Manjelatra ao amin'ny Google ianao
21. pissoa
(
19/05/2006 10:33)
Ntonale e malina mafy e. Mahafatifaty kely kay i Vaika io rey olona an :-*:-D:-D:-D:-D
23. Vaika
(
19/05/2006 10:41)
Ary aiza izany manjelatra izany e !:twisted:
Raha tsy berger allemand hono dia bouledogue tsy vita pasoka izany ny sarin'i "vaika" ao amin'ny google.
Efa nitady lavitra mihintsy ny tenanay fa salakan-jaza (pampers) indray hono:twisted:
Ary nisy namana tato aza nitaraina mihintsy hoe "ahoana ny fanalàna fofon-kelika mahery...vaika". Inona indray no mbola hidirako amin'izany fa asio déodorant e !:twisted:
pissoa : za ve zany mahafatifaty kely zany ? Io aza aho mbola ratsy koh !;-)
Sao dia ilay doberman beuh aloha zany lazainao zany e !=))

25. diamondra27
(
19/05/2006 10:53)
vaika::-D alikalika kely ianao zany :-D:-D:-D
mamz: andraso aloha hojereko kely ny anjy
mamz: andraso aloha hojereko kely ny anjy
28. diamondra27
(
19/05/2006 11:06)
:-D:-D:-D
dadabe: hummm! ianao zao no manjelatra be ao koa:-D:-D
hitako doly na de niova fotsy hoditra aza:-D:-D:-D:-D
dadabe: hummm! ianao zao no manjelatra be ao koa:-D:-D
hitako doly na de niova fotsy hoditra aza:-D:-D:-D:-D
30. Fiffi
(
19/05/2006 11:11)
Vaika: =))=))=))=))=))=)) fa taiza loatra no nahitana io ps io ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
31. Vaika
(
19/05/2006 11:31)
Hery : tena tsy za kosa io be voro-damba be io kle !=))
Izao le hoe : "manao akanjo tsy antonona"=))
Vergétures re zao e ! Nanao régime be loatra angamba i "vaika" io=))
fiffi : izany vaika izany anie tena pseudo mafonja sady mahery ets... fa tsy le alika ohatran'io e!
Alika marina ve izy io ry zareo sa voron-tsiloza ?

34. diamondra27
(
19/05/2006 12:36)
vaika: mafana be io 'zao koa:-D:-D:-D
fa ahoana no hoe: vavy daholo?
fa ahoana no hoe: vavy daholo?
35. Fiffi
(
19/05/2006 12:41)
hummmm ! ny an'i booboo kay tena hihihihihih http://etudiant.univ-mlv.fr/~wtreffel/booboo.html
Nahitsin'i hery
Nahitsin'i hery
répondu par Fiffi le 19/05/2006 13:05
37. Fiffi
(
19/05/2006 13:15)
hery: misaotra anao :) :-* reny tena DA tiako be mintsy :-D:-D:-D:-D:-D
38. booboo
(
19/05/2006 13:22)
Fiffi > ié :-D:-D, mbola misy booboo anarana Panda zay koa any fa tsy hitako :-D:-D
39. Fiffi
(
19/05/2006 13:49)
booboo: de rehefa mijery DA reny zany zah de tonga de mahatsiaro andry ?:-D:-D:-D:-D zah manko tena mijery an! le "manga" "kyo" :-D:-D:-D
40. fasaly
(
19/05/2006 14:28)
ny ahy zao try haiko na hanjelatatra na tsia fa mbola tsy nijery:°):wink::wink: