week-end

1. xxx ( 19/02/2006 19:46)
mila toro-hevitra @ nareo namana za, handeha hanao week-end hiaraka @ sipako za, zahay sy izy aloha efa nanan(sex) , kanefa tsy d tena proche b ,satria mbola somary mbola menamenatra sy tsy d sahy2 b @ loatra za , d mba omeo hevitra za ahatonga anilay week end ho lafatra sy innoubliable,tokony hanao akanjo sexy, ....., mba hampio re s'il vous plait!!, tena mila fanampiana mafi mihintsy, misaotra mihaloha
répondu par vivi le 23/02/2006 17:48
2. Herimiafina ( 19/02/2006 19:50)
Kaly bonne no mampilay ny week-end! Mitadiava menu tena favy be genre Canard au navet, na coq au vin de asianao kely divay mena clos malaza, hummmmm!

Fa le tenue sexy klou accessoire e! Somary ovaovao kely koa, manao robe de chambre kely! Fa za miboridana loatra na de izany aza, de aza adino ny manao tatitra aty amin'i Herimiafina hoe nanao ahaona? hehehehe:-D:-D
3. patrick2002 ( 19/02/2006 20:14)
fanampiny ny teniny herimiafina aza adino ny mitondra cd romantique,mba henoina @ alina,ny chandelle au parfum de mimoza,areheto rehefa manomboka ny lalao, hasio hatrany @ douche,ny robe de chambre tsy ilay manahirana no mampiakatra azy ah! ilay hatreny am_potope,miaraka @ talon aigue toi ao @ chambre,ny string hanaovana defilé eo anoloan'ny ramose,rehefa mangataka prolongation i toi:lol:ary aza adino ny mi-doper an'ny ramose alohany handehanana.:D:D
4. xxx ( 19/02/2006 21:18)
ka efa nokarakarainy daholo ny hotel sy ny chambre ary ny restaurent, sarotra b ndray raha zahako no amoaka sakafo sy chandelle eo , fa ilay tenue sexy aloha tsy maintsy ataoko e!, fa rehefa mitsena anhako eny @ aeroport v izy , tokony hikata b v za sa , somary basket sy jean's zany we cool b!, sa zefa b ? , mba omeo hevitra re? ,izy aloha andavandro somary cool fa tsy mpanao cravate zany e!, fa io moa resaka seduction ny ahy d tsy maintsy mba miezaka manao parfaite, fa tsy any vao vendrana b!
5. vivi ( 19/02/2006 21:23)
aza adino ny manao manitra kely rehefa mivoaka ao @ salle d bain, volo hamboarina tsara ,lokomena tsotra !, raha bandy somary sarotra atao izy d aza miseho mola b fa ny charme sy ny fihetsika no somary atao milamina ary tandremo taitaitra , fa calme foana !, mahereza fa ny sex akia , azo tazomana bandy e hihihih
6. patrick2002 ( 19/02/2006 21:36)
manaova tenue cool
7. fasaly ( 19/02/2006 21:47)
8. diamondra27 ( 19/02/2006 22:22)
HM, Patrick: hum misaotra nanome sopapa e! na de tsy za aza io xxx io an
9. xxx ( 19/02/2006 23:00)
misy pro mitsy ato zany :wink:
kanjo zany ry xxx refa tiany ianao dia tiany foana na anao sexy na tsy, tsy misy hoatra ny mampiseho ny maha ianao anao toy ny isan'andro ihany, raha w e ray ianao no artif be rehefa tsy hoatrizay ianao amin'ny manaraka mety hiova ny fitiavany anao
10. patrick2002 ( 20/02/2006 00:59)
poikany mba andro iray exeptionnel io fa aza mety manao naturel izany,ianao ve mi deplacer aty @ km maromaro dia:-$
11. Veloo ( 20/02/2006 01:18)
io zany ilay oe aza mandino?:-D:-D:-D
12. Ralay ( 20/02/2006 04:10)
Efa vita ny azamanadino hono ry veloo kou :lol:
13. fasaly ( 20/02/2006 05:20)
ralay: kou mbola menamenatsa be hono zareo de lasa adino le izy kou8)

marina ihany ny teny xxx fa raha olona sendra tsy zatra manao talon haut zao le lzain'i patrick io hatahorako hanjera lay mi geste beuh midina ny totohatsa ny avion iny kou:°) de ampian'ny mini jupe de hitranga aby ny kilaoty:°)
14. Fiffi ( 20/02/2006 05:54)
fasaly: :-D:-D:-D fa raha izaho kosa aloha dia aleko hiany ilay tsotsotra eh! inona anefa ne tena misy lanjany mavesatra @ fitiavana: ny fanaovana sy fihovana na fiakanjoana sns....ve sa ny Fahitana anao ? dia ny fomba fiakanjohana ve no andeha ho jereny fa tsy ianao ? 8O
15. fasaly ( 20/02/2006 06:43)
fiffi: ouiiiiii! il faut rester soi meme e! tsy misy afa tsy izay sa ahoana an!
16. Fiffi ( 20/02/2006 08:16)
fasaly: izay mihintsy wa an! ny fo faly mifankahita no jerena , jereo ange eh! manao boum! boum! ery ireo fon'ny mpifankatia mifankahita:):):)
17. fasaly ( 20/02/2006 10:54)
ié tsy mahinta n'iza n'iza tsony fa mifanatona lay fo sy fanahy, sa ahoana ry xxx....tairo miadana ao fa aza de miasa saina amzany fa tiany foana na mano ahoana na ahoana e!8)
18. ren ( 20/02/2006 11:35)
zao kia! marina fa tsara ilay naturel fa refa mba miaraka aminy ndry dia mba tsy maintsy ilaina kosa ny mba manao manjamanja nohon'ny isan'andro sady vao maika anie tian'ny bandy zany sipa mihetsiketsika zany e,fa conseil kely fotsiny aza dia atao trop loatra na dia zany aza.bonne chance e!
19. fasaly ( 20/02/2006 11:38)
20. Ralay ( 20/02/2006 15:36)
Reveo milamina fa tsy ny paraitre no zavadehibe fa ny fitiavanao azy e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2017