Clandy te-hody!mba mila hevitra aminareo
1. Safidiko
(
30/04/2006 09:49)
Manaona daholo,
Za dé clandy mipetraka eto france,3 ans zay,te-hody amin'izay za fa tsy tamana aty intsony,te-hamonjy ny fianakaviana any Dago,
Sao dia mmba misy manankevitra ianareo hoé inona no tokony ataon'ny clandy azahoana taratasy ahafahana mandeha mody,solon'ny pasipaoro na zavatrafa,na sao dia mba misy afaka manoro hevitra @ formalités tokony atao,fa nare siosio za hoé tsy avelandry zareo mody hono na dia manana billet hodiana aza raha vao clandy?
Misaotra betsaka mialoha @ torohevitra avy any aminareo

répondu par Fiffi le 15/05/2006 13:49
2. fasaly
(
30/04/2006 10:02)
aoza re i fijo e! i fijo no efa nanoro hevitra oul toa anao io teto:wink::cry:mamy ny mody e!:-*
3. ainaheri
(
30/04/2006 10:47)
za alou tsy mahay fa ny enoko fotsiny we tsara2 ngamba misy olonkafa miaraka aminao d iny ampitondrainao ny zvtr valeur (pasipaoro,vola sy ny momba anao rhtr) fa savainy hono fa mety raha2 ny anao ra itany eny aminao eny lay pasipaoro fa to tsy misy ilana an'iny angamba!! mianadrasa fa mbola ho avy mpanolotsaina antsika fa zay anie no mahatsara an'ty sera2 ity ee!!
4. lemenakely
(
30/04/2006 11:07)
Normalement tsy misy olana ny fodianao na lany aza ny validité ny passeport nao tsy ny vazaha mihintsy no andeha hanenjika ...en plus olona hiditra any @ any niaviana
bon renseignéo ny ambassade de MADAGASCAR ao la Muette e ity ny numéro ahazoana azy ireo 01 45 04 62 11
izay fa dia mazotoa e
bon renseignéo ny ambassade de MADAGASCAR ao la Muette e ity ny numéro ahazoana azy ireo 01 45 04 62 11
izay fa dia mazotoa e
5. Fiffi
(
30/04/2006 11:26)
clandy te-hody ianao , tsy misy olana mihintsy izany , zaran'ny frantsay aza mba misy manonon-tena andeha hody zany. Ny tsara ho fantatra kosa dia efa nisy olona te-hody ireny ka nadeha tany @ préfecture de nahazo vola mihintsy aza izy nohon'ny nanononany tena andeha hody. Tsy misy hanenjehana anao zany na dia kely aza , ny frantsay aza mikaroka lalana ahazahoana mam-pody ny olona ka nahoana indray ny hisy hanenjika ? Tsy misy an'izany hoe alainy zany ny passeport-nao sy ny volanao sns... zany ! zarany aza miverina any @ tany nihavianao ianao.
7. Fiffi
(
30/04/2006 11:58)
ainaheri: somary mahagaga ahy hiany izany an! satria jereo ange ireo zavatra rehetra hataon'ny fanjakana ireo mba hampodiana mihintsy ny olona eh! efa nisy dinika koa teto t@ io hoe nisy aza nomena vola 2000€ mba hodiany. Raha ho lany eo tokoa ve ny PS , ho possible ve zany hoe ho regleny daholo ny tsy manana paps ? hummmm !! mampiheritreritra ahy hiany zany satria "la loi a été votée et adoptée" io no hitako farany nahatonga ny tsy manana paps hanao fihetsika omaly iny .
8. ainaheri
(
30/04/2006 12:15)
Na lay resaka 2000euros aza anie to tsy matoky an'iny aho hoe omeny anao tanteraka ve lay izy,na ny ampahany no omeny d any dago ozy maka ny ambiny ra zay d fitaka!! fa tsy haiko alou ee!!
Vao t@ mercr na mardi iny nisy debat tao @ france 2 mombany tsy misy ttasy(A vous d juger)Fa nilaza ny Ps we asiany vahaolana hono io ra lany izy fa tsy mety zany we ampodina zany satria fahoriana hoy izy no nialany tany d alefanao hody an'in any??

9. sipagasy
(
30/04/2006 12:43)
marina tokoa fa hoe "fahoriana no nialana tany, ary fahoriana koa ny ho vantanin'ireo olona ireo raha haverina any ry zareo", nefa kosa mba jereo ihany sy lanjalanjao fa tsy afaka ny hanangona ny "mahantran'izao tontolo izao" i la frantsa reny malala e!
10. ainaheri
(
30/04/2006 13:34)
hoy i sipagasy;
marina tokoa fa hoe "fahoriana no nialana tany, ary fahoriana koa ny ho vantanin'ireo olona ireo raha haverina any ry zareo", nefa kosa mba jereo ihany sy lanjalanjao fa tsy afaka ny hanangona ny "mahantran'izao tontolo izao" i la frantsa reny malala e!
Amiko zany fitiavantena efa laninao ny maminy d atsipinao ery v izy ???? !!Fa naninona ny pays sasany nanao???ra otr'zay ndray ny toetsaina tsy misy ny humanité,kanefa tsarovy fa ra omeny ttasy reo tombotsoa azy satria mandoa ny retra2 izy!!

11. Fiffi
(
30/04/2006 13:35)
ary raha nanaraka vao2 ianareo de tsy la frantsa hiany no manao an'izao fa mbola la frantsa aza mbola tolérante lavitra be kokoa noho ireo firenena hafa.
12. Fanja1
(
30/04/2006 13:53)
raha omendry zareo aza ny papiers, enao mandoha impot sy ny rehetra fa tssy droit mifidy akoury( alainy ny volanao fa enao tssy droit n'inn eto @ tanany)
raha samy hijaly ve r'ireto tsy aleo mijaly any @ tanan'ny tena(any mba ny famille rehetra eo anilanao) toy zay aty antanin'olona? tsy haiko aloha e!
raha samy hijaly ve r'ireto tsy aleo mijaly any @ tanan'ny tena(any mba ny famille rehetra eo anilanao) toy zay aty antanin'olona? tsy haiko aloha e!
13. ainaheri
(
30/04/2006 14:03)
Fanja1>> tanjemo fa ny ao italie mahazo mifidy raha fahafantarako azy,hoy ndry we aleo mijaly any antanin'ny tena toy zay aty ra ijaly any!!D aninona any anefa reo nefa ny any aza tsy ita zay atao azy @ity fahantrana!!
15. Fiffi
(
30/04/2006 14:25)
mbola hafa hiany ange zany hoe mijaly nefa eo anilan'ny fianakaviana toy izay hijaly nefa tokana irery ny tena eh! sady lavitra ny fianakaviana eh!
16. ainaheri
(
30/04/2006 14:29)
Marina zany fa zao ee otrany lasa resaka hafa lay forum nampidin'i Safidiko ka tsy voavaly ny tiany anontaniana fa miady @ sarko sy ny politikany no ataontsika!!
18. ravakamalala
(
30/04/2006 15:49)
mankanesa any amin ny prefecture fa mahazo 2000 euros izay mitonon tena fa tsy manana paps nefa te hody, io ny an ny adulte dia 500 euros ny an ny ankizy. vao henoko vao haingana io fa tsy haiko hoe rahoviana no mihatra.
ny taratasy andehananao mody dia laissez-passer omen ny ambassade n ny paris, saingy rehefa mampiasa laissez passer ianao dia tsy tafaverina aty intsony.fa rehefa mody kosa anefa ianao dia mahazo an ilay droit de bagage amin ny déménagement, ...

19. Fiffi
(
30/04/2006 16:11)
ravakamalala: ka justement io no nolazaiko teo fa efa mandaitra efa hatramin'ny ela io an! ary marina koa fa manana droit ny olona @ demenagement .
ainaheri: de tsy aiko indray aloha fa de hatanjao ny saina fa lhl ny tena eh! de eto koh anie izahay namana daholo eh!:) :-*
ainaheri: de tsy aiko indray aloha fa de hatanjao ny saina fa lhl ny tena eh! de eto koh anie izahay namana daholo eh!:) :-*
20. ravakamalala
(
30/04/2006 16:26)
fiffi > hay ve efa mandaitra e!
fa na izany na tsy izany aza izany 2000 euros izany anie tsisy dikany ho an ny olona e! tsy aleony manao asa maizina d azony anatin ny iray volana izany. ho an ireo izay tena tsy te hiverina any am taniny mihitsy moa izany e!
tsy hita be eny ihany izy ity !