Lalao serasera

41. kala ( 12/04/2006 04:55)
hery > =D=D=D

rurik & lapino > mba anjaso zà refa hianatra nareo fa nenà aloha tena mijery train fotsiny raha échec nefa toa hoatrany mety hilay raha mba mahay:wink:8)

mamzel > andao aloha o^oo^oo^oo^o sy hihinana pop corn mandra-pahay ê! :-*:-*:-*

pissoa > mianatra madiditra an! avia aty @ zoky :-* de ario any io :@
42. pissoa ( 12/04/2006 05:15)
Eny tompoko :°):-*:-*
43. mamzelkely ( 12/04/2006 05:48)
kala aa ka zay mitry no hefarany io de manao supporter ftsn sisa ko :-D:-D:-*:-*
44. diamondra27 ( 12/04/2006 14:31)
lapino: tsy miady le ampiandrasan'i 92men klé,lery ao ihany nefa tsy manisaka pion, fa raha vao nihinana ny fou-ko teo kosa aloha izy de tonga de hoanin'i dame-ko de vita ny tantarany e!

de tsy maintsy miandry anazy indray ve zany za vao mahazo milalao ry hery
45. lapino ( 12/04/2006 14:57)
diamondra > niantso défi i 92men teo, satria partie efa déséquilibré no nalainy, dia hitondra an'ilay efa resy izy. Fantatro fa tsy niveau-ko dia tsy noraisiko ilay défi-ny.
46. diamondra27 ( 12/04/2006 16:44)
lapino:ahan! merci @ le sopapa e!

onjah:mbola hanao revanche kely za fa hitako ny famindra pion zao an! le cavalier t@ voalohany iny no fopla e!:wink:=D=D=D=D
47. sasa ( 13/04/2006 03:35)
Hery kou na manokatra lalao azany anie za tsy mahay mintsy lesy d ahoana? :(:(
48. Fiffi ( 13/04/2006 04:48)
de mianatra ka! :)
49. hery ( 13/04/2006 06:02)
Alohan'ny rehetra aloha dia vakio ihany ilay hoe Ahoana ny fomba filalao sns... fa efa ao daholo ny fanazavana
50. mamzelkely ( 13/04/2006 06:31)
efa tonga ve ny jeu hafa ry hery :-D:-D asio bataille navale ko ry hery aa zany zao no tena tiko klé 8) mora kely mmantry :-D:-D
51. hery ( 13/04/2006 07:16)
mamz> jereo ilay hoe Lalao hafa :-) ao amin'ny lalao.serasera.org
52. mamzelkely ( 13/04/2006 07:47)
oki miciiiiiiiii hery :-*
53. diamondra27 ( 13/04/2006 09:37)
nikopol: tsy hamelàko aloha enao @ manaraka, fa mody norebirebenao hoe: tena manindry mafy diam's de very ny concentration-ko t@ onjah de zao za lasa voa- double klé. tac tic doly zany fa andrasoooooo sady vao voalohany iny an!De le mody miala ihany koa tac tic an! @zay déstabilisé adversaire. Hummmm:-w:-w

fiffi: aiza njy fa za nge efa tafiditra e! sady tsy misy sipa firy milalo ao. Tongava de ampianariko miadana njy e! ny tena mety de manao entrainement kely contre ordinateur aloha, tsy efa hainjy ihany ve e!

hery: asio jeux de lettre fa iny koa no tsara raha mety e!:wink:

mamz: njy nga mahay tarot be? Andao hi-contre aza e!
Ny ahy rami sy belote no tiko indrindra
54. kala ( 13/04/2006 10:22)
mamzel > ndao hanao le lalao hafafatoa mbô misy hihoriranana ihany ao ka:wink:

na izany aza de hitady prof aloha zà hampianatra ka:-$
55. saikamat ( 24/04/2006 16:36)
Hery,
Misaotra amin'ny talentanao fanamboarana tranon-kala.
Mba tiako ho fantatra hoe ahoana kay ny fomba fi-programmer-na an'io kianja fanaovana eseky io raha
tsy mahadiso fa tena mahaliana aho. Indrisy, rehefa
miady amin'ny ordi dia azo hakisaka ny piesy fa
rehefa amin'ny olona tsy afaka. Mankasitraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6248