tena tia

1. Lejim ( 03/03/2006 16:46)
Mba nanontany ambadiny hono ity vehivavy iray ity satria mba be resaka moa e:
-vavy: Vehivavy otran'ny ahoana no tianao cheri, ny vehivavy tsara tarehy ve sa ny vehivavy marangi-tsaina?
-lahy: Tsy misy tiako kah
vavy: ...???
-Efa fantatrao cherie fa ianao irery ihany no tiako!
- an?
novalian'i Veloo ny 09/03/2006 21:19
2. Veloo ( 03/03/2006 16:48)
=))=)) tsy nahavoa ilay kala zany knou.. be tetika lotra...
example tsara io :-D
3. pissoa ( 03/03/2006 17:22)
=))=))=))
4. onjah ( 03/03/2006 17:37)
:-D:-D
5. Herimiafina ( 03/03/2006 17:47)
Ny ahy nefa refa vehivavy fotsiny de tiako daholo! hehehehehe=))=))
6. watafon ( 03/03/2006 18:22)
:-D:-D:-D
7. Veloo ( 03/03/2006 18:33)
:-D:-D
8. lapino ( 03/03/2006 20:00)
=))=))
9. Fiffi ( 03/03/2006 21:00)
Ny ahy nefa refa vehivavy fotsiny de tiako daholo! hehehehehe
tsy mba mifidy ve zany ? :-D:-D:-D:-D
10. Veloo ( 03/03/2006 21:01)
oh yeah tsy mifidy mihitsy retsy io a :-D:-D
11. Fiffi ( 04/03/2006 05:51)
:-D:-D:-D:-D tsy aleo hiany mifidy kle :-D:-D:-D:-D
12. watafon ( 04/03/2006 15:47)
Fiffi, aleo ihany tkou mifidy k ! eo moa e!!!!:-D:-D:-D
13. sonwin ( 04/03/2006 16:24)
mitovy ihany io rehefa ohatr'izay ka :°)
tapenana ondana ny lohany refa masosotra mijery azy:^):^):^)
14. pissoa ( 04/03/2006 16:27)
Dain kou! :roll::roll:
15. sonwin ( 04/03/2006 16:28)
kou Dain!!8O
16. watafon ( 04/03/2006 16:30)
sw, d inn le sary @ le ondana nefa ? :-D:-D:-D
17. pissoa ( 04/03/2006 16:30)
18. sonwin ( 04/03/2006 16:32)
watafon> sarin'i Britney ohatra :°):-D
19. pissoa ( 04/03/2006 16:41)
Izany angaha no fanaon'lah ry sonwin :°):-D:-D
20. watafon ( 04/03/2006 16:44)
sw,:-D:-D:-D
nenà, sarin'i pissoa !! laingako zany akia an !!!!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2427