nareo ve reto efa tratran aza "NY AZA MANADINO"

1. miyah ( 17/02/2006 10:11)
Io zany alou d vokasikio daholo refa resaka rehetr na fitiavana na resaka fiainan ankapobeny, ny rehetra é! ts aleo v mba hifampitantarana sy resahana keli é! ts haiko hoe iza no nanome ny "aza manadino......" anareo na hoe iza no nomenareo ny "aza mnadino ....." tany, fa mba tantarao fa zay manana be d b!
répondu par ollie le 21/04/2006 20:52
2. sonwin ( 17/02/2006 10:42)
ahona zany?
3. watafon ( 17/02/2006 10:52)
atomboy ary hovakiana e!
4. fasaly ( 17/02/2006 11:17)
inona ny dikan'izany??????:roll:
5. rurik ( 17/02/2006 11:50)
tsy mazava , tsy azo:-w:-w:-w
6. miyah ( 17/02/2006 12:14)
mampmé b ko nareo, zany v d ts azo? aleo tonga d ho vantanina @ resak sex alou é! ohatran hoe nisy olona niaraka taminareo d nomeny ny aza mnadino nareo, zany hoe nataony tena ts hanadino azy mits, nefa efa ts misy relation tsony, otran hoe naolany na hope nareo ko no nanome ny aza manadino é! otran hoe ataonareo mandady mits lé olona ka mnao tampody miverina foana, ts haiko tson yzay hanazavana azy fa za az mihomehy manoratraa zy, sao tokony ataoko sary keli aza, nareo v d ts mahatsiaro olona eo am pamakiana ty é!
7. fasaly ( 17/02/2006 12:37)
zà mbola tsy tsatsa ka!:°):-w
8. ari.malala ( 17/02/2006 13:17)
tsy azoko mints le resaka :roll::roll:
9. Veloo ( 17/02/2006 16:52)
ari a
nomena revy tsara zany ilay kala e dia tiany ilay kala hatadidy foana na aiza na aiza alehany ary ny heviny dia mba hiverina ilay kala any aminy.8O
zay ve ilay izy ry miyah?8O
10. booboo ( 17/02/2006 18:45)
asio ohatra boooobaka oe fa tsy mazava sy tsy azo sy tsy araka hatreto
11. Veloo ( 17/02/2006 19:12)
boo2 io lazaiko io ve tsy mazava?8O
12. Herimiafina ( 17/02/2006 19:38)
Zah tena tsy mety manadino ilay nataon'i Veloo tamiko iny mahintsiny klé! hehehehe:-D:-D
13. fasaly ( 17/02/2006 20:53)
:arrow:
14. scorpion ( 17/02/2006 20:56)
miyah> andao hihaona dia omeko ny aza manadino ianao
15. akamatiana ( 17/02/2006 21:42)
:roll:
16. fijo ( 17/02/2006 22:03)
za aloha efa nisyolona nitady ahy foana ,fa tsy haiko na voako ny aza manadino izy na ahoana.fa ry mpihaino vavaka no fantatro fa tena voan'ny azamanadino
17. watafon ( 18/02/2006 04:46)
:-D:-D:-D
18. booboo ( 18/02/2006 10:16)
veloo > :°)zay vô azoazoko @ zay
19. hesham ( 18/02/2006 16:35)
fijo hahahahahah ie , ry mpihaino vavaka marina tsy mety manadino .
O ry reto an fa firy tona doli nareo no tsy aharaka ny aza manadino eee.
Mena ny hafatra no dikany ee , tsy hafatra ambava fa hafatra @ fihetsika refa manao firaisana .
Misy bandy zay ngamba tena tratrako fa tamizany andro zany izy anisan`ny bandy tena sady bogosy no be detanty de mampifila be fa in1 andro tena nomeko ny hafatra milay be fa mandrak`ity androany mbola mitady ary saika torana vo naheno hoe tsy any Mada tsony za,fananiko mintsy nanome azy milay be mba ahatsiarovany ahy mandrapikipin`ny masony fa nijaly lotra ny saiko taminy .:-D:-D:-D
20. vlol ( 18/02/2006 19:50)
afakely njay aky iny faravelomanjy iny ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3175