rogerkely iraimbla
1. fijo
(
04/04/2006 19:42)
mba manontany aho hoe,radanz sy roger kely "raimbla "ve efa tena aty frantsa sa ahoana?
répondu par mandrindra le 08/04/2006 21:58
3. fijo
(
05/04/2006 03:09)
fiffi an nahafantatra an'ny tarika iraimbilanja ve nefa ndry??? izy no solista tao.
4. Fiffi
(
05/04/2006 03:29)
fijo: :( tsy mahafantatra an'io koa zah ! asa re raha efa nisy henoko , possible fa zany hoe tsy fantako ny mpihira na ny titra ny hira.
5. onjah
(
05/04/2006 13:35)
Ilay hira misy hoe :
... Veloma ianao ry Ramose masika be e e e e ...
iny kosa angamba mba efa henon'i Fiffi e. Fanaon'ny mpianatra mantsy iny rehefa vakansy izay mba haniniana ny mpampianatra.
Iraimbilanja no mihira an'iny
Misy hira hafa ihany koa, mba angataho ao amin'ny Radio vazo gasy ao e.

9. ravakamalala
(
06/04/2006 14:56)
ra guerda no fantatro hoe aty fa i roger kely toa mbola any dago, radanz tsy haiko, i batata koa toa efa nipetraka taty fa tsy haiko na efa lasa nody na tsia.
milay io groupe io ka! ireny koa ka manan talenta, sady mafinaritra ny toetrany.
milay io groupe io ka! ireny koa ka manan talenta, sady mafinaritra ny toetrany.
11. fijo
(
07/04/2006 03:22)
ravaka ,misaotra e,
fiffi ,hoy hery hoe mihainoa radio vazo gasy dia vita ko
fiffi ,hoy hery hoe mihainoa radio vazo gasy dia vita ko
12. mandrindra
(
07/04/2006 08:07)
fiffi, ritra hoe e?? tapoy rano fa sao may :D
raosy jamba ve dia tsy hain'i fiffi e, andry zalahy daholo zany e.
raosy jamba ve dia tsy hain'i fiffi e, andry zalahy daholo zany e.