Nahazo tehaka…

1. Lejim ( 22/02/2006 14:16)
- Neny a ! Izaho nanao fampisehoana tery amin’ilay hôtely gasy tery de notehatehafan’ny olona rehetra tao …
- Inona no fampisehoana nataonao tany ?

- Nandihindihy teo anoloan’ireo olona aho…
- Tandremo fotsiny ny tafalatsaka any anaty lasopy mahamay fa ireny no tena loza…
....
Toa izany ny resaka nifanaovan’ireto lalitra mianaka….
répondu par Veloo le 27/02/2006 18:55
2. pissoa ( 22/02/2006 14:17)
=))=))=))=))
3. Veloo ( 22/02/2006 15:04)
=))=))=))=)) tsy ratsy ka
4. Herimiafina ( 22/02/2006 15:24)
:roll:=))=))=))
5. vivi ( 22/02/2006 16:07)
o, ry veloo a!, efa tonga eto @ atsika za zao d ahoana, fa tsy hita aloha i kala e!
6. onjah ( 22/02/2006 16:10)
Milay e.
7. lapino ( 22/02/2006 16:12)
=))=))=))
8. Fiffi ( 22/02/2006 16:41)
=))=))=))=))bien eh!
9. Fiffi ( 22/02/2006 16:41)
ary lalimanga ve sa lalitra mainty kely ? :-D:-D:-D
10. Veloo ( 22/02/2006 16:48)
vivi a tsy mazava ahy retsy a..

fiffi mety ireny lalimanga beuuuuuuu reny zao io :-D
11. tefy ( 22/02/2006 19:15)
tantely roa vita pacs ilay izy
12. Fiffi ( 22/02/2006 20:13)
:-D:-D:-D:-D
Veloo: de rehefa hitsahina ve dia feno holitra kely fotsifotsy kelyireny ? beurkkkkkkkkk :-D:-D:-D:-D
13. Bariry ( 23/02/2006 00:23)
=D=D=D=D=D
14. kala ( 23/02/2006 05:06)
ahan!=D=D=D=D
15. maelys ( 23/02/2006 05:33)
=))=))=))=))
16. mamzelkely ( 23/02/2006 06:06)
loza saika ts azoko le izy kay milay be :-D:-D:-D
17. ari.malala ( 23/02/2006 06:36)
:-D:-D:-D
18. maelys ( 23/02/2006 07:16)
resaka lalitra ihany ty eh :
somokotra ery ty rangahy mamono lalitra ao an-dakozia,
- firy zao no efa matinao tao hoy ramatoa
- 3 lahy de 2 vavy
- ahoana koa no ahalalanao ze lahy sy vaviny any e
- ka ny 3 tao anaty vera nisy labiera de ny 2 teo amin'ny telefaonina !!!
19. ari.malala ( 23/02/2006 07:19)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. mamzelkely ( 23/02/2006 07:47)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0865