Lalao serasera

1. hery ( 10/04/2006 22:12)
Nisokatra androany indray ny takelaka vaovao hisy lalao eto amin'ny serasera.org http://lalao.serasera.org
Amin'izao fotoana izao dia mbola ny Echec aloha no lalao ao... afaka mandray anjara daholo zay mahay, dia izay tsy mahay moa afaka mianatra amin'izay mba efa mahay :-) (aza mandefa fanontaniana aty amiko fa tena tsy arako fa eto amin'ity forum ity ihany mametraka fanontaniana)
Ny zava-baovao amin'io takelaka anakirain'ny serasera io koa dia ny fahafahana mampiasa teny hafa ankoatra ny malagasy... fa mbola ny teny gasy ihany no miasa raha tsy mifidy teny ianao.
Mbola tsy vita ny resaka dikanteny koa mihafihafy ao isika.
répondu par saikamat le 24/04/2006 16:36
2. methode ( 10/04/2006 23:18)
Misaotra an'i hery fa mba hianatra echec izany fa mbola tsy mahay! lol
3. diamondra27 ( 11/04/2006 00:55)
hery: nanadrana hoa fa tena tsy metymi-placé ny pion-ko e! asa na izaho tsy mahay manao saisie na ahoana fa ahoana tsara no tokony atao e! efa manaraka ny torohevitra anefa(za zany te-hiditra mpilalao fa tsy mpijery fotsiny an!, efa nampidirina ny ps sy MDP fa tsy mety e)
4. sasa ( 11/04/2006 03:13)
Misaotra an'i hery aloha nanisy an'io lalao io fa mba hianatra koa ny tenanay izany koa :-*:-*=D=D=D
5. ari.malala ( 11/04/2006 04:10)
misaotra an'i Hery fa hijery de hamerina hianatra ndray zany e :)
6. Fiffi ( 11/04/2006 04:15)
misaotra anao ry hery fa dia ho hafak'andro tokoa izany izahay ka (aharaka ny forum ve ?) :-D:-D:-D fa tsara kosa an!
ari.malala: dia hiaraka hianatra izany isika akia an! :):-*
7. watafon ( 11/04/2006 05:07)
misaotra ry hery an ! tandremo ary sao d hohadino ndray zany ny forum refa mahay echec eo an !!:-*
8. hery ( 11/04/2006 05:31)
Diamondra27> mila manokatra lalao vaovao na manaiky izay lalao nosokafan'ny hafa.
9. mamzelkely ( 11/04/2006 05:36)
de inn ko kay ry hery ny jeu hafa afaka atao ao sa mila miandry kely ohatra we tarot ve possile belote satsia mantsy za sy ny echec tena mifanao atsimo sy avaratra beuu :°):-D:-D

fa na izany aza klou de miciiiiii fôna fa milay :-*
10. hery ( 11/04/2006 06:11)
mamzelkely> misy jeu hafa efa nampidiriko ao fa mbola tsy misokatra tanteraka (mbola adapter-na :-p) fa ho avy tsy ho ela daholo :-)
11. mamzelkely ( 11/04/2006 06:20)
oki miciiii:-*
12. ari.malala ( 11/04/2006 06:23)
Fiffi, OK fa hiaraka hianatra isika e.

mamzelkely, manin ky ra mianatra a! tsara anie ny echec e!

watafon, ts adino zany ny forum koooooo! ;)
13. diamondra27 ( 11/04/2006 07:18)
mitovitovy @ dame ihany re fa misy maha samy hafa azy
14. Fiffi ( 11/04/2006 07:25)
hery: tsy mba misy ve possibilité hoe ahafahana milalao miaraka mivantana ? tahakan'ny ao @ net ireny an! dia mba samy namana eto no miaraka milalao.
15. diamondra27 ( 11/04/2006 07:36)
fiffi: f'angah tsy mivantana moa le ao? ary tena tsy kopy za klé, zay zany no mahatonga an'ilay izy tsy nety ni-déplacé,kiiii.merci fiffi a!andraso aloha fa hamaky ny torohevitra indray
16. mamzelkely ( 11/04/2006 07:41)
zah mahay ny système rht efa haiko fa zah mits no ts tiko le izy ny tena marina sady trisy tadidiko trony na dame aza =))
17. Fiffi ( 11/04/2006 07:55)
diamondra: ny mivantana lazaiko akia dia ny hoe samy mi-se-connecte ohatra isika sy indry an! dia mairaka milalao , dia ery ambony ery misy hoe Fiffi contre diamondra , maro manko ny lalao azo hatao mivantana tahak'izao an! ohatra ny "oneline"
18. hery ( 11/04/2006 08:01)
Fiffi> izany no ao kah.
Tsy ery ambony ery fotsiny ilay hoe fiffi contre diamondra fa ery amin'ny sisiny havanana. Io izao efa misy hoe Hery v. dagoless (hery contre dagoless :-) ) sy hery v. vaika.

Nanokatra i leiry dia nekeko dia miandry ny action-ny indray aho io. (fa ho resiko i lehio :-))

Efa nazavazavaiko ao amin'ny site ao ihany ny fomba filalaovana.

1. Manokatra lalao aloha dia miandry mpifaninana (adversaires)
2. Rehefa misy adversaire manaiky ny lalao nosokafanao dia manomboka am'zay ny lalao

Efa misy lalao nosokafako ao fa miandry adversera :-) Jereo ery ankavanana ery.

Tsy maintsy mampiditra tenimiafina vao afaka manokatra na manaiky ny lalao nosokafan'ny olona.
19. nikopol ( 11/04/2006 08:11)
hery , ahoana ny fanetsehana ny pion fa tsy koboko ?
Za nandray anjara ao :lol:
20. Fiffi ( 11/04/2006 08:16)
hery: misaotra anao fa tena zah mihintsy zany no tsy naharaka :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4242