SEXY GIRL OE OE! fa sexy girl

1. xxx ( 15/03/2006 14:32)
izao angamba no tonga @ ilay fitenenana hoe aza mitovy randrana tsy mitovy @ tena tsy ho lasa: naomi campbell na claudia schiffer mihintsy !!!ny tokontaninao tsy misy afatsy antaninarenina sy tsaralalàna tsy ho lasa lavitra @ io taranja io ianao !!

http://www.madanight.com/madagascar-photo-31037.htm

na
http://www.madanight.com/madagascar-photo-31042.htm

na
http://www.maganight.com/madagascar-photo-31043.htm
répondu par fanaina le 04/05/2006 12:52
2. nikopol ( 15/03/2006 15:03)
Fa maninn kosa no lazaina fa tsaralalàna sy ny sisa? ohatran'ny défilé rehetra ihany zao fa aza dia tery saina e !
3. xxx ( 15/03/2006 15:13)
dia manonona ary ianao anarana gasy vavy 1 lasa vedety be ohatrandry i claudia schiffer mbamindry i kate moss ...manao izao defilé izao
4. Vaika ( 15/03/2006 15:20)
Ally Mc Tiana !!!!!:°)
5. Fiffi ( 15/03/2006 15:23)
izao angamba no tonga @ ilay fitenenana hoe aza mitovy randrana tsy mitovy @ tena tsy ho lasa: naomi campbell na claudia schiffer mihintsy !!!ny tokontaninao tsy misy afatsy antaninarenina sy tsaralalàna tsy ho lasa lavitra @ io taranja io ianao !!
fa misy inona ? fa ahoana ?fa inona nomahatonga anao hanao an'izao ry xxx sy sahy miseho masoandro , ireo anie ka mitovy @ défilé de mode hatraiza hatraiza eh! tsy hitako izay maha ratsy izao défilé izao an! ary inona koa no idiran'ny "ny tokontaninao tsy misy afatsy antaninarenina sy tsaralalàna tsy ho lasa lavitra @ io taranja io ianao !!" @ ireo ?tena tsy azoko mihintsy inona no mahatonga anao hentitra tahak'izao ? nefa anie ka mba tsara ery zany défilé zany eh! :roll::roll:
6. Fiffi ( 15/03/2006 15:25)
dia manonona ary ianao anarana gasy vavy 1 lasa vedety be ohatrandry i claudia schiffer mbamindry i kate moss ...manao izao defilé izao
ka maninona moa izany ? misy maharatsy azy ve izany ? tsy vao maika ve tsara fa mba misy vhv gasy mba lasa manekin ireny ?
7. kiali ( 15/03/2006 15:33)
tena tery saina marina ranamana zany an! aleoko lavitra mintsy reo sipa reo toy izay zay naomi sy ny kate moss lah any !!
8. Rainikarabo ( 15/03/2006 15:39)
xxx> ary mialona ve ianao zany sa manambany ny gasy ka manja e?..tsy hitako izay olana amin'ireo fa zavatra sipa kanto be ireo.
Fa angaha moa raha hanao defilé dia tsy maintsy hoe halaza be maneran-tany ny tanjona? tsy ao mihitsy enao zany an, 14 ans angamba ianao io raha misy e?
9. xxx ( 15/03/2006 15:49)
xxx hafa aho fa ny eritreritro dia fampandrosoana maharitra sady haingana developpement rapide et durable ny toy izao jereo anie ireo mpamatsy vola e efa vonona ery ny hitondra azy ireo any @ chambre miraradraraka ny euros sy ny dollar .

http://www.madanight.com/madagascar-photo-31023.htm

na koa
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28290.htm

sa ahoana hoy nareo tsy misy gasy sahy miaraka @ ireo mihintsy!!
10. majakely ( 15/03/2006 15:50)
fialonana,,,,,hihihi......:lol:
11. pissoa ( 15/03/2006 15:54)
xxx:
xxx hafa aho fa ny eritreritro dia fampandrosoana maharitra sady haingana developpement rapide et durable ny toy izao jereo anie ireo mpamatsy vola e efa vonona ery ny hitondra azy ireo any @ chambre miraradraraka ny euros sy ny dollar .

Jereo eto

na koa
Jereo eto

sa ahoana hoy nareo tsy misy gasy sahy miaraka @ ireo mihintsy!!
Mampme be le jereo eto voalohany kle =))=))=))
12. Fiffi ( 15/03/2006 15:57)
o! ry xxx ahhhhhhhh !!!!:evil: fa inona ary ity ? wadrayyyy kosa an! mba matahora an'Andriamanitra nohon'izao fitsaranao olona izao an! fialona ve izao sa hoe mety nametraka canditature ianao dia tsy voaray dia io mitsara sy manao vengence io ? nefa anie tena mnaja be ireo sipa ireo eh! fa aza hatao an'izany eh!
13. Fiffi ( 15/03/2006 16:03)
sa ahoana hoy nareo tsy misy gasy sahy miaraka @ ireo mihintsy!!
fa angaha raha misy vahiny mijery sy manatrika io défilé io dia mahatonga hoe tsy misy gasy sahy hiaraka @ reo ? wadrayyyy!!ary raha ianao zany no mahita ny défilé de mode aty ivelany an! vahiny re zany eh! ohatra "Dior na Channel" eran-tany tonga avokoa ny olona hijery an'ireo vhv mpanao défilé ireo fa sy midika velively izany hoe tsy hisy vazaha sahy hiaraka @ ireo !!
14. nikopol ( 15/03/2006 16:05)
xxx za aloha sahy miaraka e ! za gasy ! fa nga raha manao defilé de te ho tonga kate mosh ! manao défilé izy satria zay no tiany sy mafinaritra aminy! sady raha te honga kate mosh maninn ?

ny manana eritreritra ohatran'i xxx zao no tena vetaveta saina matetika ! mahita vevavy manao defilé dia fandriana no eritreretina ! manaova matetitika fa zay no mety hanafaka io aretina ananao io e ! :-D

15. andry44 ( 15/03/2006 16:08)
Efa mahay kah!!:-D:-D
Fa zanak'iza ireo e???Sa tsy manana anadahy mety hahita aty@ site aty no de halefa maneran-tany ny sariny?
Lafi-tsarany kely fotsiny:mety hampiroborobo ny fizahan-tany any amintsika nefa.....:roll: de mampalahelo ny mety ho tohiny!
16. xxx ( 15/03/2006 16:11)
isika gasy dia hafahafa fisainana mihintsy refa tena mandinika ny saiko ..hiran'i SAMOELA io sexy girl io mety maro no tsy mahatadidy !na t@ izany ary dia tadidiko fa be ny tsy faly t@ io album io nefa nojerena avy eo i samoela no meilleur vendeur na album 10 taona lasa izay ...satria marina ny teniny !!oy sexy girl n'antananarivo ianao ry ikala anona iny a
dia nisy hirany koa hoe akehitriny ianao manequin n'ny agence totem kilalaon'ny vazaha koa ianao e!!!maninona no tsy notorahana t@ voatabia i samoela !tsssss
17. nikopol ( 15/03/2006 16:13)
iza no tsy halala fa sexy girl hiran' i samoela e ! fa kontexta tsy mitovy zany ! ty generalisation ! iny hira mitantara fiainana !
18. Fiffi ( 15/03/2006 16:20)
hoy andry44
Fa zanak'iza ireo e???Sa tsy manana anadahy mety hahita aty@ site aty no de halefa maneran-tany ny sariny?
ny sarin'ny manekin ry andry44 dia hita eran-tany ah! tsy misy maharatsy an'izany! ianao ve miheritreritra hoe tsy fantan'ny anadahiny fa manekin izy ?:roll: nefa io no asany.
:mety hampiroborobo ny fizahan-tany any amintsika nefa..... de mampalahelo ny mety ho tohiny!
8O8O mety hampiroborobo ny vahiny marina satria eran-tany dia tadiavaina ireny manekin ireny fa tsy tonga dia hevitra hafa no atao aoan-tsaina eh!
19. lemenakely ( 15/03/2006 16:25)
mifalia dia araraoty ny liberténareo ry vehivavy malagasy fa raha musulman toy ny tavaratra na any arabie- saoudite ianareo dia tsy sahy hampiseho ny nononareo akory @ anadahinareo ianareo!!
20. nikopol ( 15/03/2006 16:26)
andry44 mibiridana nga moa izy ireo? fa kôks nga ny fiheveranareo ze manao défilé e?

any egypte nga nareo zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1241