LES ANCIENS BAHUT

41. onjah ( 31/05/2006 09:45)
Be mpianatry Ramose théodile ato izany. Ilay Ramose manao hatsikana kely tsindraindray. Mahafinaritra an.
42. ja ( 14/06/2006 19:03)
amleoui:

:arrow: za zao efa iz,t@ 1994-98 n kofboay no tao! t@ andron' i LOUIS XIV, RADEZY... Aoana le prof HISTOGEO DADAVY in e? prof mlay in! refa manao histoire lery de oatrany mitatara angano mits! Ar le prof PHILO kely RAFILS.....! Mlay koa le prof MALAGASY RA THEODILE in an! N a no tena reveko le ra vao mis pause kely de MANAO BELOTE eny @ jaridaina...! io no ts nahafahako BAC voalohany



mr Louis hihihi!radezy koa bola tao t@ za tao!
fa i dadavy nge lasa PA t@ 2003 moa fa toa otrany nahafinaritra hono ziy t@ izy prof fa nony tonga izy ouhhh may ny tanana,tsy nahazo nanao beloty teo anjaridaina,tsy maintsy midy ny tablier,tsy maintsy mampiseho fiche rose vo tafiditra dia ra vo maneno ny sonnerie dia midy ny vavahady tsy mahazo miditra intsony....
Dia Mr Théodile kou profnay t@ 1ére sy terminale,milay iny prof iny an!

43. ja ( 14/06/2006 19:07)
dadabe:

:°)ja haiko i Mr mamisoa le fohikely somary x iny izy rehefa mandeha , ary mino aho fa iny mihitsy io prof lazain';i mamzz io , sady miritarita be izy rehefa mampianatra lesona a :°)


milay kosa aloha iny prof iny na dia izany aza e!ny tena tsaroko taminy dia tsy mahazo matorytory na mitehina @ loha ny tanana fa tezitra izy dia asainy matory eo tsy mihetsika eo @ position ano mandra pifaraa ny cours ny!hihih
fa lery lazain'oul fa oe marenina fa tsy haiko
44. dadabe ( 18/06/2006 12:10)
yee tena marenindrenina mihitsy izy , dia ny volony voahogo tsara be :-D
45. ja ( 19/06/2006 18:42)
hihi ddb
46. dadabe ( 22/06/2006 12:48)
Ja :wink::*:*:*
47. toovs ( 23/06/2006 09:11)
zah prom 94-98

ary mba efa nisy nampianarin'i M. George prf de malagasy koa ve nareo? Milay iny an! 2 h ny cours de ny atsasany voalohany resadresaka. finaritra ery mianatra aminy.
48. ja ( 25/06/2006 10:41)
nn mbola tsy nampianarin'm Gearges a fa fantatro tsara iny ranga iny
izy iny dia mananiany ana foana!!hihih
toa lasa proviseur adjoint hono izy t@ za lasa tany
49. dadabe ( 26/06/2006 09:31)
fa iza kay izao no provizera ao @ zao fotoana izao e??
50. ja ( 26/06/2006 20:36)
tsy haiko mihitsy fa toa efa niova koa
51. dadabe ( 03/07/2006 12:11)
izany a!! humm ary mbola ao ve ry rajoul ireny e??
52. ja ( 04/07/2006 18:05)
iza kou ty rajoul?
ary lasa aiza daholo ny sasany e
sa hano dialogue kely eto sika ddb?
53. dadabe ( 08/07/2006 07:44)
ndao e!! de rehefa tsy vita eto dia tohizana ary:wink: moa raha tsy vita ary dia tohizana mandrakizay :°):°):-$

rajoul re ilay rangahy mpanidy vavahady t@ andronay e:-*
54. ja ( 08/07/2006 09:48)
hay ve e!!!
tsy tadidiko zay anarany!fa toa tsy efa niova koa ve?
humm izay indray ddb!
malahelo an'iza sy iza moa i ddb?:P:P:P:P
55. dadabe ( 10/07/2006 07:43)
an'i Ja sy ....:-$ hehehe:wink::*(l) :-$
56. ja ( 10/07/2006 09:28)
dadbe oa tssss!alazako tsara @ beb fa ataovy ihany
humm tia viavy elà hummmmm:x:x:x:x:x
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1893