lehilahy mitomany

1. petakorona ( 22/02/2006 20:44)
Tsy haiko na efa nahita lhl nitomany ianareo na tsia. Inona no zavatra mety hampitomany azy?
Nahoana na dia malahelo ny lhl dia tsy sahy mitomany?
répondu par bellla le 19/04/2006 19:55
2. fasaly ( 22/02/2006 20:58)
nahoana no tsy sahy mitomany ny lehilahy na dia malahelo aza.....izay angamba no metimety kokoa am lay fehezan-teny e!:wink:

misy lehilahy mitomany ka! tiko ny lahilahy mitomany rehefa tena ému be iny izy fa lay mody tsy mitomany na tsy mitomany tsy de manintona lotra fa otran'ny hoe fo vato ndray ka!:wink:
3. Fiffi ( 22/02/2006 21:56)
an3 ! tena mitomany ny lehilahy! na dia tsy ampisehony anao aza fa mahay manafina koa izy!
4. nolalaina ( 22/02/2006 22:42)
Tena misy ny lhl mitomany ka!! nenà zao miara-mitomany @ko fona refa lé miady kely iny zay !! :cry:
5. zandikely ( 22/02/2006 23:58)
Non !Non! Non! bandy ndray tsy ho hitanareo lasadranomaso zany e!
Mety misy ihany fa tsy firy !
6. zefalah ( 23/02/2006 03:32)
ny fon'ny lahy matandraka..
afaka mizaka mafy mafy kokoa nohon'ny vhv
vhv bekonetaka kely doly,indrindra le sipa gasy
mianta anta reny.
tsssssssssss
lehilahy mitomany zany @fahafatesana sy ny fahorina be ,fa tsy aiko, za tsy mba mitomany zany,ary tsy nisy andro nilatrahn'ny ranomasoko t@ alaelo,raha tamin'ny fanaitainana ndray de matetika,satry za refa milalao sket vodona fona..
7. pissoa ( 23/02/2006 04:43)
Misy lehilahy mitomany kah!

Misy bandy akamako aty, tamin'ny ndeha ho aty hono izy dia tsy nitomany teny @ aeroport fa sao de tsy mety ampanginina eo koa ny Cherie keliny, fa tany anaty avion ony razoky vao nanala ny fona :cry::cry::cry::-D:-D:-D
8. akamatiana ( 23/02/2006 05:18)
naôna ny bandy no tsy hitomany kosany euuh!! sa klou efa nahita fona euuuh!! Fa matetika izy tsy mitomany imasonjy an!! miodina kely izy , de ao mamovokovoka :snif::snif:
9. mamzelkely ( 23/02/2006 06:33)
misy de misy tokoa ny bandy mitomany za efa nahita bandy nitomany fa very ny auto-radio-ny :-D:-D za ko efa nahita bandy nitomany de aveo narary mafy fa nosarahan sipany
za efa nahita bandy emu be tam mariaziny de nitomany

ny lhl matoa ts mitomany na mampiseho hoe tsisy émotion de te hampiseho izy we mafy nefa ny ao ampo te hitrôtra mafy
10. fasaly ( 23/02/2006 06:59)
fa zà efa nahita bandy bekoretaka be an! tam l'ile de la tentation iny e!:-D trop loatra ndray ka!
11. diamondra27 ( 23/02/2006 07:08)
fasaly: tsy cinéma ve iny t@ île de tentation iny e!:-D:-D:-D
12. xxx ( 23/02/2006 07:18)
Mbola tsy sendra ny bandy mitomy "mofo" angaha nareo akia?Tena mitalaho oooo:roll::lol::lol::lol:
13. fasaly ( 23/02/2006 07:22)
dimondra : aiza kosa e! tena otsan'ny ho safotsa nge nedala e!:-D:-D:-Dntsonanie!
14. mamzelkely ( 23/02/2006 07:28)
xxx< nôna mafy kosa angamba izy k'ty :-D:-D

fasaly< =))=))
15. naughtyboy ( 23/02/2006 07:36)
efa nahita ray zay aho fa tsy mime ny fahavoazan'i tsamy kely nilaozanya sipa zay tsy miaraka aminy akory lery dia nigogogo ohtrny zzkely io le karazana bandy toa lhl e,tsy mitovy reo fa aza afangaro taiza ndray sika no nahita lhl 100% mamafa lelo any @ reny drama sarimihetsika reny mijery azy raha te hahita
tsy de tsara reny fa sarimbikotra fa mailomailo , sao kosa we mahay miharitra nefa andry tsara azo iankinana andramo reny ra mbola tsy sendra azy de hitanao ny masamihafa azy rehefa manetsetra iny enao ,miverina ho azy le tsikitsiky , aza raisina ambolony loatra ny lhl sao diso kajy eo an
16. fasaly ( 23/02/2006 08:17)
:roll::roll::roll:
17. petakorona ( 23/02/2006 13:12)
ka misy ihany le mitomany fa tsy sahy e!
18. soupie ( 23/02/2006 13:29)
Aiza koa mis ol tsy mitomany zany e.Mitomany doly fa samy mitad fomb anafenana az doly.Iz ko no itoman eo imason'i.......eo e.mitomany dolu ranga na sipa na bandy refa mis mampitomany a.
19. fasaly ( 23/02/2006 13:52)
ka aleo tsy metsaravelatsihy fa refa tomany de ampanginina e! efa any am takona vao hifokofoko eo ve:°) de manjary tsisy mangina eo fa.....!:snif:
20. kala ( 23/02/2006 14:06)
f'angaha kosa moa ny lehilahy de tsy natao hitomany:?:
Misy mihitsyb lhl mitomany saingy raha mbola azony atao ny tsy manao izany eo imason'ny vavy de miezaka izy...:wink:
Sady rehefa tena @ fony no mampitomany azy de tsara ny mahita azy. Araky ny tenin'ny fasaly we "trop ému"
Azafady @ lehilahy an!
Zà zao efa nahita lhl iray zay (izaho no confidente-ny) : nanana pb t@'ny olon-tiany izy de nitantara ny zv-nisy sy niseho rehetra de avy eo nitomany izy: tsy manao hoatran'ny vhv reny izy t@'izay fa latsaka ny ranomasony, nalainy ny tanako de nataony teo à fony we sady nitenywe"raha mba fantatrao io ny ratran'ny foko an!". Fa zà aloha tsy mahay nampangina azy fa de nifamihina kely toa hoatran'ny zà kou no niharan'ny olana :!:
Manohina fo be aloha ny mahita an'ireny ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.179