LES ANCIENS BAHUT

21. dadabe ( 18/05/2006 08:21)
:evil::evil:efa hoe resaka Gallieni hoaa ny eto fa tsy resaka ampefiloha , manokafa dinika vaovao nareo e:roll:

fijo: koboko , de efa nanoratra anarana tao ve ianao ? sao dia bedin'i Mr Melo (hay tokoa moa efa maty izy ):roll:
22. Fiffi ( 18/05/2006 08:49)
dadabe:
:evil::evil:efa hoe resaka Gallieni hoaa ny eto fa tsy resaka ampefiloha , manokafa dinika vaovao nareo e:roll:
:evil: ka iza no nanomboka niresaka Ambohimanoro teto ? :evil:


23. dadabe ( 18/05/2006 10:25)
:roll::roll:ouppss azafady Fiffi a:*(l):wink:
24. sipagasy ( 20/05/2006 15:02)
aiza daholo ianareo aza e!!!,
25. fijo ( 20/05/2006 20:03)
bedada,hay efa maty lery iny;ary ry rafa?
ary ela ve nahalala an'i gaby kely?iny koa surveillant milay an.miara mirevy aminay ery an jaridaina rehefa harivariva.
i armand prof d'anglais koa raha mbola tratranareo,milay
26. mamzelkely ( 22/05/2006 08:33)
hih za ko ancine gal fa za mbola zazakely be par rapport anareo klé za ve rangah 96-98 no tao klé:°)
27. dadabe ( 22/05/2006 08:38)
FIJO SY MAMZ raha te hijery le prof rehetra dia jereo le site , dia misy hoe anarana prof de jereo fa mipetraka ao daholo na dia ny surnom aza http://lebahutmg.free.fr/
ohatra
1-rajoul=gardien mpanidy varavarana
2-gaby kely
3-Mr melo = mba milahara rehiretsy a :-D
4-Mr Emile prof de math = Mily be
5-ets bobaka be izy ao e
28. onjah ( 22/05/2006 10:46)
Dadabe ve i Dadabe sa olona hafa e ?
29. dadabe ( 24/05/2006 09:33)
tsy azoko le tin'i onjah lazaina
30. onjah ( 24/05/2006 12:35)
Efa mazava amin'i Dadabe amin'izay zany ilay izy e. :wink:
31. onjah ( 24/05/2006 12:38)
Tsy i dadabe no dadabe fa dadabe hafa ilay dadabe. :D
32. pissoa ( 24/05/2006 12:46)
:-D:-D:-D:-D:-D
33. mamzelkely ( 24/05/2006 13:36)
za ts mahatadidy prof tao am gal zany klé :roll: za tsinn juste mianatra de zay fa l prof de sciences naturelles zay tena ts adinok mitr jamais izy tara jamais izy na marary aza lery de apanaoviny test de lery mipetraka ftsn :-D:-D
34. dadabe ( 25/05/2006 09:12)
mamzz iza le anarany ?? tsy tsarondry ve ? jereo ao daholo le anarana prof http://lebahutmg.free.fr/


zah tao saika vazaha daholo ny prof -nay (de 2nd en Tle C )maths phys
ohatra: madame sobrido , mr proto , madame bossard
35. ja ( 28/05/2006 17:40)
mamzelkely:

za ts mahatadidy prof tao am gal zany klé :roll: za tsinn juste mianatra de zay fa l prof de sciences naturelles zay tena ts adinok mitr jamais izy tara jamais izy na marary aza lery de apanaoviny test de lery mipetraka ftsn :-D:-D


za kou ancienne tao fa za zany ra azoko tsara ny zandriny indrindra aminareo reto!2004 a no nahazo ny bac e!
hono oa ry mamzelkely,tsy Mr Mamisoa v ny anaran'zany prof zany.
tadidiko manko fa zay prof zay tsy tara mihitsy dia ny horany hono horan'ny rfi,ny minitra minitra ny radio don bosco.ra voa tafiditra ao andakilasy lery tsy maintsy makany @ Msieur Louis na dezy maka billet oe tara!

36. mamzelkely ( 29/05/2006 09:16)
tena ts tsaroko akia ry ja ny anarany fa izy somary fohifohy kely mampiné zay ny pôziny de izy ts mba mampilaza refa hanao test de sinon ra manome devoir izy de ts tsarainy fa njainjay iny atao solon test :-D:-D
37. dadabe ( 29/05/2006 10:57)
:°)ja haiko i Mr mamisoa le fohikely somary x iny izy rehefa mandeha , ary mino aho fa iny mihitsy io prof lazain';i mamzz io , sady miritarita be izy rehefa mampianatra lesona a :°)
38. mamzelkely ( 30/05/2006 08:28)
ieuuuuu iny mits, fa za ts nety nahay sciences nat mits aaa zay ko no maha serie A anah ee :-D:-D
39. amleoui ( 31/05/2006 04:10)
:arrow: za zao efa iz,t@ 1994-98 n kofboay no tao! t@ andron' i LOUIS XIV, RADEZY... Aoana le prof HISTOGEO DADAVY in e? prof mlay in! refa manao histoire lery de oatrany mitatara angano mits! Ar le prof PHILO kely RAFILS.....! Mlay koa le prof MALAGASY RA THEODILE in an! N a no tena reveko le ra vao mis pause kely de MANAO BELOTE eny @ jaridaina...! io no ts nahafahako BAC voalohany
40. mamzelkely ( 31/05/2006 05:24)
amloui hummm niara-niala tao tsika zany fa zany we za 96-98 no tao classe de première za no niala tao de i Théodile tadidiko milay be lery refa mampianatra malagasy fa mazava beuu, hummm enao zany genre niaraka tam njy blanc sy manjaka ee :roll:

za ko le mpanao belote teo anjaridaina eo de mpingitrika refa kamo :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.716