SEXY GIRL OE OE! fa sexy girl

21. batso ( 15/03/2006 16:33)
Misaotra aloha xxx fa nahita defilet zahay a! Fa zao no lazaiko an-dRanamana aza atao valalan'alika é. Aiza lesy elah no ahita sipa tahak'ireny? Indraindray dia manotany tena hooe; Ramalagasy a inona ihany no mety é.
Toa critique ranoraraka fôna no mba ady éo. Tsy hitan'ialahy hoe; taraiky be ve ilay remarque ataon'ialahy?
Izay tiany hiarahana lesy an'azy izany rehefa tsy mikita an'ialahy fotsiny izy dia mifaly fa raha iizaho indray na sourire fotsiny aza omeny ahy dia efa mi-poince. Iza lesy no tsy mba naniry hanana princesse charmante fa tsy dia beau gosse dia izay hita eo no tatazana à.
Avy eo ny zanak'ialahy mitomany fa lazain'ny namany fa petak'orona hono, lava sofina hono,be maso hono. Mahita azy mitomany ialahy vao hoe: lllllllllllle naninona ary aho tsy mba nazaka ilay joba milay tany @ lycée?
Calme fotsiny lesy fa aza miady vintana @ akoha a
Salut lesy é
22. fiaritiana ( 15/03/2006 16:43)
hay ve io e! inona aza ny blem amin io?? tsy miboridana tsy maninona! avelao ny olona handroso rehefa tsy te handroso enao, dé aza lany andro @ critik fa vonjeo zay tokony ataonao!
kiss daolo!
23. Rainikarabo ( 15/03/2006 16:58)
batso> :-D milay kosa le kozi n lah eto an :-D
24. chipie1 ( 15/03/2006 17:35)
tery saina be le xxx nanao sizé :-P
25. akamatiana ( 15/03/2006 17:52)
F'hita waaa ry chipie :-D:-D
26. Fiffi ( 15/03/2006 19:41)
mba sambatra aza isika mba manana top model tahak'izao an!:)
27. fasaly ( 15/03/2006 20:05)
vo tsy manokatra lay sary akory zà de efa makriko beuh lay fiasainan'"ixxx e! mbola ho ela vao hivoatra raha toa izany ny fisainana:cry:
28. Fiffi ( 15/03/2006 20:20)
marina mihintsy izany an!
29. xxx ( 16/03/2006 07:09)
fasaly hi hi hi ie tery saina be raha ny fahafatarako an'io xxx io angamba dia mbola manao salaka atramizao fa tsy miakanjo .
mba mivoaboaha ihany fa sao lasa ....... ao @sisiny ao .nefa ny mahagaga ahy dia toa mahay mampiasa ord.
30. xxx ( 16/03/2006 07:18)
andry44 tsy hitako izay maharatsy an'io angaha izy tena tsy misy lamba ary i andry44 ihany io xxx io an h hi hi hi.
ary hono wa ry andry44 toa mahamenatra koa ny miteraka raha izany satria tonga dia hay we inona no natao no nahatonga io zaza io hi hi hi asa aloha , fa io saina ihany no mitondra an'io raha tonga dia mieritreritra fandriana ohatran'io tenenin'i nikopol dia izay no mahatonga anao misaina ohatran'izany.
31. xxx ( 16/03/2006 09:08)
amiko ny manao film x (porno) no tsy dia ankasitrahako loatra kanefa raha mba mahatoraka ny ampitan-dranomasina koa ny malagasy eo @ fanaovana izay film x izay de mety ho tiko koa ny hijery azy . tsara ange ny mahita ny tsy fahita eh!
32. colar ( 16/03/2006 09:26)
mety tena ambaiaka be ra xxx ka tsy mbola nahita defile,de mba nasehony teto ny zvt sambany vo hitany,de narary be ny fony nahita an lay izy,tsy an la reo lty na inn ataony na inn a,ary mba mijoroa otran ny ol fa tsy xxx no atao e
33. Fiffi ( 16/03/2006 21:07)
colar: =D=D=D :-D:-D ilay hoe mbola manao salaka be aloha tena mampihomehy be ahy eh! :-D:-D:-D marina tokoa angamba izany hoe mbola tsy nahita défilé i xxx sa fady aminy ny manao défilé fa tokony manao malabary lava be dia tsy hita hatramin'ny ratsa-tongotra ? :-D:-D
34. xxx ( 17/03/2006 07:30)
Fiffi an ka ny olona taloha be tany moa tsy nisalaka taloha t@mbola tsy nisy ny malabary:?::?::?::?:
ny tiko tenenina we tsy mivoatra :wink:
35. Fiffi ( 17/03/2006 07:34)
xxx : :-D:-D:-D marina ny andry ka! :-D:-D
36. boulki ( 17/03/2006 07:56)
Gasy ka manja reo e aleo mba hanaraka revy ny gasy :lol:
37. rurik ( 17/03/2006 08:18)
boulki izay mihintsy
38. rurik ( 17/03/2006 08:19)
Fiffi njy aky mampiomehy ahy ka:-D:-D
39. Fiffi ( 17/03/2006 10:24)
rurik: zany ve ? tsy aleo kosa akia mihomehy an! sa ahoana ? sady mahatsara ny fahasalamana anie io eh!:-D
40. rurik ( 17/03/2006 11:00)
ie tena marina zany fa le tapatsinay irery anio raha misy mahita toa hafahafa ihany e :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0564