Nahazo tehaka…
22. Veloo
(
23/02/2006 16:47)
fiffi a yaaaaaakkkkkkk :-D:-D
maelys a =))=))=))=)) tsy ratsy mihitsy ka
maelys a =))=))=))=)) tsy ratsy mihitsy ka
24. lapino
(
23/02/2006 19:21)
=))=))=))
maeliys, za nieritreritra hoe ahoana àry no nahafantarana an'le sélibany hoe lahy sa vavy?!
maeliys, za nieritreritra hoe ahoana àry no nahafantarana an'le sélibany hoe lahy sa vavy?!
25. Veloo
(
23/02/2006 20:08)
oy mazava tsara io knou..
ny lahy tia misotra labiere zany
ny vavy mandany ny androny eo @ telephone:roll:
ny lahy tia misotra labiere zany
ny vavy mandany ny androny eo @ telephone:roll:
27. kala
(
24/02/2006 06:05)
lejim & maelys =D=D=D=D=D=D
milay ka=))=))=))=))=))=))=))
fa mila mihevitra tena koa zany ny vhv sy ny lvhl ato @ serasera kou. mody atomboka à lalitra an!:-$
milay ka=))=))=))=))=))=))=))
fa mila mihevitra tena koa zany ny vhv sy ny lvhl ato @ serasera kou. mody atomboka à lalitra an!:-$
30. mirana5
(
24/02/2006 19:41)
maelys:
resaka lalitra ihany ty eh :
somokotra ery ty rangahy mamono lalitra ao an-dakozia,
- firy zao no efa matinao tao hoy ramatoa
- 3 lahy de 2 vavy
- ahoana koa no ahalalanao ze lahy sy vaviny any e
- ka ny 3 tao anaty vera nisy labiera de ny 2 teo amin'ny telefaonina !!!
tsy ratsy:-D:-D:-D:-D:-D=D=D=D
33. pissoa
(
25/02/2006 13:15)
Herimiafina, njy ity akia sipakely kôndrana mihitsy kah =))
kala =))=))=))=))
kala =))=))=))=))
