karemy hono

41. marozevo ( 29/03/2006 09:24)
Ie.. à mon avis tokoa ka. Tsy afaka hanery na iza na iza hitovy avis amintsika manko isikka.
42. Fiffi ( 29/03/2006 16:13)
marina izany ! fa dia samia ary mihaina @ fombany sy ny fiainany ny karemy.
43. Achia ( 29/03/2006 20:31)
Fiffi:

marozevo: hay à ton avis kay ilay izy raha izany ka:)

noheveriko he hay mitaona vy kay le izy zany :-D
44. Fiffi ( 30/03/2006 04:30)
:roll::-D
45. marozevo ( 30/03/2006 22:18)
Io indray ialahy ry Achia fa hananihany anh... Iza indray izao no lazain'ialahy "mitaona vy" eo. Manapa-tsinaiiii
46. annie ( 31/03/2006 09:56)
za manokana aloha dia tsy katolika
ary aoka ho fantantsika tsara miadi-hevitra eto fa isika olombelona dia tsy hitovy mihintsy mandrak'izay doria amin'i Jesosy satria zanak'Aa Izy ka hoe afaka hifady hanina 40jours, vakio tsara momba an'io Jesosy nifady hanina io fa tapitra ny 40andro 40 alina dia reraka be izy, Izy zanak'Aa aza reraka koa vao maika fa isika olombelona?
Ary ao @ baiboly tsy misy milaza mihintsy hoe mifadia hanina 40andro sy 40 alina koa isika olombelona!!! 40 andro sy 40 alina wa no lazaiko an!
ny lalàna nasaina nataontsika ao dia ny Paska ihany "hataovy izao ho fahatsiarovana ahy" Izy nizara ny mafo sy ny divay io,sady zao koa anie e! ny katolika milaza fa karemy karemy io manao kaly be ry mopera sy ry masera ny alina sa tsy marina zany ry hery?:-D:-D:-D za katolika ihany no niala fa tsy de tiko loatra le manipulation hataon'ny mopera, toa tsianjery masiso be daholo ny fivavahana hatao
47. Achia ( 31/03/2006 14:07)
Marina zany fa olona voatokan'ATRA vao mahavita izany satria na tao anaty baiboly aza dia ol 3 ihany no nahavita izany fifadiankanina 40 j sy 40 n izany
48. Achia ( 31/03/2006 14:10)
marozevo:

Io indray ialahy ry Achia fa hananihany anh... Iza indray izao no lazain'ialahy "mitaona vy" eo. Manapa-tsinaiiii

za nga manao hoe zevo mibata vy e fa mba tadidinao ve refa any dago eny anelakelatrano reny misy le hoe: tahhhpaby e ! batao le vibe batao le vibe nama !
49. marozevo ( 01/04/2006 00:13)
annie > Voalohany aloha dia tsy hoe mifady hanina 40 jours 40 nuits ny Katolika amin'ny Karemy. Zoma Masina sy Alarobian'ny lavenona ihany. Ny Zoma hafa mandritra ny Karemy dia mifady hena (hena ihany fa tsy ny hanina).

Katolika no niala ianao, hoy ianao. Fa inona loatra ilay manipulation tsy zakanao... sao dia ny manipulation-nao no tsy zakan'ny hafa.

Farany, ho an'i annie ihany. Hono ho'aho ry annie : fa tranon-dRelijiozy taiza no nidiran-dry andro alina no nahitan-dry fa mikaly be ry zareo amin'ny alina ? sao lahy dia mba fitsarana ivelany na halako bika tsy tiako tarehy eh...
50. Fiffi ( 01/04/2006 06:41)
sady zao koa anie e! ny katolika milaza fa karemy karemy io manao kaly be ry mopera sy ry masera ny alina sa tsy marina zany ry hery?
:roll::roll: mahagaga ahy izany an!
za katolika ihany no niala fa tsy de tiko loatra le manipulation hataon'ny mopera, toa tsianjery masiso be daholo ny fivavahana hatao
hoy Jesosy "Homme de peu de foi" kely dia kely ny fonoako ry annie fa ny anao kosa raha tahak'izao no fitsaranao ny fivavahana dia tena mampalahelo eh! Ny anao izany ny fivavahana dia mivavaka fatany fotsiny any ianao fa tsy mivavaka @ fo raha izany. Inona re zany fivavahanao masiso zany eh ? fivavahana ve izany sa inona marina ilay masiso ? Tompo o ! mamelà azy fa tsy fantany ny nataony.
51. marozevo ( 02/04/2006 18:35)
Tompo oh... mamelà azy na fantany aza izay ataony.
52. dadabe ( 03/04/2006 02:08)
humm ary damopra angamba i marozevo :-$
53. Fiffi ( 03/04/2006 04:18)
marozevo: fa ahoana indray io ? eny eh! @ tsika aloha dia fantany ny nataony fa @ ny Tompo tsy fantany ny nataony , tahakan'ny fangatahan'ny Jesoa rehefa nijaly t@ hazo fijaliana izy ka nivavaka t@ Ray hoe "Tompo o ! mamelà azy fa tsy fantany ny nataony"
54. Mifenty ( 03/04/2006 13:59)
mifandipatra le hevitra le

fa manionn no 40 andro fotsiny no handini tena le

sa zay aza efa bobaka?

mamelà ny fahadisoany fa fantany zé ataony
55. mandalo ( 03/04/2006 18:55)
samy mamana ny fandikana ny baiboly ny tsirairay, izany tsy midika hoe :samy marina daholo na diso daholo fa raha samy mametraka ny fahareseny lahatra amin\'ny maha-Mpanjakan\'ny fiainantsika i Kristy dia tsy nisy nifanakina na nanaratsy ny hafa satria Jesosy iray ihany no maty teo ambony hazo fijaliana; ny fahotantsika mianakavy no noraisiny ary isika mianakavy dia samy mahazo izany fahasoavana izany fa ny mahasamihafa antsika dia iza no vonona handray izany ary ahoana no hanehoako amin\'ilay Mpamonjiko ny fankasitrahako ny zavatra rehetra nataony tamiko?
Tsy nisy fomba fanaovanao ny karemy na tsia no zava-dehibe , na ny zavatra fadianao na ny isan\'ny andro hanaovanao izany no zava-dehibe fa ny fahatsapanao fa nobatain\'i Jesosy tsy nisy navelany ho anao intsony ny helokao rehetra; ary niaritra ny valin\'izany otanao izany irery Izy mba hahavotra anao.Tsy voavidinao vola izany na nahavita nisolo toerana an\'i Tompo ianao tamin\'izany .
izany fiekena ny mahabitika ny tena izany sy ny fiderana ny fitiavan\'i jesosy ahy no takin\'Andriamanitra amiko ka mba tsy hohadinoiko izany dia manantateraka izay karemy mba vitako aho.
Ny fonao no jeren\'Andriamanitra fa tsy ny asa vitanao satria tsy mahay manao izany isika;
arakarakin\'ny antokom-pinoana indray no mahasamihafa ny fanatanterahana izany fa na fifadian-kanina iantsoana azy na karemy ilazana azy, tsarovy fa ny am-ponao no miharihary eo imason\'Andriamanitra;
56. mandalo ( 03/04/2006 18:55)

57. Fiffi ( 03/04/2006 19:12)
Tsy nisy fomba fanaovanao ny karemy na tsia no zava-dehibe , na ny zavatra fadianao na ny isan'ny andro hanaovanao izany no zava-dehibe fa ny fahatsapanao fa nobatain'i Jesosy tsy nisy navelany ho anao intsony ny helokao rehetra;
marina ny anao! Sady koa Jesoa nilaza fa rehefa manao karemy ianao dia aza hatao fantatrin'ny olona dia samy manana ny fiainany ny karemy zany.
58. marozevo ( 03/04/2006 22:45)
Tantara niseho tany Salvador (Amerique centrale)io hoe "Avelao ny helony na fantany aza izay ataony" io, tamin'ny namonoan'ny olona an'i Mgr Romerò. Ilay olona nanatrika mihitsy no niresaka tamiko, ary ny nitranga dia izao : Eo am-panaovana lamesa i Mgr Romerò no tonga ny miaramila nitifitra azy. Nianjera ny Kalisy sy ny Hostie teny an-tanan'i Mgr, ary dia nohitsakitsahin'ilay miaramila indray. Teo dia tsy nahateny ny olona, fa rangahy iray no nahavita nanonona io vavaka io, satria fantany fa mahalala tsara ny ataony io miaramila io.
Avelao ny helony na fantany aza izay ataony.
59. Fiffi ( 04/04/2006 05:14)
Lehibe tokoa ny fitiavan'ny Tompo antsika raha jerena eo @ fahotana natao satria izy ary niteny sy nangataka t@ Andriamanitra ny famelana ny olona izay nampijaly narahan'ny fahafatesany nefa fantatsika ny nataontsika , ohatran'io nolazainao io.
60. mandalo ( 04/04/2006 15:26)
dia mba tsy ho afaka ampontsika ny fijaliana niaretan'i Jesoa nitondra ny helontsika rehtra, izany no esprit tokony hanantsika eo ampanaovana ny karemintsika; tsy mahavita na ny kely indrindra niaretany isika ka tokony ho fifaliana mandrakariva ny amin'ny endrintsika fa mahatsiaro tokoa fa madio afa-pahotana ka na henjana ary ny fiainana ; na mafy aza ny manjo dia aza kivy fa ny Tompo efa nibata ny mavesatra rehetra, kely sahazano io mihatra aminao io fa hiafio fa zakanao.
dia tsy hanan rehareha isika afa-tsy ilay jesosy mpanavotra antsika ary ny zavatra rehetra antsika entitsika manome voninahitra Azy fa tsar Izy ary tsy atakalontsika zavatra hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2364