lehilahy mitomany
21. naughtyboy
(
23/02/2006 14:41)
toetsa nanahary ny lhl zany we miaro ny fietsepony tsy hiseoseo fa le hery ao anaty tsy mety ritra io misy mitady ampikonetaka bandy njay ao zany de mody
fanina reny njay alo de efa sarimietsika mahazatsa aza ttezitra fa somonga ny ahy aannn....misy teny tsaroko tampoka eto we matanty mivonto io no azo amalina azy fa nosoranjeniny menaka (menaka tsy mampitomany io an.....)

22. Veloo
(
23/02/2006 17:19)
ny lehilahy gasy dia tsy mba mitomany firy . matoa izy mitomany dia tena efa danze be ilay izy ao am=pony.. matanjaka ry zareo, ireny be konetaka ireny pour un rien tsy lehilahy gasy zany...
zay no mahatsara ny lhl gasy matanja-tsaina...
ny vaza bekonetaka pour un rien.
zay no mahatsara ny lhl gasy matanja-tsaina...
ny vaza bekonetaka pour un rien.
23. vivi
(
23/02/2006 17:52)
misy ny lhl mitomany fa raha b konetaka b koa aloha mahasosotra sady mampandositra e!, za aloha mbola tsy sendra!, fa mitomany izy fa ny bandy niaraka t@ko mbola tsy hitako nitomany mihintsy , asa lay zay hotrany miseho tsy mivakiloha v? na lay za manafina sentiment , d mety menatra ry zareo,fa raha zavatra serieu aloha no mampitomany d hilaina zany ka , ary tsy maninona mihintsy!
24. Lejim
(
23/02/2006 18:00)
Ka samy hafa doly anie ny lehilahy. Misy ary hono (nitantarain'olo tamiko io an), nitomany amin'ireny dessin animEs ireny. Fa misy koa ny efa sasatra ranomaso mihitsy (ex: moi lol). Na te hitomany aza indraindray tsy latsaka ranomaso! gravy
26. booboo
(
23/02/2006 20:03)
Zà efa nahita ary raim-pianakaviana aby : ny iraika maty nisy namono ny zanany kely, ny iraika reraky ny fiainana oun izy, ny iraika nilaozam-badiny.
Ny fiaraha-monina ihany no mampianatra oe ny lehilahy tsy tokony hitomany e, sarim-bavy raha vô mitomany e, tsy mafy toto e sns. Tssssssss. Fomba fanehoana fihetsem-po ôtra ny fihomehezana sy ny tariny ihany io. Ary aleo aza mitomany raha izay no manamaivana ny fo sy ny saina toy zay harary fo ( ara-bakiteny ) ny farany.

27. Lejim
(
23/02/2006 23:14)
Veloo> Tsy haiko,
Zah taloha mora mitomany be jusqu'a l'age de 14 ans teo ho eo angamba, dia avy teo zah niezaka ny tsy hitomany intsony. Izao zah, tsy mahalatsaka ranomaso na dia mafy be aza zavatra mahazo anakah. Tsy haiko antony! Kanefa hono ny ranomaso manamaivamaivana kokoa alahelo. lol

28. ari.malala
(
24/02/2006 07:42)
Misy lhl mitomany ka! Cousin anay zao nitomany t@ mariage ny, ny zandriko lahy koa zao efa nitomany... fa le mitomany ko anie misy antony fa ts d mitomanimany foana e!
mamzelkely, nitomany fa very autoradio an;) =))=))=))
mamzelkely, nitomany fa very autoradio an;) =))=))=))
29. kala
(
24/02/2006 07:49)
lejim > ka t@ kely ange ny bandy kely betsaka no mitomany ê! hoatran'izay zandriko lahy (faralahy) zay zao an! ampijalianay zokiny izy. Tsy kapohina na tenenina mafy fa torahanay éponge de nitomany sady nitatitra tany @ dada sy neny hoe novonoinay hono izy.
Fa zao izy efa lehilahy lehibe fa tena tsy mitomany zany tsony izy...
Matetika aloha hoatran'ny manganohano fotsiny ny masony ê!
Nisy sipako taloha zay manko no tadidiko @'izay : niady izahay, toetrako refa mbola tsy tezitra de manazava sy miresaka tsara. Fa refa tena tezitra : tsy miteny intsony na iresahana aza...Nandritry ny adiny efatra izahay tao @ efitra iray fa na "a" aza tsy naloaky ny vavako...Nanganohano be izy fa tsy sahy nitomany - izy rahateo no diso t@'ny le ady ka!
Avy eo ny zandriny vavy no niteny we : nitomany tao @ efitrany izy sady tsy mety niresaka t@'olona. Fa zà tsy nahita an'izay :wink:

30. mamzelkely
(
24/02/2006 12:25)
ari aa sady mbola nitomany sy narary ko nisaraha ny sipany ka:°):-D:-D
31. mirana5
(
24/02/2006 14:40)
UN HOMME NE PLEURE JAMAIS hono,dia raha mitomany zany dia vavivavy angamba!
32. andry08
(
24/02/2006 18:51)
:snif:misy tokoa ny lehilahy mitomany saingy matetika dia miafina. Mati-kambo no marina fa ny mitomany anie ka toy ny misakafo, mihomehy, mangetotra, matory sns...
34. Veloo
(
27/02/2006 20:32)
oy i lejim oe;
ie marina aloha zany e... fa ireny tena alahelo be ireny ko raha ny momban'ny lahy kle.. fa tsy n'importe quoi de mitomany hihihi.
Lejim zany ireny bandy kely bekonetaka reny kle :-D:-D:-D
ary a
ntsooooooo fa firy taona retsy izy? raha lehibe izy de bekonetaka:-D:-D
Kanefa hono ny ranomaso manamaivamaivana kokoa alahelo. lol
ie marina aloha zany e... fa ireny tena alahelo be ireny ko raha ny momban'ny lahy kle.. fa tsy n'importe quoi de mitomany hihihi.
Lejim zany ireny bandy kely bekonetaka reny kle :-D:-D:-D
ary a
mamzelkely, nitomany fa very autoradio an
Miverina ery ambony
ntsooooooo fa firy taona retsy izy? raha lehibe izy de bekonetaka:-D:-D
36. bellla
(
19/04/2006 19:55)
mamzelkely:
xxx< nôna mafy kosa angamba izy k'ty :-D:-D
fasaly< =))=))
refa tsy mena an'ireny sambosa be reny kosa izy ve tsy hitomany e! hoe ampitambazina foana hono izy; indrindra rehefa ampy ho 2 herinandro zay notsy nanomezana an'lery . tena misy mitomany mihitsy ka; zah efa nahita.