karemy hono

1. xxx ( 24/03/2006 19:19)
lazaina fa 40 andro ny karemy dia hoe efapolo ny dikan'ny hoe karemy nefa rehefa isaina 47 andro vao tonga ny paska. Iza no afaka manazava?
répondu par marozevo le 19/04/2006 21:08
2. Fiffi ( 24/03/2006 19:44)
xxx angaha tsy mba nanao caté ? nefa io tena henarana any http://fr.wikipedia.org/wiki/P%C3%A2ques
3. Fiffi ( 24/03/2006 19:46)
fa alohan'ny Paques dia ny rameaux http://catholique-nanterre.cef.fr/faq/fetes_rameaux_liturgie.htm
4. Herimiafina ( 24/03/2006 20:14)
Mitovy ve aloha ny marimpandrefesana ny fotoana tamin'ny andro nahaterahan,io fomba io sy ny marimpandrefesana ny fotoana ankehitriny?:roll:
5. hery ( 24/03/2006 20:17)
40 ka.

Manomboka amin'ny alarobian'ny lavenona ka hatramin'ny zoma masina dia tsy isaina ny alahady (satria ny alahady dia andro fety) Dia isao amin'izay :-)

6. Veloo ( 24/03/2006 20:19)
8O ko tsy ho nona doly nareo hanao karemy zany?
7. Herimiafina ( 24/03/2006 20:24)
Tsy azon'i Veloo le karemy angamba!
Misy karazana hanina fadiana fa tsy hoe tsy mihinankanina akia an!:P
8. Veloo ( 24/03/2006 20:39)
HM hay ve e fa minn no mifady anina inn no sakafo tsy azo hanina? njy ko ve manao an'io? tsy mba injy mihitsy kle:-D:-D
9. Herimiafina ( 24/03/2006 21:31)
Ka tsy zah aloha no resahana fa ny olona manao karemy kah! :-D
10. marozevo ( 24/03/2006 23:58)
Dia mampaninona anareo anefa na 100 andro aza ny karemy ? Dia mampaninona anareo anefa na hifady hanina izahay na tsia ? Dia mampaninona anareo anefa ...
Io dia vanim-potoana manokana ao amin'ny Fiangonana Katolika, ny fandikana azy ho FIFADIAN-KANINA fotsiny dia fahadisoan-kevitra lehibe. Na ny Katolika aza misy tsy dia mahazo an'izany, fa fifadian-kanina fotsiny no hahazoany azy. Any amin'ny Katesizy izy afaka handalina bebe kokoa. Lazaina ary fa AMPAHANY kely fotsiny ao amin'ny Karemy ny fifadian-kanina.
11. pika ( 25/03/2006 04:36)
raha hifady tsy hihinankanina anefa mangalatra sy .... tsy izay loatra no tanjona sy ny anton'ny karemy fa fibebahana, fihezahina hihala @ ireo fomba na toetra ratsy rehetra
12. dadabe ( 25/03/2006 04:52)
humm tsy aleo bve izany mandritra ny andro rehetra dia tokony hanao fandoinihatena foana e
13. dadabe ( 25/03/2006 04:55)
misaotra an'i Fiffi
Quelle est l'origine et l'histoire de la fête des Rameaux ?
A Jérusalem, on célébrait dès le 4ème siècle l'entrée de Jésus dans la ville. L'église de Jérusalem en 383 invitait les pèlerins à participer à une procession "mimant" l'entrée triomphale du Christ à Jérusalem. Cette fête venait sans doute de Constantinople. Cependant cet évènement n'a pas donné lieu à une des douze grandes fêtes liturgiques orientales et les icônes de l'entrée à Jérusalem se sont développées seulement au 16ème et 17ème siècle.

io le voasoratra ao , dia mazava tsara fa tsy t@ androin'i Kristy aloha ny origine alahady e,nefa misy hifandraoisany @ io andro alahady io le andro paka sy andro lavenona sy andro karemy voalaza aeo ambony
14. dadabe ( 25/03/2006 04:58)
http://catholique-nanterre.cef.fr/faq/fetes_rameaux_documentation.htm
15. dadabe ( 25/03/2006 05:01)
http://perso.wanadoo.fr/catholicus/Fetes/rameaux.html

izay ihany angamba aloha , fa manampy ny namna marozevo t@fanazavana aho a:wink:
16. Achia ( 25/03/2006 05:13)
ny karemy moa zany de fety ataon'ny katolika alohan' ny ahatongavan'ny paska ?
17. xxx ( 25/03/2006 07:06)
hery:

40 ka.

Manomboka amin'ny alarobian'ny lavenona ka hatramin'ny zoma masina dia tsy isaina ny alahady (satria ny alahady dia andro fety) Dia isao amin'izay :-)





ka ny fety sasany izany tsy isaina?
18. xxx ( 25/03/2006 07:07)
de ilay fifadian-kanina ve tahaka ny ramadan raha izany? tsy mihinana atoandro fa atambatra amin'ny hariva sa ahoana?
19. Fiffi ( 25/03/2006 07:14)
Dia mampaninona anareo anefa na 100 andro aza ny karemy ? Dia mampaninona anareo anefa na hifady hanina izahay na tsia ? Dia mampaninona anareo anefa ...
Dia mampaninona anareo tokoa moa izany eh ? samy manana ny finoana , raha te-hanao karemy ianao satria andron'ny karemy dia hataovy izany , tsy te-hanao karemy ianao , anao hiany izany.
Ny ahy aloha raha resaka karemy dia ohatra izao an! isakin'ny Zoma aloha dia tena tsy mihinan-kanina mihintsy aho fa ny vola tokony ho laniko ho an'ny sakafo io andro zoma io dia omeko an'ny olona izay mila fanampiana , misy ny masera ety @ nay ary tsy izaho irery no tonga any manatitra ny anjarakelinay ho fanampiana ny mila fanampiana. Isakin'ny Zoma koa rehefa tsy karemy aloha dia efa hatrizay mihintsy aho no tsy mihinan-kena fa trondro hiany no mba ho haniko , rahefa karemy kosa aloha dia io efa nolazaiko io. Mandritrin'ny karemy dia misy ny fotoana izay hatao hoe "jeûne" ny ahy manokana moa dia raha mihinan-kanina aho dia miandry ny @ 12 ora alina zay vao mihinana ka ohatra hoe vary sy rano fotsiny , na mofo sy rano , nefa indraindray aho dia tsy mihinana mihintsy. http://plestang.free.fr/jeune.htm
20. Fiffi ( 25/03/2006 07:17)
hoy xxx:
ka ny fety sasany izany tsy isaina?
fa inona ny andro fety ao ry xxx mihoatra ny Alahady ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1207