Manjelatra ao amin'ny Google ianao
83. boubounezy
(
25/05/2006 10:13)
tsy zay kosa ngamba ny tena izy fa mba manitikitika saina iany lé izy é! ka zany lé mangarahara ilaintsika eto ngamba sa??? :-D:-D:-D:-D
Vaika:
sady mampandihy rambo kelyan?? interressant bé zany!!!Tratra dôly le fantasme ô !=))=))=))
86. Fiffi
(
26/05/2006 04:40)
fa manja kosa aloha fa tena mahafak'andro mihintsy ny fijerevana ny mpikambana rehetra eto an!
88. Fiffi
(
26/05/2006 14:12)
wata: hummm hihihih hitandry ve ny andry tao ? tsy ratsy an! :-D:-D:-D:-D
90. Simpona
(
27/05/2006 10:47)
Sany simpona zany ve tsy bobaka be anaty google :-w:-w
Vaika > mbô pasoy moa io e =))=))=))=))
Vaika > mbô pasoy moa io e =))=))=))=))
91. Simpona
(
27/05/2006 10:52)
io fa koboko kle, any am pejy faharoa vao mipoitr fa be lôtra ry cousin:wink::wink:
93. diamondra27
(
27/05/2006 14:23)
vaika: 'kay tena luxe be klé=))=))
vao maika tena milay, de manao caquette ve rehefa été?
vao maika tena milay, de manao caquette ve rehefa été?