Clandy te-hody!mba mila hevitra aminareo

41. xxx ( 07/05/2006 12:16)
miasa aminy renseignement angaha i fiffi e?:roll:
42. Fiffi ( 07/05/2006 15:35)
Safidiko: izao ny zavatra azoko an ! raha andeha hody hono dia azoao hatao ny mankany @ préfecture na ny mairie satria mety hahazo ialy fanampiana omen'ny fanjakana ianao , ny mairie no mety tsara satria tsy hilahatra tahaka eny @ prefecture ianao.
Manarak'izany : tena source sur ity an ! tsy misy olana mihintsy ny eny @ CDG , à partir du moment hoe manana billet ianao . hampishoana fotsiny ny passeport tahakan'ireny olona mi-voyage rehetra ireny dia ho hitan'ry zareo eo hoe efa tsy valide intsony ny passeport-nao io.
Dia tsy misy fanontaniana bdb hapetraka aminao izany fa ny zavatra ahazo anao fotsiny dia "interdit du territoire" ianao , fa tsy ny fianakavianao rehera mitondra ny anaranao akory , fa ianao irery.
Izay aloha ny eto ka manantea aho fa tsy hisy olana rehefa tonga eny ivato satria gasy iana ka nody.
43. ikalakintina ( 07/05/2006 16:08)
mahereza e!
44. Fiffi ( 08/05/2006 04:56)
marina izany!
45. mirana5 ( 09/05/2006 19:37)
Mody any Dago @ nahinao dia tsara ataoko fa tsisy olana, ny Clandy tratra ndray ny henoko farany dia alef'ny vazaha mody par contre, AMPIGADRANA ANY DAGO MANDRA PAHATAFAVERINAO NY FRAIS NANDROHAHINA ANAO TATY Tandremo ry zalahy a!:oops::oops::oops:
46. wesny ( 15/05/2006 13:43)
milay 'frera a. revek mints.
rovin nareo no tonga fa trenainay ény Ivato. Aza adino fotsin lé vondalan , lé MP4 rény zao no miasa amiko. Reveko 'ty.
vive Madagasikar
47. Fiffi ( 15/05/2006 13:49)
MP4 :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2071