nareo ve reto efa tratran aza "NY AZA MANADINO"
42. cutie
(
22/02/2006 17:02)
za mbola tsy tratran'ny aza manadino, ohatran;ny ahona izy zany?:roll:
44. cutie
(
22/02/2006 18:31)
veloo, azoko @ zay kay ny fandehany ka, mbola namaky kely aloha :wink:
47. mamzelkely
(
23/02/2006 12:33)
cutiew aru mitovy tsika mitovy zany za ko efa nanome ny aza manadino fa mbola tsy tsatsa :°):-D:-D
48. cutie
(
23/02/2006 12:34)
fa le mbola tsy voa reny mbola mety ho tratra ihany ndray andro any a :-D:-D:-D:-D:-D
49. mamzelkely
(
23/02/2006 12:42)
ezahana klou ts ho tsatsa ee le manome ihany mantsy no milay :-D:-D
51. Herimiafina
(
23/02/2006 21:18)
Eeeh! Zah mba omeo ny aza manadino kely fa tiako be le voany e! Io moa e! hehehehe=))=))
53. Herimiafina
(
24/02/2006 18:14)
Io moa ry Veloo chérie e! Ao fa zah tsy hiteniteny1 hehehehehe=))=))
59. hesham
(
28/02/2006 19:33)
hihihihihi herimiafina hihihihihi ilay symptome avy tany aminao no nifindra taty fa aza mody fanina eo sa mahita an`i veloo de mody hoe ...:-D:-D:-D:-D:-D:-D