I deputé mpiady ? fantatrareo ve
1. victime101
(
13/05/2006 17:14)
Ity indray dia i député mpiady izay moa no niantsoan'i FRANCIS turbo azy.Mahavariana mihintsy ity ranamana ity t@ ireny tolona 91 ireny no tena nahalalàna azy voalohany.
-Nitolona teny @ 13 mai izy dia lasa député ,indray mandeha dia niady t@ députén'Ikalamavony ary nifampitifitra totohondry mihintsy i mpiady.
-Avy eo niverina i Ratsiraka dia nikenokenona ny raharaha pont flottantn' Ivoloina ka dia nigadra i mpiady .
-dia nankeny @ 13 mai in1 dia nahazo seza indray i mpiady avy eo kinanjo tratra nanao détournement de fonds indray i mpiady dia migadra mbola any moa izy izao!
Mahavariana mihintsy ny mpanao pôlitika malagasy tsy hoe fanaratsiana fa mahalàsa saina ihany ny toy izao .
Tokony hahay hanavaka ny tsiparifary @ vary @ izay kosa angamba isika e:?:
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28474.htm

répondu par prime le 02/06/2006 10:08
2. Fiffi
(
13/05/2006 17:23)
victime101:fa angaha hono tsy nahay an'io hatramin'izay ?
Tokony hahay hanavaka ny tsiparifary @ vary @ izay kosa angamba isika e:?:
3. fijo
(
13/05/2006 21:08)
ireny anie ka tsy mendrika ny hisolo tena ny vahoaka mihintsy e.ita hoe tena olona tia korontana fotsiny
4. lemenakely
(
13/05/2006 21:52)
sady nisy io affaire pont flottant n'IVOLOINAio i mpiady no nisy ilay probléme-na chéque sans provisions de 200.000.000fmg
5. Fiffi
(
14/05/2006 04:21)
sady tsy matahotra an'Andriamanitra no tsy mba menatra akory noho ireo détournement ny vola sns rehetra ireny nefa mbola sahy hanao inona indray ?
6. lamie
(
14/05/2006 08:29)
tokony gratuit ange ilay pont flottant iny fa niodina ny sain'ny hafa,nakana vola ny olona, kinanjo nilentika ny pont flottant fa nosazin'ny Avo!!ary nankaiza ny vola 25.000fmg eran'ny container t@ 2002 iny oa e????
7. xxx
(
14/05/2006 11:41)
RAvalo no tsiparifary tokony hesorina voalohany, satria mody mivavaka kanefa mangalatra, ary tsikelikely fa @ miliara. Zay no tena ratsy kokoa.
Ka mba sokafy ny saina ary soyez objectif fa aza entina @ tsy tiako bika tsy tiako tarehy ny fomba fitsarana olona.
Ny havendranana ho aho aza mba asehoseho eto fa mahamenatra.

8. lamie
(
14/05/2006 12:02)
ary ianao ry tsy mety mitonona hoe iza io? zany no tena donto sy vendrana indrindra satria manako-tava fa maninona moa???ny ahy na ra8,na ra9 ,tsy dia olana amiko fa ny "zava-bita no hitsarana ny olona!ary sahia mijoro vavolombelona fa raha tsy mivavaka ianao tsisy zava-bita @ fitiavana ataonao!!
hofao tsara ny varinao sao kenda an!!!
hofao tsara ny varinao sao kenda an!!!
9. lamie
(
14/05/2006 12:36)
xxx:ary tsy fahendrena @maha ray ve no atao ra8 raha mandray izay te hiaona aminy izy e? ny "plans" an'ny sasany no tsy mahomby dia tsy maintsy migadra refa manao ny tsy mety,dia io olona @ sary alefanao io no ho fidin'iza???
10. Fiffi
(
14/05/2006 13:39)
xxx:xxx: voalohany aloha de mivoaha tao fa aza miafina ao eh! Aza mitsara ianao raha toa ka tsy tianao no hotsaraina koa eh!
RAvalo no tsiparifary tokony hesorina voalohany, satria mody mivavaka kanefa mangalatra, ary tsikelikely fa @ miliara. Zay no tena ratsy kokoa.
Ka mba sokafy ny saina ary soyez objectif fa aza entina @ tsy tiako bika tsy tiako tarehy ny fomba fitsarana olona.
Ny havendranana ho aho aza mba asehoseho eto fa mahamenatra.
satria mody mivavaka:roll: zany angamba no fombanao ry xxx ? mody mivavaka ?
Ka mba sokafy ny saina ary soyez objectif fa aza entina @ tsy tiako bika tsy tiako tarehy ny fomba fitsarana olona.hummmm !! aiza re zany eh ????????? ianao indrindra no mitsara voalohany eto!!!!
Ny havendranana ho aho aza mba asehoseho eto fa mahamenatratsara rehefa maha-tsapa tena ianao ry xxx an! nefa moa de nasehonao hiany le havendrenanao fa ahoana ary zany ?
11. lamie
(
14/05/2006 17:17)
fiffi moa vavy? fiffi tena maharaka vaovao!!!tena tsara be zany fa tohizo,refa tara @ vaovao dia ianao no anontaniako,mety??
12. xxx
(
14/05/2006 18:06)
MAnao ahoana aloha ri fifi sy lamie
Tsara aloha rehefa taitra ianareo.
Satria matoa tezitra dia tena nivantana tany aminareo tokoa ny marina nolazaiko. Ka aza mamaly bontana hoatr'io fa mandiniha tena kely rehefa voatsindrona.
Averiko indray :
Ianareo rehefa mamaly hevitra dia tsy misy raisonnement mba mipetraka fa dia réaction foana no mandeeha aloha. Dia mazava ho azy fa miteniteny foana ny hiafarany. Ka izany no mahatonga ahy hiteny hoe aza aderadera ilay havendranana fa mahamenatra.
Dia mbola mitapina ve ny masonareo @ halatra ataon'ity filoha ity. Tsy hiteny ny tsy fahaiza-mitondra sy ny didy jadona aho an !
Mba manaova hoe sondage, firy ny olona manana alahelo amin-dRavalo ary firy no manana alahelo amin'ny Voninahitsy. Hesorintsika ny mpanao pòlitika fa aoka ny vahoaka no hitsara.
Ity misy sopapa vitsivitsy mety hanokatra ny masonareo :
- Vodihala
- monopolisation des marchés
- ny tantsaha mpamokatra ronono ao Antsirabe
- Ny extension demesurée ny orinasa Magro sns. Ka nefa fanagiazana mafy ny orinasa madinika vao hitsangana. Hanontanio ireo mpandraharaha maro di aho hohenonao ny valiny.
Maro be tsy hita isa é. Ny fividianana ny depioté Tim aza dia zavatra tena nahamenatra indrindra farany teo. Ry zalahy koa moa vendrana ko: tsy olom-boafidy fa olom-boavidy.
Farany : ny sujet mipetraka no mitsara olona voalohany, raha mijery tsara ny masonareo, ka any aminy ianareo no mitabataba. Fa ny ataoko dia ny mba hanokafan'ireo mpitsara olona ireo ny masony fa tsy ho jamban'ny fanatisme fotsiny.
Izay fa dia mahereza. Dia mba manantena valiny mafonja aho fa tsy vali-bontana poaka'aty an !

13. lamie
(
14/05/2006 18:29)
xxx:mba mahavariana letsy ialahy an!refa tsy araky ny hevitr'ialahy ve no lazaina dia valibotana?
samy manana ny heviny , ny fijeriny, ny eritreriny io fa tsy hoe ary hitovy daholo e!azafady fa rst fanatisme ny ahy , ary tsy mora ny mitondra firenena!marina io, tsy zay olona rehetra te hahazo toerana dia hofidiana akory; mbola tsy fay t@ teo aloha nga???ny mahavariana ange e! tierra bruno avy ve no milatsaka ho fidiana maire!!dia hifidy azy aho?
ialahy no tena tsy mazaka toerina hevitra, inona no idiran'i fiffi ato amiko koa???tsy vitan'ny "poésie"ny maha-olompirenena an'ialahy, na iza ialahy na iza,ary ialahy nga tsy isan'ny nanohana andra8???fidio ny an'ialahy fa ny anay anay,
tsy mahatezitra ahy akory fa resaka no atao eto

14. marozevo
(
14/05/2006 22:07)
Ary angaha tsy fantatrareo fa talohan'ny 1991 anie ka prezidan'ny Fivondronana tany Ambohitsitononina io Depiote io eh... Mazava ho azy fa karatra mena sy kintana no nahalany azy tamin'izay. Nony hitany fa ho rendrika ny samboben'ny Amiraly tamin'ny 1991 dia nitsambikina fotiny izao izy, ary notsipahiny ilay lakana nitàny.
Dia io manketsy mankero io no ataony. Tsy maniry loza na mirary ratsy ho an'ny hafa akory, fa mahatsara azy (satria anatra ho azy) ireo nandalovany in-droa tany am-ponja ireo. Efa tany Ambatolampy koa anie io eh..

15. marozevo
(
14/05/2006 22:12)
hoy i xxx :
Soa fa Ravalomanana no Filoha fa tsy Ratsy-iraka fa nogadrainy ianao raha niteny toy izao taminy. Io dia efa manazava zavatra be dia be.
faharoa tokoa : Ireo zavatra lazainao ao ambony ao ireo dia tsy porofo manambara fa MANGALATRA i Ravalomanana. Inona no olana raha miezaka manitatra ny TIKO izy.
Mpamokatra ronono ao Antsirabe : Izaho izao no izy, ary tsy mimenomenona izany izahay fa faly dia faly tokoa. Ny mpamendrofendro no betsaka.
RAvalo no tsiparifary tokony hesorina voalohany, satria mody mivavaka kanefa mangalatra, ary tsikelikely fa @ miliara. Zay no tena ratsy kokoa.
Ka mba sokafy ny saina ary soyez objectif fa aza entina @ tsy tiako bika tsy tiako tarehy ny fomba fitsarana olona.
Ny havendranana ho aho aza mba asehoseho eto fa mahamenatra.
Soa fa Ravalomanana no Filoha fa tsy Ratsy-iraka fa nogadrainy ianao raha niteny toy izao taminy. Io dia efa manazava zavatra be dia be.
faharoa tokoa : Ireo zavatra lazainao ao ambony ao ireo dia tsy porofo manambara fa MANGALATRA i Ravalomanana. Inona no olana raha miezaka manitatra ny TIKO izy.
Mpamokatra ronono ao Antsirabe : Izaho izao no izy, ary tsy mimenomenona izany izahay fa faly dia faly tokoa. Ny mpamendrofendro no betsaka.
16. lamie
(
14/05/2006 22:20)
mampalahelo fa ny gasy ory hava-manana,mamorona asa ho antsika ny orin'asa rehefa manitatra ny société -ny ny mpandrahara, inona indray no tadiavina?fa zay manana diploma koa no ialaina e!
17. Fiffi
(
15/05/2006 06:55)
xxx:xxx: an3 !!! tena diso mihintsy ianao an! Ny nahataitra ahy aloha dia ny fahasahivanao nilaza ny toetranao ! satria mba diniho kely ange ireo zavatra nolazainao teo aloha teo eh!!!
MAnao ahoana aloha ri fifi sy lamie
Tsara aloha rehefa taitra ianareo.
Satria matoa tezitra dia tena nivantana tany aminareo tokoa ny marina nolazaiko. Ka aza mamaly bontana hoatr'io fa mandiniha tena kely rehefa voatsindrona.
Tsy tezitra velively mihintsy aho an! inona moa no tokony hahatezitra ahy @ ireo voalazanao ireo ? Zah ary nilaza hoe " tsara rehefa mahatsiaro tena tahak'izao ianao"
Tsy nisy zavatra nanindrona ahy mihintsy aloha na dia pitiny aza an! Diniho tsara ary analyzeo tsara ange ireo nolazainao te aloha ireo dia ho hitanao ny valiny!
18. Fiffi
(
15/05/2006 07:04)
xxx:xxx: itanao @ zay ? iza no nahatsapa ny tenany eto ? donc: tsy voatsindrona mihintsy aho na dia pitiny kely monja aza !! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Ny havendranana ho aho aza mba asehoseho eto fa mahamenatra.
19. xxx
(
15/05/2006 21:31)
Efa tsara aloha fa mitombo iray indray ny adversaire. Midika angamba izany fa niantso renfort ry zalahy sy zavavy. Ny sasany izan moa dia im-polo kely miverina nefa mbola tsy mahavaly ny fanontaniako akory, hany ka ny sary no atao betsaka. Mafy marina rehefa tsy manan-kevitra.
Ary tsy nangataka anareo hiaro tena akory aho fa mba hieritreritra.
Averiko indray ary ny fanontaniana dia mba valio :
firy ny olona manana alahelo amin-dRavalo ary firy no manana alahelo amin'ny Voninahitsy ? Hesorintsika ny mpanao pòlitika fa aoka ny vahoaka no hitsara.
Ny fanontaniana no asaiko valianareo fa tsy hiteniteny foana eo indray. Ary mba aoka valitenin'ny olona mandinika tsara fa tsy mipetsapetsana hoatry fanaon'ny Fifi.
Ny tanjona eto dia tsy hifamaly akory fa mba hisian'ny ady hevitra mitombima tsara. Amin'izay mba miroso any @ fifanakalozan-kevitra ny resaka. Raha tsy izany dia tsy handany andro aminareo ny tenako.
Farany ary aza mandainga hoatry ataon'ny Marozevo koa aloha. Milaza fa mpivarotra ronono avy ao Antsirabe. Aleo tsy miteny rehefa tsy manan-kevitra toy izay mandainga. Soyez franc mon vieux
Izay fa tonga dia salamà daholo é!

20. marozevo
(
18/05/2006 20:53)
xxx > Ahoana no ilazan'i xxx miaraka amin'ny "affirmation gratuite" fa mandainga i marozevo ? Arosoy raha misy porofo any aminao milaza fa mpandainga aho... Raha tsy manana porofo ianao dia toriako ho fanalam-baraka izao teninao izao, ary tsy mendrika ny haja sy voninahitra anananao. Angatahako ny mpikarakara mba hi-considerer io plainte ataoko io.
faharoa : Nahoana moa rehefa misokatra ny ady hevitra no ilazan'i xxx fa tsy maintsy ny fanontaniana apetrakao ihany no ho valianay ? Sao dia mba ianao no borné ?