tena tia
1. Lejim
(
03/03/2006 16:46)
Mba nanontany ambadiny hono ity vehivavy iray ity satria mba be resaka moa e:
-vavy: Vehivavy otran'ny ahoana no tianao cheri, ny vehivavy tsara tarehy ve sa ny vehivavy marangi-tsaina?
-lahy: Tsy misy tiako kah
vavy: ...???
-Efa fantatrao cherie fa ianao irery ihany no tiako!
- an?

répondu par Veloo le 09/03/2006 21:19
2. Veloo
(
03/03/2006 16:48)
=))=)) tsy nahavoa ilay kala zany knou.. be tetika lotra...
example tsara io :-D
example tsara io :-D
5. Herimiafina
(
03/03/2006 17:47)
Ny ahy nefa refa vehivavy fotsiny de tiako daholo! hehehehehe=))=))
9. Fiffi
(
03/03/2006 21:00)
Ny ahy nefa refa vehivavy fotsiny de tiako daholo! hehehehehetsy mba mifidy ve zany ? :-D:-D:-D:-D
13. sonwin
(
04/03/2006 16:24)
mitovy ihany io rehefa ohatr'izay ka :°)
tapenana ondana ny lohany refa masosotra mijery azy:^):^):^)
tapenana ondana ny lohany refa masosotra mijery azy:^):^):^)
20. watafon
(
04/03/2006 16:44)
sw,:-D:-D:-D
nenà, sarin'i pissoa !! laingako zany akia an !!!!:-D:-D:-D
nenà, sarin'i pissoa !! laingako zany akia an !!!!:-D:-D:-D