rogerkely iraimbla

1. fijo ( 04/04/2006 19:42)
mba manontany aho hoe,radanz sy roger kely "raimbla "ve efa tena aty frantsa sa ahoana?
2. Fiffi ( 04/04/2006 19:48)
iza izany ry fijo ? toa tena mbola tsy naheno an'io zah an!:roll:
3. fijo ( 05/04/2006 03:09)
fiffi an nahafantatra an'ny tarika iraimbilanja ve nefa ndry??? izy no solista tao.
4. Fiffi ( 05/04/2006 03:29)
fijo: :( tsy mahafantatra an'io koa zah ! asa re raha efa nisy henoko , possible fa zany hoe tsy fantako ny mpihira na ny titra ny hira.
5. onjah ( 05/04/2006 13:35)
Ilay hira misy hoe :
... Veloma ianao ry Ramose masika be e e e e ...
iny kosa angamba mba efa henon'i Fiffi e. Fanaon'ny mpianatra mantsy iny rehefa vakansy izay mba haniniana ny mpampianatra.
Iraimbilanja no mihira an'iny
Misy hira hafa ihany koa, mba angataho ao amin'ny Radio vazo gasy ao e.
6. Fiffi ( 05/04/2006 15:28)
onjah: mety ho aiko hoa fa metsy tsy tadidiko ka!
7. fijo ( 05/04/2006 17:53)
fiffi ,manao famerenana hira gasy ndry ka
8. Fiffi ( 05/04/2006 18:09)
fijo: ie ! efa nanomboka anie zah eh! :)
9. ravakamalala ( 06/04/2006 14:56)
ra guerda no fantatro hoe aty fa i roger kely toa mbola any dago, radanz tsy haiko, i batata koa toa efa nipetraka taty fa tsy haiko na efa lasa nody na tsia.
milay io groupe io ka! ireny koa ka manan talenta, sady mafinaritra ny toetrany.
10. Fiffi ( 06/04/2006 16:37)
fijo: andefaso hira gasy kely aoha zah eh! ritra ny aty :(
11. fijo ( 07/04/2006 03:22)
ravaka ,misaotra e,
fiffi ,hoy hery hoe mihainoa radio vazo gasy dia vita ko
12. mandrindra ( 07/04/2006 08:07)
fiffi, ritra hoe e?? tapoy rano fa sao may :D
raosy jamba ve dia tsy hain'i fiffi e, andry zalahy daholo zany e.
13. fijo ( 07/04/2006 20:09)
ka aty ve izao roger?
14. mandrindra ( 08/04/2006 21:58)
tsa haiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1636