nareo ve reto efa tratran aza "NY AZA MANADINO"

21. Veloo ( 19/02/2006 23:19)
o ry kala hery a fa angaha isika efa nifankahita?:roll::roll::twisted::twisted:
22. mamzelkely ( 20/02/2006 07:26)
za no efa nanome ny azamanadino ra izany :^)=))=))
23. rurik ( 20/02/2006 07:52)
hesman ka maninona angaha raha lazaina @le tena filazana azy fa tsy aolakolaka mety samy manana ny filazany azy ka manjary tsy mifankahazo ny resaka .
24. miyah ( 20/02/2006 10:40)
ka andao aza isika hanao zavatr ts hifanadinoana é! enao ry scorpion an! in ny tena fahaizanao noho i za no omenao ny aza manadino, mba tantarao keli eto alo ny patiny ahafahako manao étude aza, sao manko ho enao ndray noho tratran aza manadino eo, nyahy ts ny az mnadino ihany fa d mitondra takaitra mits miala eo, folapolahana keli mits é!!!!!!!!!!!ts aleo v mba omeo keli ny CV anao, sady za zao en mank b!
25. mandrindra ( 20/02/2006 14:08)
en mank ve dia Cv no angatahana, asa sa manky cv izany fa izaho no tsy maharaka
26. fasaly ( 20/02/2006 14:46)
:-D:-D:-D cv anlay expérience efa vitanao amlay fika be ngamba zany ry mandrindra:-D
27. Herimiafina ( 20/02/2006 19:52)
hesham:

Misy bandy zay ngamba tena tratrako fa tamizany andro zany izy anisan`ny bandy tena sady bogosy no be detanty de mampifila be fa in1 andro tena nomeko ny hafatra milay be fa mandrak`ity androany mbola mitady ary saika torana vo naheno hoe tsy any Mada tsony za,fananiko mintsy nanome azy milay be mba ahatsiarovany ahy mandrapikipin`ny masony fa nijaly lotra ny saiko taminy .:-D:-D:-D

Fantatro i nedala fa mitovy tsy misy valaka amin'io teneninao io koa no mba noteneniny tamiko, hehehe=))=))

28. Herimiafina ( 20/02/2006 19:53)
Veloo:

o ry kala hery a fa angaha isika efa nifankahita?:roll::roll::twisted::twisted:

Tsy misy tokony hatahoranao anie ry Veloo izany e! Angaha moa isika de nanao inona loatra e? hehehe=))=))

29. Veloo ( 20/02/2006 23:24)
hery a ka inn ary ny aza manadino nataoko anao e?:roll::^):^)
30. Herimiafina ( 21/02/2006 01:57)
Jereo izao ity zah tsy mety manadino anao intsony knou! Tsy efa aza manadino ve izany e! Ary enao ve mba nanadino ahy klou e? hehehehe:-D:-D
31. miyah ( 21/02/2006 07:36)
tena ts mazav mits nareo ry herimiafina sy veloo an! in ndray no nataonareo miafina tany!
32. maelys ( 21/02/2006 08:29)
miyah ko tsy enao ihany ve no nilaza hoe aza manadino am lafiny retra ko inn dray!!!zany ve de tokony anontaniana ! de nisy zvt nataon'i veloo zany tsy hanadinoin'i HM anazy ko :-$
33. mamzelkely ( 21/02/2006 09:10)
veloo< hummmmmmm nanao ny aza manadino aaa:°)

herimiafina< aôna zany tratrany aza manadino zany :-D:-D
34. hesham ( 21/02/2006 10:06)
herimiafina hihihihi zany ve , sao dia ianao ary le izy kle , mba moe sary hoe jereko sao ianao le tratrako .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. miyah ( 21/02/2006 12:35)
Tsis bedy raha efa nifanome ny aza manadino rankizy fa na zany aza mba tantarao fa zay t hahafantatra mba hampiharinai an am hafa ko sao d mba ts hadinon olona zay
36. scorpion ( 21/02/2006 12:39)
miyah>:*, hifanome ny aza manadino tsy ho ela isika an:wink:
37. Herimiafina ( 21/02/2006 19:54)
hesham:

herimiafina hihihihi zany ve , sao dia ianao ary le izy kle , mba moe sary hoe jereko sao ianao le tratrako .:-D:-D:-D:-D:-D:-D

ô ry zareo an! Diniho tsara ity fa ohatr'izao no atao hoe Symptôme ny aza manadino, hehehehe=))=))

38. mimiso ( 22/02/2006 14:04)
=))
39. Veloo ( 22/02/2006 15:46)
eo ko reto dia gaigy mihaino ny adalan'i hery eo:-D:-D:-D
hery manondrana io:roll:
40. Herimiafina ( 22/02/2006 16:02)
Veloo:

eo ko reto dia gaigy mihaino ny adalan'i hery eo:-D:-D:-D
hery manondrana io:roll:


Ity koa misy voa anakiray! hehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2626