Dia mahagaga ahy ihany ity fijo ity. Ary aloha ianao niteny fa tsy hifamaly amiko nefa dia aty aoriana dia mifanohitra @ izany tanteraka ny ataonao. Sady maniratsira olona. Bon tsy quoi amiko izany, fa ity toetranao no mahavariana be ihany.
Tsy mahagaga raha tsy mba mivoatra ny ady hevitra eto tsy tahaka ny ao @ Wanadoo. Sa ve dia ny vendrana rehetra no natokana aty é !!!
Ary raha ts diso aho dia efa nisy nanao an'izay fanamarihana izay tato.
Ny mpandray anjara eto dia ohatry ny mpianakavy izany dia mitovy toe-tsaina izany. Sady samy vendrana. Ny hifamaly sy hiteny ratsy olona no mahamaika azy fa tsy ny fifanakalozan-kevitra. Atao ahoana moa fa izay no mba hainareo. Mahantra!!!
Manarak'izany, tsy hitako izay ilainao ny anarako, ny anao koa tsy ilaiko satria "lainga" ny dikany. Ary eto anie samy pseudo daholo koa é, fa tsy tena anarana. Ka aza miafina ao ambadika ny pseudo raha lehilahy. Raha sahy manambara ny tena anaranao ianao dia milaza ny ahy koa aho kanefa tsy matoky anao sahady aho @ ity pseudo-nao fijo ity(= lainga).
Koa tsy ny hifamaly aminareo no anton-diako eto satria samy tsy à la hauteur daholo ianareo mianakavy.