week-end

41. xxx ( 21/02/2006 17:19)
raha ny eritreritro aloha d zao aloha ,fa tsy aiko na fopla na ahoana e, anao jupe somary fohy ihany fa tsy tena fohy an,d miaraka @ boty an,ambony somary veste kely misokatra , satria somary cool ihany fa tsy mikata io , d 2eme jrs za vao anao jean sy basket, ary 3e ilay hody iny hanao cool indray , fa ny alina fotsiny somary mitondra robe d soiré ihany sao d hivoaka kely na misy diner tt a tete!, sa ahoana?, ary ny torohevitrareo ahoana?
42. vivi ( 21/02/2006 17:26)
pissoa
43. fasaly ( 21/02/2006 19:06)
vivi: fa maninona no fopla ny manao makiazy????
zà kalou tia e! fa tsy fopla:wink::-D
kozy zany, vao maika aza manitona ery kanou! de mahazo ny hoe t'es superbe avy eo :-D
44. fasaly ( 21/02/2006 19:10)
xxx: mety zany ka! bien bien!:°)
raha zà kou de zau mùahintsy no nataoko
efa bian calculer zany ny rro an! ary ny nuit toride??????8)
45. andry44 ( 21/02/2006 19:40)
NaNao ahaona ny Week-end ry XXX a!Nahomby ve ny paika?:lol:
Miandry ny tatititra ny vahoka ato e!
46. fasaly ( 22/02/2006 05:22)
tena efa raikitra kosa angamba zay ny fety ny week end de nisy prolongation de sejours kanou! nilay lotra ny fihaonana:P
47. vivi ( 22/02/2006 09:16)
tsy we fopla ry fasaly,fa ndraindray rehefa t hanao manja loatra d lasa manao trop d tsy mandeha @ lonini, fa tokony @ antony ihany , ka zay ny anafarana azy tsara , satria mila hevitra izy koa!
48. xxx ( 22/02/2006 09:18)
mbola tsy zao akia fa miandry kely l week end akia ,fa tsy maintsy tataraina eto raha vao vita , namana nanome hevitra v d hanafenana !
49. fasaly ( 22/02/2006 13:10)
ah ok! toa manja kou nge zany aventure njy zany raha tanteraka e! de bonne amuse rehefa tonga ny fotoana zany e!:wink:
50. vivi ( 22/02/2006 16:01)
tena aleo homena hevitra betsaka indry zany ry xxx fa tena efa miomana ka tsy atao zay maha diso fanantenana any lery,sa ahoana ry fasaly?aza adino koa ny massage madinidinika ,position ny aza manadino fa tsy reny routine reny foana, tsy mahazo manao tendakanina b, ary na d eo aza io rehetra ireo , d aza omena azy daholo ny mamy any @ ndry fa mba asio jardin secret ihany, fa rehefa hitany daholo koa tsy asiany sira intsony,na d ny fiainana rehetra , mbola tsy vady io fa sipa !,aza miseho mamba b koa , hihihi
51. fasaly ( 22/02/2006 16:09)
:°) zany an!
fangah rehefa tonga ny feeling mahavita tsony ny hoe vady ity sa sipa:P
tonga de lay any am farann'ny tampony no tanjona kanou! hanao ihany ve de hanao tapany kosa:-D
amzay izy tsy manadino manjakizay na dia tsy hiaraka tsony aza:wink::-D
52. andry44 ( 23/02/2006 07:17)
Tsy ratsy kosa izany paika'i fasaly izany an!!:lol::lol:
Tahaky ny ahaona ilay position aza manadino ry vivi???
53. fasaly ( 23/02/2006 07:21)
:-D:-D:-D lay manao tongotra akatoka angambazany:roll::roll:
54. vivi ( 23/02/2006 17:48)
an3,la levrette, l'amazone...fa misy mbola milay fa haleo hijanona eo fa lasa tatara x ty tatara ty!ary ty andry44 ty koa an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2863