sondage ny fifidianana ho filoha malagasy
21. manantsoa
(
04/05/2006 15:04)
fa raha ny mpankasitraka ny projet iraniana ve no sanatria lany eo dia ho zakan' ny banque mondiale ??
22. fijo
(
04/05/2006 19:10)
le izy rehefa jerena dia io tokoa no ho valiny,fa ny % no mety hisy fiovana kely.
23. Lejim
(
04/05/2006 20:53)
Fiffi:
hery: ao ary efa mahatratra 70% i Ra8 an!haha, ilay voalohany dia olo telo-polo (30)aty an-dafy (tsy mahay ny realite sociale), no mifidy ao.fa ahoana kosa no tsy mahay ny realite socialeklé ?
Dia ilay faharoa indray, otraotran'izany ihany,
Komika be lisany izany
Enao izao ve sahy milaza fa mahatsapa ny fijalian'ny Malagasy sasany any Dago? Raha tsy mahatsapa dia naman'ny tsy mahay izay.
24. Lejim
(
04/05/2006 20:58)
mandrindra:
Lejim:
haha, ilay voalohany dia olo telo-polo (30)aty an-dafy (tsy mahay ny realite sociale), no mifidy ao.
Dia ilay faharoa indray, otraotran'izany ihany, :-D
Komika be lisany izany
nefa ireo olona ireo dia mandray anjara amin'ny forum isankarazany midinika sy mifanakalo hevitra mikasika ny zavamisy any madagasikara
Ekeko izany. Fa moa ve ny zavatra tsapan'ireo olona ireo mitovy amin'ny zavatra tsapan'ny Malagasy any an-toerana. Zah izao ohatra dia manaraka be ny resaka actualitE any Mada, nefa ny besoin-ko sy ny fomba fiheverako dia mety lavitra be ny fomba fiheveran'ny olona sasany.
Ny sondage par internet (ho an'ny gasy) dia otran'ny hoe: fitsapan-kevi-bahoaka tsy sahirana
25. fijo
(
05/05/2006 19:24)
lejim an,samy mahatsapa io fahasahiranana any io anie e.fa ny ahy ny mahagaga ahy dia izao.mimenomenona daholo ry zalahy hoe sarotra ny fiainana,nefa rehefa tonga any,izany vola lalaovindry zalahy any izany anie ka tena mahalasa saina e.le eo ampirevena eo analakely no ahitako an'io an.
26. mandrindra
(
10/05/2006 13:18)
mazi, mazi daholo izany. mitobatonaka ny vola ao madagasikara fa ny fitsanjarna azy no mihilana.
