week-end

21. kally ( 20/02/2006 16:25)
Ny torohevitr'i Ralay sy Fasaly io arahina, aza manao fihetsika sy fomba fitafy tsy mahazatra anao fa izay maha-anao anao atao fa sao itsoahany eo hoe toa niova be ity izy. sao izy indray no ho sadaikatra sy hanongo tena raha mahita anao manao zavatra tsy ampoiziny, ianao no tokony hahalala izay tiany fa ny lehilahy rehetra tsy mitovy.
22. Fiffi ( 20/02/2006 16:36)
eo ve dia hanao talon avo be eo dia ho folaka eo ny tongotra , dia hanao akanjo tery be eo fa hoe sexy de rovitra eo vao miodina de manisyranomanitra be de ho lazainyhoe "tu sens la cocotte" :-D:-D:-D non fa aleo ny tsitra hiany de samy falymifankahita eh!
23. Herimiafina ( 20/02/2006 17:05)
Otsan'ny tiako haverina be le scenario klé. Le somary vendrambendrana be iny mahintsiny no itiavako azy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
24. fasaly ( 20/02/2006 17:16)
kally: manjary matahatsa ve! de mtsika ndray i ngiama?????:°)

herimiafina; lay somary mitrokatroka lelo mahonena de misokatra somary mitanàka ny vava! ny maso mipendrapendrana, de lay kitapo kely ao ankelika ihany:-D
25. vivi ( 20/02/2006 17:29)
hotrany mampahatsiahy ahy ilay film ny arnold koa zany tatara zany , fa tsy tadidiko ilay titre , ilay tao @ chambre ,ilay lery saika anao surprise t@ vadiny , d apres moa tonga ny deba d noveleziny ilay sipa izy apres , tsy aiko koa ni mitatara azy ka !
26. fasaly ( 20/02/2006 17:36)
:°):idea:
27. Herimiafina ( 20/02/2006 17:54)
Taidiko iny film iny kah, ka le bajo kosa nampirafy an'ileiry knou! Tsy manja iny film iny kah, tsy tiako klé.

Fasaly: an3 kah! Le olona miezaka be manome fahafampo anie izany e! Kanefa ny ahy na zavatra kely aza ka atao ampitiavana de efa mety amiko e!
Na tsy misy kaly aza fa mandeha amin'izao de efa reveko be refa eo fotsiny izy e! le presence izany de efa important e!;-)
28. fasaly ( 20/02/2006 18:18)
hery: hay veuh e!:-D heveriko de manao pitrapitra kely nge zany e!:-D
ié! ny ahy kou otsanzay ka! tous mandeha ampitiavana dooly, fa matoa zà zay tsy mety manao de tsy ampitiavana:°):P
29. Herimiafina ( 20/02/2006 18:44)
Ny ahy akia refa eo miresaka ka present tsapako hoe misy olona eo akaikiko de efa lafatra an! mba marina e! tsy voavidy vola anie izany e! hehehehe:-D:-D
30. patrick2002 ( 20/02/2006 20:25)
ny ahy indray anie ry xxx ireo toro-hevitra eo ambony ireo,tena rehefa manomboka ny match eh!,talon aigue,sy ny chandelle au parfum de mimosa,aoka hazava ny resaka ah!rehefa midina @ avion toi tsotra fotsiny,naturel,mody kopakopay ny lobaky rangahy rehefa misy volo milatsaka,ao @ chambre mba ampiripirimo ny valise-rangahy,ataovy vonona eo ny slip sy ny paignoire vao maraina,ny petit dejeuner,tonga dia mihahaka mainao iny ;fa ariny daholo izay concurence-ny toi rehetra eo:wink:
31. vivi ( 20/02/2006 20:31)
herimiafina
32. Herimiafina ( 20/02/2006 20:53)
Loza marina fa lasa arnold njay i Herimiafina klé. tsy koua fa merci akia vivi an! Omeko ny tratrabe-ko njy refa hitako any amin'ny maizimaizina any! hehe=))=))
33. Fiffi ( 21/02/2006 05:31)
:-D
34. ari.malala ( 21/02/2006 07:15)
:-D:-D:-D
35. vivi ( 21/02/2006 10:27)
inona foana ary ty any @ maizina ty , efa we tsy miafina zany wa!
36. fasaly ( 21/02/2006 13:45)
Herimiafina:

Loza marina fa lasa arnold njay i Herimiafina klé. tsy koua fa merci akia vivi an! Omeko ny tratrabe-ko njy refa hitako any amin'ny maizimaizina any! hehe=))=))



:-D:-D:-D
37. fasaly ( 21/02/2006 13:46)
ka sao de menatsa izy muiaraka aminjy mazàva ry vivi:-D izy mantsy tsy seul fa mangalatsa no miaraka aminjy nge e!:°)
38. vivi ( 21/02/2006 14:44)
zay kosa aloha e, aza matoky saka fa trondro ny laoka ,
o ry xxx a,inona moa no mahatonga anareo mbola manamenatra raha ohatra efa vita ilay zavatra , tsy azoko loatra ka !, sao d mofo fotsiny kosa no tadiavi'ilay bandy e?, fa matoa aloha izy manafatra andry na tsy hiantoka frais aza d misy fitiavana ihany ,fa jereo ihany aloha we sao d hotel, ratsy b koa aloha no hitondrany andry , fa zay vao tena tatara
39. pissoa ( 21/02/2006 15:28)
Hihihi, True Lies ny titre-n'iny film iny retsy ry vivi ah, dia ratsy iny satria i Arnold no rôla :roll::-D:-D:-D:-D:-D

Fa maninn raha hotel ratsy beeee ry vivi :-D:-D:-D:-D:-D

Efa tapa-kevitra amin'izay ve i xxx?
40. fasaly ( 21/02/2006 15:58)
koa raha hitany ratsy be ve ny hotel tsy handeha hiova hafa e! rehefa maika izay tsy misy mahasakana ny zavatra rehetra kanou!:°) de inona ihany koa ny paozy hanaovanjy miala ny aéroport aza! efa décidé ve am ankanjo!.....:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3013