zenaida sy ny gisany ...

21. bilakarenjy ( 16/03/2006 07:17)
aleo ho tohizana ity resaka gisa ity fa ry zalahy efa lasa any amin'ny tanana any ,dia raikitra ary fa hanova tetika i zenaida fa toa manelingelina ireto gisa beben'i lery ireto fa gisa leisy izany a!,ka nampanaoviny hazakazaka daholo ireto izy ,ka ho anareo ary iza no tonga voalohany ,izay mahay ?:?::?::?:
(Amin'ny manaraka aho mamaly ny fanontanian'ny watafon)
22. bilakarenjy ( 16/03/2006 07:38)
mamzelkely>tena ianao mihitsy no mahazo ilay tantara ,fa ,
mifenty>tena lasa nangidy sira ilay gisa aman-gana nony nasianareo sira .
bebe>tena lehilahy tokoa i zenaida sady ianao tena maharaka ilay tantara a!.
23. ari.malala ( 16/03/2006 08:05)
=))=))=))
24. bilakarenjy ( 16/03/2006 14:42)
tena reveko be ilay paikan'i mamzelkely,aza maka sarotra hoa!;-);-);-):o:o8)8)8)
25. kala ( 16/03/2006 15:09)
zà aloh de mitazana ny gisa manao course fa tena very ê!

de aleo tohizako
tany am-pianarana, hoy ilay mpampianatra :
- "oie" izy raha gisa vavy. In raha gisa lahy
namaly tsy taitra zenaida : "moi"

26. lavatsofina ( 16/03/2006 19:45)
watafon>miala tsiny aloha raha tonga dia aviavy be ny tenanay omaly fa avy hatrany dia farananareo kosa ny tantara nefa mbola betsaka ny te-hiresaka dia izay no nahatonga ahy toy ireny fa dia miala tsiny ry sakaiza a!,fotoana fohy fotsiny no hijanonako eto paris dia lasa indray sady mba mijery an'ny zoky be bilakarenjy manenjika gisa e!,sy tratran'ny ron-gisa .8)8)8)am-pitiavana ry watafon a!:D:D:D
27. Veloo ( 16/03/2006 20:19)
giga gisa lahy
28. bilakarenjy ( 18/03/2006 18:08)
i kala ve io mpampianatra io e!.Raha ianao mantsy io dia tena marina ny valin-tenin'i zenaida .
29. Veloo ( 19/03/2006 03:49)
sasa:-D:-D:-D
30. kala ( 20/03/2006 16:50)
bilak > :-w:-w:-w:-w:-w enao

aiza kosa ê!

avoakako eo ny sekirenao an! :wink:
31. Veloo ( 20/03/2006 20:57)
:-D:-D
32. kala ( 21/03/2006 06:23)
bilak > aiza ô!8)

zà mpampianatra de enao zenaida ve?:-*:-*:-*:-*

sa in no nolazainao teo:?: :wink:

33. bilakarenjy ( 21/03/2006 14:52)
raha ianao no mpampianatra dia mba manao zenaida za amin'izay mahita anao foana isaky ny mianatra :-*:-*:-*
34. Veloo ( 21/03/2006 21:31)
kala:-D:-D:-*
35. kala ( 22/03/2006 07:18)
bilak > ekene ary ê! :-*:-*:-*:-*:-*:-* fa tandremo fa le mpampianatra ndraindray misy le :evil: io an! :wink:

veloo > merciiiiiii:-*:-*:-*
36. bilakarenjy ( 22/03/2006 15:25)
lasa ratsy tarehy be ianao raha vao manao an'io:evil: dia manjary tsy mahay intsony ilay mpianatra8)fa nivadika :twisted:ilay izy nefa vao maika homeko :-*:-*:-*:-*:-*:-*indray amin'izay tsy manao ratsy tarehy toy:evil:
37. Veloo ( 22/03/2006 21:01)
aleo ko za hanao :twisted: otran'i kala:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1005