Clandy te-hody!mba mila hevitra aminareo
21. Mifenty
(
30/04/2006 17:14)
ndana ry lery manantona ny OMI fa tonga de meny billet laha ah.
Lasa amoronan'ny ol sujet fotsiny lah oe mifidy sy tsy mifidy eh.
Na any Dago aza elah ka hifidy refa tonga ny mpangala bato de inn ny vokatry ny fifidianan'lah
Mandàna any am OMI fa mahazo 2000 euro elah. Tsy tonga de io nefa fa 1000 k lou ny azon lah am volou de ny manaraka tonga iany.
Ny resaka taratasy de omeny taratasy hodiana elah.
22. rita
(
30/04/2006 17:30)
manoa ahoana
Miasa manodidina io resaka io aho fa tsy afaka manampy anao betska afa tsy ny hevitra ihany..
Tsotra fotisny ny tokoyn atoanao raha tehiveriana ianao ka clandy
ny aty dia tys olana am iny ny miveirna na clandy aza a zarany, ka noho izany raha lany ny pasipory dia tys maninona fa iny no hentinao aeny am éroport
reehfa mandalo douane ianao ilay msiava pasiporo dia tonga dia tsorinao hoe hiverian hody aho fa tsy hiverian aty itnsoy, dia tamponé ny pasipaoro hoe : INTERDICTION D'ENTREE DANS LE TERRITOIRE FRANCAIS
PENDANT 5 nans, fa tsy haninona anao akory izy fa efa nisy olna nanao maromaro an'io
veloma. Mahereza

Safidiko:
Manaona daholo,
Za dé clandy mipetraka eto france,3 ans zay,te-hody amin'izay za fa tsy tamana aty intsony,te-hamonjy ny fianakaviana any Dago,
Sao dia mmba misy manankevitra ianareo hoé inona no tokony ataon'ny clandy azahoana taratasy ahafahana mandeha mody,solon'ny pasipaoro na zavatrafa,na sao dia mba misy afaka manoro hevitra @ formalités tokony atao,fa nare siosio za hoé tsy avelandry zareo mody hono na dia manana billet hodiana aza raha vao clandy?
Misaotra betsaka mialoha @ torohevitra avy any aminareo
23. Fiffi
(
30/04/2006 18:16)
Tena miala tsiny raha @ teny frantsay !
20.10.2005
L'UMP offre 10 millions d'euros aux clandestins
Une aide financière forte pour inciter les illégaux à partir
Catherine Vautrin, ministre délégué à la Cohésion sociale et à la Parité, met en place un programme expérimental d'aide au retour des étrangers en situation irrégulière.
En voici les principales mesures.
- Le nouveau dispositif d'aide au retour a-t-il pour objet d'éviter les reconduites policières engagées par le ministre de l'Intérieur ?
Catherine VAUTRIN. - L'aide au retour telle que nous voulons la mettre en place est complémentaire.
Pour favoriser le départ des irréguliers, l'incitation financière sera très forte.
Chaque adulte recevra 2 000 euros, un couple 3 500 euros, puis 1 000 euros seront alloués par enfant jusqu'au troisième et 500 euros pour les suivants.
Un couple avec trois enfants percevra ainsi 5 000 euros qui lui seront versés au cours de la première année de sa réinstallation dans le pays d'origine.
Les services de l'Etat apporteront un soutien logistique à la famille. La prise en charge d'une famille de sans-papiers avec deux enfants pendant un an dans un accueil d'urgence coûte 8 000 euros sans aucune perspective au bout.
miala tsiny raha @ teny frantsay.

24. fijo
(
30/04/2006 19:48)
mankanesa any amin'ny "maison des etrangers"dia any milaza hoe za te hody fa amboariny ny taratasy hodiana ary izy no miantoka ny frais.
25. rhevinilsen
(
30/04/2006 19:54)
marina daholo zany
raha te hody enao de vonon iz hanome anao ny frais sy 500€
fa tsy mahazo miverina france ntsony (tsy sur aho @ le hoe interdiction 5 ans fotsiny voalazan'i Rita), fa ny info azo de interdiction à vie, alaivo tsara io information io ra mbola te hiverina, fa io mits no condition tadiaviny ahafoizany vola handefasana anao mody
Ka ra tena tsy te ho @ territoire frantsay ntsony de mankanesa @ OMI de ok e.
Sady tsy frantsa foana ne ny andafy fa Suisse, belgique, italie, espagne, USA .... mbola betsaka azo aleha e.
courage e

26. Fiffi
(
30/04/2006 22:01)
mba jereo io nalefako io fa tsy misy an'izany hoe 500€ zany eh! ny hoe interdit du territoire indray aloha tsy dia aiko loatra.
27. diamondra27
(
01/05/2006 04:30)
fanontaniana manaraka:
de inona no mety hitranga rehefa tonga any dago? Mivoaka gazety ve sa tonga de ny police no mitsena anao sa mandoa amende sa prison sa inona
29. Herimiafina
(
01/05/2006 17:22)
tsy mampanaelo be ve raha mody dia tsy tafaverina tsony satria interdit de territoire na ianao na ny fianankavianao mitondra ny anaranao? izay izao no fanontaniako?
31. Mifenty
(
02/05/2006 07:36)
tsy mampanaelo be ve raha mody dia tsy tafaverina tsony satria interdit de territoire na ianao na ny fianankavianao mitondra ny anaranao? izay izao no fanontaniako?
>>ka izy te hody fa tsy zay ny olana
32. Fiffi
(
02/05/2006 07:45)
Mifenty: olana hiany io an! satria marina fa izy no te-hody fa raha mody izy de ny fianakaviana rehetra mitondra ny anaranao raha sanatria ka vokasika @ io fodiana io ka ho interdit de territoire.
33. diamondra27
(
02/05/2006 09:03)
ary tsy misy mamaly le fanontaniako.
Raha mody ve oa :ka antsitrapo de tsy misy atahorana hoe: mety handoa lamandy na ohatran'izany refa tonga ao @ aéroport ivato?

34. Fiffi
(
02/05/2006 09:51)
diamondra: io indray aloha dia tena tsy fantatro fa na izany aza dia mahagaga ahy raha toa ka misy an'izany satria tsy nisy zavatra na faute nataon'ilay olona nody ! nefa asa aloha ?
35. mamzelkely
(
02/05/2006 10:17)
ts misy polisy hitsena anao any am aéroport zany refa tonga aty dago enao fa ny anarana ftsn no sur liste rouge refa mety ambassade ka ao am le espace shengen truc du genre de ts tafaverina any frantsa tsony enao mazava ho az
38. Fiffi
(
02/05/2006 14:33)
diamondra: faute ka! fa ny aty ivelany no faute fa raha tonga niverina any antanindrazana , mino aho fa tsy misy. nefa asa aloha an!
39. Safidiko
(
02/05/2006 21:15)
Manao ahoana daholo,
Misaotra betsaka t@ torohevitra rehetra avy any aminareo,efa nojereko daholo @ ankapobeany ny vahaolana rehetra narosonareo,
Saika mba hanontany ny hevitrareo za momba ilay maka laissez_passer any @ ambassade(la muette),nijery ny pièce ilainy @lé izy za dé hoe déclaration de perte hono tsy maintsy atao(za nefa tsy te-hanao an'iny fa mbola resabe dé mety hanome laissez_passer ana ve ny ambasade raha tsy mitondra an'iny za araka ny hevitrareO? sa misy solutions ve ny amin'iny?
Dia mbola mamerina ny fisaorana be de be anareo rehetra nandray anjara teto!!!
Mirary soa mandrariva ho any rehetra!!
Mazto daholo

40. Fiffi
(
03/05/2006 08:53)
ahoana indray ary zany laissez-passez zany ? hanaovana declaration de perte ? hummmm !! aleo indray aloha haka renseignement kely ny momba an'io fa mahaliana be ahy izao an!