sondage ny fifidianana ho filoha malagasy

1. jpeg ( 03/05/2006 18:04)
ity ny site ahafahanao maneho ankahalalana ny safidinao. vote unique izy io.
http://tdm-france.ifrance.com/vote.htm
répondu par mandrindra le 10/05/2006 13:18
2. xxx ( 03/05/2006 18:25)
ary lasa mpanao politika i zandry kely an:°)
3. Fiffi ( 03/05/2006 19:39)
de Ra8 hiany no nahazo isa be indrindra ao an!
4. Fiffi ( 03/05/2006 19:40)
efa 50¨% zao .
5. fijo ( 03/05/2006 20:13)
ka efa hoe lasany ihany io ko.
6. Ragadona ( 03/05/2006 20:49)
Ho sarotra aloha ny 50% hoan dra8 satria tamin ny naha lany azy ange ka nihoatra ny 70% izy tao Tanà nefa 52% monja ny nahalany azy(vokatra avy amin ny mpomba), ka amin ity ndray mitoraka ity ankaherezina ny tsirairay mba hande an kitsipo daholo handray izay hofidonany eo fa ny tsy fahaizana mandray sy miatrika ny zava misy no mampikorotan dava
7. hery ( 03/05/2006 21:41)

Io izany no fifidianana karakarain'ny TDM ? :-)

Ity ambany ity koa misy anakiray izay neutre kokoa.

http://lisitra.serasera.org/content/view/23/53/lang,mg/

NY namana ihany no afaka mifidy ao...
Ny fanontaniana dia mitovy ihany
8. marozevo ( 03/05/2006 22:11)
Tsara ilay sondage, fa atahorako fotsiny ho diso fanantenana isika satria vitsy loatra ny olona tsapaina hevitra. Misy hevitra ve hanitarana azy bebe kokoa mba ho maro ny mpifidy, ka ho azo antoka kokoa ny valintenin'ny sondage ?
Eritreritra nandeha ....
9. Lejim ( 03/05/2006 23:33)
haha, ilay voalohany dia olo telo-polo (30)aty an-dafy (tsy mahay ny realite sociale), no mifidy ao.

Dia ilay faharoa indray, otraotran'izany ihany, :-D

Komika be lisany izany
10. diamondra27 ( 04/05/2006 03:23)
komika marina le!!:°):°)
11. Fiffi ( 04/05/2006 05:13)
hery: ao ary efa mahatratra 70% i Ra8 an!
haha, ilay voalohany dia olo telo-polo (30)aty an-dafy (tsy mahay ny realite sociale), no mifidy ao.

Dia ilay faharoa indray, otraotran'izany ihany,

Komika be lisany izany
fa ahoana kosa no tsy mahay ny realite socialeklé ?
12. jentilisa ( 04/05/2006 05:41)
Loza! lasa 80% ravalomanana! lasa aiza ny mpanohitra?
13. lapino ( 04/05/2006 06:37)
Lejim > ka fantatra ange ny conditions-n'ny echantillonnage dia jerena araka izay ilay stat e! Raha sondage amin'ny internet ohatra an'izao aloha, mety ho azo itarafana hevitr'olona ihany, fa tsy afaka holazaina mihitsy fa maharefy ny tendance-n'ny malagasy rehetra.

Fa ny mahagaga ahy aminm'ilay sondage natoron'i jpeg, toa mampiasa windows NT daholo ny betsaka t@ olona nifidy tao? Izany winNT izany anefa isan'ny vitsy mpampiasa indrindra raha olon-tsotra amin'izao. Ohatra ny mampieritreritra hoe anatina entreprise/communauté iray ihany izy rehetra ireo. Asa anefa ...
14. pissoa ( 04/05/2006 08:43)
:-w:-w:-w
15. naughtyboy ( 04/05/2006 11:08)
aza itako ka mbo marina ...noeveriko ange we serasera malalaka tsy minakina @ vondrona na antoko ao @ rafimpanjakana Hmm,mahalasa saina ny ! zvt rehetra ko azo ovaovaina nefa de maniry ny safidimbahoaka ihany no ilaza ny tantara samy ho ela velona daolo ooo,
16. lapino ( 04/05/2006 11:20)
naughtyboy:
noeveriko ange we serasera malalaka tsy minakina @ vondrona na antoko ao @ rafimpanjakana Hmm,mahalasa saina ny !

Ohatra ny lasa tsy mahazo resaka intsony aho izany kle! 8-)
17. mandrindra ( 04/05/2006 12:11)
Lejim:

haha, ilay voalohany dia olo telo-polo (30)aty an-dafy (tsy mahay ny realite sociale), no mifidy ao.

Dia ilay faharoa indray, otraotran'izany ihany, :-D

Komika be lisany izany


nefa ireo olona ireo dia mandray anjara amin'ny forum isankarazany midinika sy mifanakalo hevitra mikasika ny zavamisy any madagasikara
18. jentilisa ( 04/05/2006 12:16)
Fa ny nahavariana ny tenin'ny le monde diplomatique raha anaovana fikarohana ao anatiny hoe mbola ho lany ihany Ravalomanana amin'ny taona 2007...

izany hoe raha nandinika izy dia tsy lavitra loatra amin'ny valin'ny sondazy serasera ny fijerin-dry zareo. Tsy ho zakan'ny banky mondialy izany valim-pifidianana izany ry zareo!
19. lapino ( 04/05/2006 14:53)
Ka na ho zakany na tsia, iza àry?
... hay moa ny vahoaka ihany no afaka mamaly an'io fanontaniana io :)
20. Herimiafina ( 04/05/2006 14:57)
Hono hoa e! Mbola azoko asisika ao koa ve nya anrako fa mba te hilatsaka hofidiana koa aho e? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0474