy.com/post/4/973
répondu par Fiffi le 28/05/2006 04:47
4. Fiffi
(
19/05/2006 08:39)
hummmm ! zay fa hitako hihihihi tena anaty favoris mintsy no tsara nasiana azy an! :)
5. diamondra27
(
19/05/2006 08:42)
hery: sao dia izay ary no nahatapaka le eseky nifanaovanay sy dadabe omaly.
Tena en plein match mihintsy ve no nanjavona le jeu , tsy hay na naninona na inona ny antony.
Raha lazaiko hoe: nanao mauvaise manip ahoa de diso fa tany @ dadabe ihany koa nanjavona teo @écran le lalao mandeha......
Mila valiny raha azo atao
Fa ity anarana google 'ty kosa aloha efa ela ihany io no efa azo natao e!
ohatra raha mitapy hoe: dadabe any @ gogoole ianao izao dia mahita hoe: dadabe "ilay ato @ serasera ; ary koa misy dadabe nefa "vazah" le izy
ka tandremo ary sao tsy mahay mi-surf fa sao mifangaro eo ny torchon sy ny serviette
de toa izany koa ny ps hafa :-w:-w:-w

6. Fiffi
(
19/05/2006 08:46)
ie ! ny ahy zao teo de i fifi zay no hitako teo ka voatery naveriko ny fitadiavana zah vao nahita hihihih
7. hery
(
19/05/2006 08:47)
diamondra> tsy azoko hoe inona no ifandraisan'ny resaka google amin'ilay lalao eseky :-) Tsy tokony hanjavona izany aloha ny jeu satria voatahiry ao naty base de données ihany io. Ary tsy nahita aho hoe nisy zavatra voafafa tao :-w
Momba ny google dia tsy misy na inona na inona ataoko fa vokatry ny fampiasanao na fitadiavan'ny olona ny momba anao no ahafahan'ny google mahafantatra anao.
Mandehana ao amin'ny google http://google.com dia apetraho ny solonanarana... dia izay ihany :-)

8. diamondra27
(
19/05/2006 08:54)
hery:izany hoe: mba nanararaotra ny fandalovanao teto de nanoratra an'io e!(miala tsiny raha tsy eto no tokony hisy azy)
misaotra aloha fa :'zao ity vao hitako saingy
vao saika hanambady mihitsy aho izao afaka 1 volana an'i dadabe 'kay izy izany kay efa manambady amanjanaka lahy sady misy sariny ao @ le gogoole,....
De mbola manome adresy hotely olona koa izy:-w:-w:-w
tsy haiko aloha na le dadabe ato @ serasera daholo ireo na tsia e!De aoka aloha hieritreritra indray raha izany no izy
tonga @ fitenenana hoe: la curiosité est un vilain defaut ity marina

9. pissoa
(
19/05/2006 09:05)
diamondra, ka he zany izy we dadabe koa mbola gaga ihany rehefa manam-bady aman-janaka :-w:-w
10. Fiffi
(
19/05/2006 09:06)
diamondra: ountsss ! ka le dadabe anie be ny mitondra an'io ps io eh! jereo fotsiny zao ndry an! nojereko tao fa tonga de ndry irery no mivoaka ao !
I mamz zao nojereko tao koh de izy irery no mivoaka
I hery zao bdb ny ao
I Fiffi koh betsaka
I........ sns... fa nga tonga de raisina hoe i dadabe ato @ namana io ? :wink:
I mamz zao nojereko tao koh de izy irery no mivoaka
I hery zao bdb ny ao
I Fiffi koh betsaka
I........ sns... fa nga tonga de raisina hoe i dadabe ato @ namana io ? :wink:
11. hery
(
19/05/2006 09:13)
diamondra> Manjelatra ao amin'ny Google ianao
Ny an'i dadabe indray no jereny fa tsy ny azy ^^
Ny an'i dadabe indray no jereny fa tsy ny azy ^^
14. Fiffi
(
19/05/2006 09:22)
fa ny ahy kosa aloha nojereko ny namana fa tsy nijery spésialy zah an! :-D:-D:-D:-D
16. diamondra27
(
19/05/2006 09:42)
fiffi: sao de diso akia njy fa diamondra27 ny ahy fa tsy diamondra
avereno jerena indray hoe.
hery: ié hitako ao ka!:wink:
avereno jerena indray hoe.
hery: ié hitako ao ka!:wink:
17. diamondra27
(
19/05/2006 09:46)
lasa hita daholo oé taiza no nalehako letia e! tssss
ary yahoo ve mahita koa?
ary yahoo ve mahita koa?
18. diamondra27
(
19/05/2006 09:57)
fiffi: hitako njy vazah be ao @ le oe: fiffi virtuel sady mamaky boky de nahita anjy nanap parade tany berlin ko 'za
tena njy marina ve akia ireo ?
Sa sao de le misy oe: sersera ihany aza no tokony jerena. Tsy azoko mihitsy
tena njy marina ve akia ireo ?
Sa sao de le misy oe: sersera ihany aza no tokony jerena. Tsy azoko mihitsy
19. Vaika
(
19/05/2006 10:14)
Ary ny anay toa hafahafa kle !
Mba nijery hoe : "vaika" tao amin'ny google aho dia tena alika daholo no tao.:evil:
Ary tena alika vavy be daholo !
Aza misy mijery any ry 'reto fa tsy misy hilàna azy io google io a ! :twisted::twisted::twisted:=))

20. hery
(
19/05/2006 10:19)
diamondra72> hmmm nanjary nahita ny zavatra tsy tokony ho hitako tokoa aho :lol: zanyyyy. Enao ihany no mampianatra ahy hijery ny an'ny olona :-)