LES ANCIENS BAHUT

1. dadabe ( 14/05/2006 14:13)
andao hitafa sy hifampidinika eto izay mpianatry ny lycee Gallieni rehetra hatramin'izay e

http://lebahutmg.free.fr

tairo aza
répondu par ja le 10/07/2006 09:28
2. Fiffi ( 14/05/2006 14:19)
dadabe: ary ny tsy mpianatra tany ?
3. vale ( 14/05/2006 14:28)
dadabe: zah mpianatry lycée tsy gallieni taloha :-D
4. Fiffi ( 14/05/2006 14:29)
zah koh!
5. Rainikarabo ( 14/05/2006 14:44)
rehefa tsy mpianatra tany kosa tsy tokony hiteny fa efa mazava be ilay loha-hevitra. Viavy 'reto mandromabaka ambiansy!
6. dadabe ( 14/05/2006 14:49)
izy mihitsy

Fiffi angamba mety efa nilalao tao e??:( tsy mifanalavitra manko ambohimanoro sy gallieni a

vale :(:(:( toi anie fisakana tsa lanimboay de tsa nianatsa tao e :(

fa izany hoe miandry ireo namko rehetra anciens tao aho aloha hitafa eto le :D
7. diamondra27 ( 14/05/2006 15:06)
:snif: tsy anaty liste
8. vale ( 14/05/2006 17:15)
dadabe: tsa nianatsa tao aho fa variana tany bira ko nga tsa loza eh :(
9. vale ( 14/05/2006 17:17)
rainikabaro: mampafana ny ambiansy ihany zany fa enao kosa e:(..:°)
10. Fiffi ( 14/05/2006 18:37)
dadabe: tsy mifanalavitra kah! fa zah tsy tany akaiky tany no nihanatra fa Ampefiloha!
11. dadabe ( 15/05/2006 07:58)
kii hay ilay rival an'i lycee gallieni t@ basikety
12. Fiffi ( 15/05/2006 08:07)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. dadabe ( 15/05/2006 09:29)
:-D:-D:-D:-D:-D
14. totofy ( 15/05/2006 09:36)
fiffi:
dadabe: tsy mifanalavitra kah! fa zah tsy tany akaiky tany no nihanatra fa Ampefiloha!

fiffi fa enao ampefiloha taiza LMA sa Lycée Technique sa ?
totofy mantsy LMA.......fa mba manoratra eto amin' ny ancien bahut ! manontany anao
15. Fiffi ( 15/05/2006 09:38)
totofy: LTC zah kah! :)
16. totofy ( 15/05/2006 10:01)
ok hay enao voisine-ko teo zany:-D:-D:-D:-D
17. sipagasy ( 15/05/2006 10:11)
efa ao za e!!!!
18. diamondra27 ( 16/05/2006 08:36)
fiffi: mahery ny LTC Ampefiloha ka!:wink:
19. Fiffi ( 16/05/2006 11:40)
diamondra: :-D:-D:-D zany aloha no nanaovanay ilay hira hoe :
Indreto izahay
Mpianatry LTC ahhhhh
Manan-danja
Sady mafy be ny tananay
Tsy misompatra
Tsy azo somparana
Fa manaja , n'iza n'iza ahhhhhhhh :-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. fijo ( 18/05/2006 03:27)
za tao fa tamin'ny taona 1981 ka hatramin'ny 1984
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2373