Lalao serasera

21. hery ( 11/04/2006 08:22)
nikopol> eo ambanin'ny table echec misy espace dia apetraka ny hetsika ohatra a2-a3

Rehefa manaiky challenge dia mbola tsy afaka manetsika satria tsy tour-nao. Anjaran'ilay nanokatra ny jeu no mandeha aloha
22. Fiffi ( 11/04/2006 08:26)
io ary fa efa any aho ka ny lalao rehetra ve azo hilalaovana miaraka daholo ? toa ny "eseky" hiany aloha no hitako hoe hilalaovanao sy nikopol ary dagoless .
23. hery ( 11/04/2006 08:52)
Ny eseky ihany no lalao misy mpifanandrina (hatramin'izao aloha)... ny lalao hafa dia ianao ihany no milalao azy :-) karazana jeux solitaires izany
Ny lalao hafa dia azo jerena eto ambany rehefa avy mampiditra solonanarna serasera

http://lalao.serasera.org/component/option,com_addict/Itemid,28/lang,mg/
24. diamondra27 ( 11/04/2006 08:58)
nocopol: ka io mitsy le kestion nge e!

fiffi: efa haiko iny fa merci akia a! za mpilalao domino sy literati ka!:wink:

hery: andraso ary hanandrana indray e! tena zefa mitsy zà fa le pion no ahetsika foana nefa tsy nety ni deplacer , hihihi
25. hery ( 11/04/2006 08:59)
Vaika> tena diso le move farany nataoko teo k'le grrrr
26. Fiffi ( 11/04/2006 09:03)
mbola vao hianatra ny eseky indray zany
27. hery ( 11/04/2006 09:11)

Famindrana pion : clikeo ny pion hafindra dia clikeo ny toerana tokony hasiana azy
28. Fiffi ( 11/04/2006 09:17)
diamondra: andao akia hiraka hilalao an! mba manandrana an'io hoe ?
29. Vaika ( 11/04/2006 09:54)
Hery : taiza izany ?
30. Vaika ( 11/04/2006 09:57)
Hery : Ary mazana mihintsy i toi izany, sady manao échecs no manamboatra site !
Tsy tampontampoka teo dia dia tsy e2-e4 intsony no atao raha hamindra pion fa tonga dia ilay pion no raisina=D=D=D
31. hery ( 11/04/2006 09:59)
vaika> ilay 5. Nh5
32. Vaika ( 11/04/2006 10:02)
Oadray !
Hay tena ilay vao nanomboka mihintsy kosa.
Ng8 no tena nety tamin'iny marina fa tsy quoi e ! Mbola be ny sisa.

Kay cliquer-na aloha ny case de départ dia cliquer-na ny case d'arrivée no fanaovana azy dia mihetsika ho azy ny pièces !!!
33. Vaika ( 11/04/2006 10:07)
Hery : na Ng5# na Df6# dia mitovy ihany !
Milay leitsy Ra-Hery fa tonga dia tairo ao raha hasiana revanche kely aza e ! Mandalo ao ihany aho .
34. pissoa ( 11/04/2006 10:40)
Misaotra e =D=D

Ahan :@:@ Interessant, interessant :@:@
:-D:-D:-D:-D
35. watafon ( 11/04/2006 10:58)
nanomboka oviana ndray njy no nifoka sigara ry pissoa ? :-D
36. pissoa ( 11/04/2006 11:03)
Tratran'i Dokotera indray zah kle :-D

"Style Herimiafina" vaovao io dia nindramiko kely fotsiny fa interessant ity iray lohahevitra ity an :-*:-*
37. lapino ( 11/04/2006 11:22)
Fanina sahady vao miditra ny tranonkalan'ny lalao kle!
Tsy hitako hoe aiza no hijereko an'ilay lalao nosokafako,
Dia maninona koa àry aho no tsy afaka mandefa hafatra am'le chat kely?
38. rurik ( 11/04/2006 11:28)
misaotra an'i hery fa za tena 00000 aminio asa raha mba hisy ampianatra:D:D
39. lapino ( 11/04/2006 12:05)
rurik, tonga de milalaova fa samy tsy mahay zao! :)
40. onjah ( 11/04/2006 15:06)
Izaho indray izany mba mahafantatra ny règlement sy ny fandehany fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2486