zenaida sy ny gisany ...

1. bilakarenjy ( 15/03/2006 13:47)
Avy nanao vacance tany @ bebeny tany ambanivohitra i zenaida no nanontaniako :
Bilak:-nanao ahoana ny vacance ry zenaida ?
Zenaida:-tena tsara ry bilak fa lazaiko anao,fa i bebenay de manana gisa be dia be ary ireo gisan'ny bebenay ireo dia tsy maintsy karakaraina dia avy eo mamafa tokontany,fa ireo gisan'ny bebenay ireo anie ka tena betsaka mihitsy sady ilay matavy daholo dia asain'ny bebe mitoto vary ,sady ny gisan'ny bebenay koa ka avela handehandeha eny fa tsy mila andrasana izany.Dia ilay avy mantsaka rano iny aho dia mahita ireto gisan'ny bebenay be dia be ,tena betsaka izany ry Bilak ,dia tena manonofy mihitsy aho mahita ireto gisan'ny bebenay ,tena betsaka izany an!,tena gisa fotsiny sady mandeha maka kitay ihany aho asain'ny bebenay mijery ireto gisa sao misy mihahaka ihany indraindray ,fa gisa izany ry bilak ,gisa izany .Ny gisan'ny bebenay raha lazaiko anao dia .............
répondu par Veloo le 22/03/2006 21:01
2. onjah ( 15/03/2006 14:16)
3. watafon ( 15/03/2006 16:01)
:roll::roll: tohizako v sa i bilak ihany no hanohy azy e? :-D:-D
4. lavatsofina ( 15/03/2006 16:02)

Kozio kely an'izao leitsy i zenaida azafady a!,hoe :afaka mivarotra ny gisan'i beben'ny lery ve lery fa efa ho avy ity ny fety ka tena mila tsaky sy ron-gisa mihitsy hono ny zafikelin'ny rainizavona .
5. andry44 ( 15/03/2006 16:17)
de gisan'i bebenay ......de gisan'i bebenay de bedebe...de ...:D:-D
6. Veloo ( 15/03/2006 16:18)
wata a tohizo oe ilay izy?:o:-D:-D
7. bilakarenjy ( 15/03/2006 16:25)
fa taiza foana nareo ry sofina no tsy hita maty tsy hita velona ;za ato miandry resaka be mirefotra sy mankadiry ,ary ry zalahy ve ao akaikin'ialahy ao daholo e!;letie e!,tena ohatran'ny velona be izany ny ambiance-ko leisy rehefa eo daholo ny akama a!,k'aiza daholo e!,vitavita angamba zao ao an!,alefa ary ilay afindrafindraon-drainizavona .(tsetsa tsy aritro iny ry zareo an!).
Dia ho teneniko an'io hafatr'ialahy io tokoa i zenaida ,fa tsy eto izao lery fa lasa niaraka amin'ny ravaom any ,sady manisa gisa koa ,hono,lery isakariva ary zato ihany no hainy manisa satria izay no isan'ilay gisa ,fa tena betsaka be ny gisan'ny beben'ny lery ,fa gisa lesy izany ry sofina ,gisa izany ,raha ialahy isany no tonga aty dia ahita ny gisan'ny beben'i zenaida fa raha lazaiko an'ialahy isany dia.....
8. lavatsofina ( 15/03/2006 16:32)
fa cousin'ela nga i zenaida ry karenjy fa toa miaraka manao vacance aminy ela.dia any ela miresaka aminay io zao .
9. watafon ( 15/03/2006 16:34)
veloo, io efa tonga kay lery kou ! d le gisa zany tratran'ny gripa d maty dôly d tapitra ny tantara ! :-D:-D
10. lavatsofina ( 15/03/2006 16:58)
fa iza koa io kofa tonga dia miborka ny kozin-tary io sa deba be eto lery zany ,aza de manimba revy hoatr'izany ry tsamy ,rehefa tsy te-hikozy dia miala fotsiny fa ilay revy ny bandy aza ferana toy io.
11. bilakarenjy ( 15/03/2006 17:14)
cool ialahy ry sofina a!,afa-baraka ny anarako letia a!sao jeren-dry zalahy any e! dia za no diso eo,tohizo fotsiny ny resak'ialahy dia ampy zay ,fa mbola ato aho e!8)8)8)8)
12. Veloo ( 15/03/2006 17:31)
wata ie wa lesy tokony o? :-D:-D:-D jereo ry zalahy to miady ndray :-D:-D:-D
13. lavatsofina ( 15/03/2006 18:20)
karenjy>afaro io kofan'ialahy io fa avy any amin'ny mission aho manamboatra an'ny lery .
14. bilakarenjy ( 15/03/2006 18:35)
sofina >aza ampiharin'ialahy eto mihitsy ny asan'ialahy any,rehefa any an'ady ialahy dia any izay ,fa rehefa eto amin'ny tanana kosa dia eto izay,tsy misy miady izany eto fa aza miaka-pofona toy io ,am-pitiavana be fotsiny lesy a!
15. Veloo ( 15/03/2006 19:27)
8O8O:-D:-D
16. Mifenty ( 15/03/2006 19:44)
lohan-gisa reto kofa reto le



tratran-gisa

tratran-gana

ohé ohé ohé


asio , SIRA

asio, SIRA SIRA SIRA SIRA oah
17. sasa ( 16/03/2006 04:26)
Veloo toa tsy ma:-D:-D:-D le izy akia:?:
18. bebe ( 16/03/2006 06:09)
kay ve ity zenaida ka lehilahy fa tsy vehivavy.:-w

tsy mbola azoko ilay resan-gisa sady zahay tsy manana..:twisted:
19. watafon ( 16/03/2006 06:20)
lavatsofina, fa inn no nolazaiko teo ? andraso ary fa tsy maty ndray le gisa e! fa raha taratara d tsy maintsy ho faty ihany @ 26 juin zao !=))=))=))=))=))
bilak! :roll::roll::roll: commado nga io akaman'là io fa tô mampitahotra b !!
20. mamzelkely ( 16/03/2006 07:09)
za ve ny gisa fa tô ts de azoko le tantara :roll::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0923